MF Healthy FOOD

MF Healthy FOOD REPAS ÉQUILIBRÉS

Iray vera rano mafana dia hop😁 lasa zao pour la journée, ratoandro indray hita eo ny sakafo 🤗Bonne journée daolo ary o
02/09/2026

Iray vera rano mafana dia hop😁 lasa zao pour la journée, ratoandro indray hita eo ny sakafo 🤗
Bonne journée daolo ary o

Coucou 🙂, somary nihinambary kely ny atoandro fa nivoaka kely moa,ialana tsiny fa tsy azoko saryFaranako  jus de  carott...
01/09/2026

Coucou 🙂, somary nihinambary kely ny atoandro fa nivoaka kely moa,ialana tsiny fa tsy azoko sary
Faranako jus de carotte citron ity ny hariva dia hendry tsara😁

Sakafo anio Gratin de broccoli Mety tsara @ ty andro mangatsiaka ity
31/08/2026

Sakafo anio Gratin de broccoli
Mety tsara @ ty andro mangatsiaka ity

C'est la rentrée !!! Pour nous aloha vita ny vacances, hanainga ianatra ny ankizy😁Dia hanomboka iverina   Pour se motive...
30/08/2026

C'est la rentrée !!! Pour nous aloha vita ny vacances, hanainga ianatra ny ankizy😁
Dia hanomboka iverina
Pour se motiver dia hiezaka handefa ny progression eto hatrany ary manasa zay vonona iarak@ko iditra mp pour plus de détails

Bon weekend🙂
29/08/2026

Bon weekend🙂

Bonjour, rehefa miresaka oe " te hiena" dia tsy maintsy ny sakafo no amboarina voalohanyIndro ary ny anio ,ef nanao jeun...
27/08/2026

Bonjour, rehefa miresaka oe " te hiena" dia tsy maintsy ny sakafo no amboarina voalohany
Indro ary ny anio ,ef nanao jeun 18h mits mba hihinana an'izy ity 😆😆
Tourte poulet fromage😍😋

09/08/2026

😴 TORIMASO AMPY → manampy amin’ny fahazotoan-komana sy ny fahafahana manaraka tsara ny sakafo.
🥗 SAKAFO VOALANJALANJA → io no tena mamaritra ny habetsahan’ny calories miditra; tsy voatery hanafoana tanteraka ny féculents.
🚶‍♀️ FAMPIHETSEHANA VATANA → mampitombo ny calories lany ary manampy indrindra amin’ny fitazonana ilay lanja very.
Ireo no fototra 3 lehibe hanampy antsika hampihena lanja sy ho salama
Tsy ny régime henjana ihany no vahaolana…
Ny EQUILIBRE sy ny RÉGULARITÉ no tena zava-dehibe. 💪✨

06/08/2026

Bjr🙂, anisany tena ilaina ny mandeha tongotra
Nahavita vita betsaka taty -tsasatra
zahay manomboka miverina miasa ho anao zay anaterana cake ,pain de mie .... sy boisson detox🙂

Coucou🙂, reto alou ny masaka omaly Detox water gratuit🤗 d tena manezaka mits misotroFruits, vary 1sotrob eo ho eo,petit ...
04/08/2026

Coucou🙂, reto alou ny masaka omaly
Detox water gratuit🤗 d tena manezaka mits misotro
Fruits, vary 1sotrob eo ho eo,petit pois sy Steak

Ezahana mafy ny fifehezan-tenda😁 Ny anio: émincé de zébu sy légumes sautées 😍Trop bon😋Bonne soirée daolo
02/08/2026

Ezahana mafy ny fifehezan-tenda😁
Ny anio: émincé de zébu sy légumes sautées 😍
Trop bon😋
Bonne soirée daolo

Address

Antananarivo

Telephone

+261344313693

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when MF Healthy FOOD posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to MF Healthy FOOD:

Shortcuts

Share