30/12/2021
👉 Inona avy indray ary amin'ny ambangovangony ny soa azo avy amin'ny PROPOLIS SOFT GEL ?
NY PROPOLIS DIA ANISAN'NY ANTSOIN NY REHETRA HOE (Antibiotiques naturels )
- NY OMS dia nampiditra ao antin'ny programany mahakasika ny fampiasana ny vokatra Propolis mba ho tombontsoan'ny be sy ny maro (L'OMS a ajouté l'utilisation de la propolis dans son programme nutrition et santé. La propolis aurait en effet des bienfaits : )
- Manampy sy misoroka ireo olan ny Hoditra (Pour les problèmes de peau (mycose, verrues, acné...)
- Ny olan'ny ORL (Pour les problèmes ORL type angine, rhinopharyngite, sinusite. Mais elle agit aussi sur la rhinite, l'otite, la bronchite, la pneumonie, la trachéite, le rhume, l'asthme...)
- Ny olan'ny aty vava miaro sy misoroka ireo karazana aretina misy ao (Pour les problèmes bucco-dentaires comme les aphtes ou les gingivite. Elle agit aussi sur la parodontite, la glossite (inflammation de la langue), les abcès dentaires, le muguet ou encore les caries.)
- Misoroka ireo olan'ny fitaovam-pananahana (Pour les problèmes urogénitaux (vaginite, adénome de la prostate, cystite,). Mais aussi la néphrite, la dysménorrhée, le cancer du col utérin.)
- Miaro ireo microba (Anti-microbes.)
- Trara hoan'ny Fo (Pour le coeur : la propolis est bénéfique en cas d'hypertension artérielle, en cas d'hypercholestérolémie. Elle tonifie les vaisseaux sanguins.)
- Miaro amin'ny fanadinoana lava reny sy ny aretin'ny Parkinson (Contre Alzheimer et Parkinson : la propolis montre une capacité à ralentir la dégradation des neurones, elle apporte ici son intérêt dans la maladie de Parkinson, également pour les personnes atteintes de sclérose en plaque et de la maladie d'Alzheimer (en favorisant le fonctionnement des cellules notamment).
- Manampy amin'ny fanasitranana ny fery sns...(En cas de diabète : La propolis tend à normaliser les marqueurs biologiques et à aider à la cicatrisation des plaies, chez les diabétiques.)
👉Aza misalasala miantso avy hatrany ny :
📞 038 75 962 61
👉 Aza mandefa vola na mandray antso hafa ,ireo efa voasoratra eo ambony ny laharana finday mba ialana amin'ny hosoka sy ny fitaka .
🚗 Manao livraison TANA VILLE ,Mandefa maneran ny Madagascr amin; ny Poste rapide,Colis express, Services Rapides, Taxi-Brousses.
👉 Tsy mamaly Comentaire mba hitandrovan ny tsy ambaratelon'ny tsirairay ,raha mila fanazavana fanampiny tonga mandefasa hafatra miafina na (MP)
👉 Aza hadino ny manao j'aime sy mipartage .
Misaotra indrindra🙏