28/08/2026
🔥 PROMOTION CRÈMES SOLAIRES ATO AMIN’NY MÉDICAL+! ☀️
Crème solaire roa karazany azo isafidianana:
✔️ Crème solaire 5X Vitamin
✔️ Crème solaire classique
✅Miaro amin’ny taratry ny masoandro
✅Mety ampiasaina isan’andro.
✅ Vidiny promotion: 15 000 Ar ny iray
⚠️ Stock limités, ka manafara dieny izao!
🕡 Misokatra amin’ny 6:30 maraina hatramin’ny 18:00 hariva ny boutique.
📍 Arrêt bus Mangarivotra – Itaosy Hôpital
📩 Raha liana ianao dia mandefasa hafatra miafina.
🚚 Manao livraison manerana an’i Madagasikara izahay.