Groupe social - Hospice de Madagascar

Groupe social - Hospice de Madagascar VONDRONA SOSIALY - MALAGASY MIFANAMPY

🇲🇬Rehefa voyage aty aminay
04/06/2026

🇲🇬Rehefa voyage aty aminay

🇲🇬 Raha hiasa any AN-DAFY mahakasika ny AUXILIAIRE DE VIE SOCIALE ianao, dia mila mahay an'ireto Onze (11) technique d'a...
04/06/2026

🇲🇬 Raha hiasa any AN-DAFY mahakasika ny AUXILIAIRE DE VIE SOCIALE ianao, dia mila mahay an'ireto Onze (11) technique d'accompagnement pour les senior
* Sorato hoe : "Onze (11) technique "

Avec 24h Mada – Je fais désormais partie de ses super fans !
03/06/2026

Avec 24h Mada – Je fais désormais partie de ses super fans !

🇲🇬 APRÈS AU PAIR : aza mijanona eo.* Ny retour après séjour AU PAIR, dia mila préparation: réflexion, documents, référen...
03/06/2026

🇲🇬 APRÈS AU PAIR : aza mijanona eo.
* Ny retour après séjour AU PAIR, dia mila préparation: réflexion, documents, références, compétences, CV, réseau, adaptation ary planification.

* Ny traikefa azonao dia manokatra opportunités vaovao.
* Misy Torohevitra 10, pejy miisa enina (06 pages), hanampy anao handamina ny dingana manaraka.

👉 Sorato hoe : 10 Conseils après AU PAIR

🇲🇬TIAKO RAHA NAMAKO IANAO !

🇲🇬MILA OLONA HANAMPY NY TOKANTRANONAO ?   ?👉Hikarakara zaza, na marary na Zokiolona azo antoka any an-tokantranonao 👉 Ny...
03/06/2026

🇲🇬MILA OLONA HANAMPY NY TOKANTRANONAO ? ?
👉Hikarakara zaza, na marary na Zokiolona azo antoka any an-tokantranonao
👉 Ny Association AMIS DE MADAGASCAR dia manolotra ekipa vita fiofanana, madio, mihaja ary manana traikefa, afaka manao garde malade sy aide à domicile araka izay ilainao.
👉 Na andro na alina, azo atao fixe...
👉 Ny Association no manao Contrat aminao
👉 Faritra maro eto Madagasikara

👉 Raha ilainao, sorato hoe : MILA OLONA HIKARAKARA

🇲🇬 Fahaleovantena ARA-PITIAVANA* Fikambanana miaina anaty SOSIALY * 17 taona nanaovana activités sociales !             ...
03/06/2026

🇲🇬 Fahaleovantena ARA-PITIAVANA
* Fikambanana miaina anaty SOSIALY
* 17 taona nanaovana activités sociales !
TIAKO RAHA NAMAKO IANAO

🇲🇬Eto isika dia hiresaka kely mahakasika ny Au pair makany Pays-Bas 👉Soraty hoe " Au pai Pays-Bas raha ilainao
03/06/2026

🇲🇬Eto isika dia hiresaka kely mahakasika ny Au pair makany Pays-Bas
👉Soraty hoe " Au pai Pays-Bas raha ilainao

🇲🇬Maro ny ASA azo atao eto Madagasikara * Mihoatra ny 15 ny  FREELANCE azo atao, miainga eto amintsika. * Misy formation...
03/06/2026

🇲🇬Maro ny ASA azo atao eto Madagasikara
* Mihoatra ny 15 ny FREELANCE azo atao, miainga eto amintsika.
* Misy formations samihafa tokony atao kosa anefa, isan'izany ny langues sy ny fikarakarana réseaux sociaux ary ny service en ligne sns...
* Misy 05 pages aloha ny fitanisana ireo karazana FREELANCE 15 azonao atao
* Omenay tsikelikely GRATUIT eto ny formations hifehezana ny Freelance. Fa tsara tena manaraka formation direct

👉 Sorato hoe : 15 freelance de Madagascar

🇲🇬 Renouvellement de L'OPPORTUNITÉ * Hetsika vaovao indray izay 15 vonona voalohany. Ho an'ireo tena tery ara-potoana ka...
03/06/2026

🇲🇬 Renouvellement de L'OPPORTUNITÉ
* Hetsika vaovao indray izay 15 vonona voalohany. Ho an'ireo tena tery ara-potoana kanefa tsy maintsy hanao
* Tonga dia miresaha amin'ny responsable

👉 Sorato hoe : Groupe de 15 stages

(Aza ovaina amin'io soratra io hanavahana azy anaty MP)

🇲🇬 Manampy ny Zokiolona ny Citron * Misy toromarika pejy 5 ireto (5 pages), omeko anao, fa alefa anaty MP👉Sorato hoe : C...
03/06/2026

🇲🇬 Manampy ny Zokiolona ny Citron
* Misy toromarika pejy 5 ireto (5 pages), omeko anao, fa alefa anaty MP
👉Sorato hoe : CITRON ZOKIOLONA

Address

Antananarivo

Telephone

+261341719677

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Groupe social - Hospice de Madagascar posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Groupe social - Hospice de Madagascar:

Share