La Page de Dr Anja Andrii

La Page de Dr Anja Andrii 🦷 Hitsakoana, afahana mitelina sy miteny ary endrika ihany koa ny nify 🦷

Prenez soin de vos dents… Sady ilaina anie ireo anaty endrika no ilaina na anaty fitsakoana, na fitelomana na fitenenana...
31/03/2026

Prenez soin de vos dents…

Sady ilaina anie ireo anaty endrika no ilaina na anaty fitsakoana, na fitelomana na fitenenana eeee πŸ˜‰

Rehefa banga dia tsy maintsy soloina fa tsy misy tena hahasolo πŸ’―/πŸ’― ny tena nify natoraly izany ary tsy mora anie ny mitondra solonify

Am-pitiavana be πŸ«ΆπŸΌπŸ’•

Sur scΓ¨ne et en plein discours, tout bascule pour Kamolwan Chanago, 18 ans : ses facettes dentaires tombent… mais elle garde son sang-froid et continue comme si de rien n’était.

Représentante de Pathum Thani, elle les ajuste discrètement avant de reprendre le défilé sous les applaudissements. Un moment viral lors de Miss Grand Thailand 2026, salué par Miss Grand International, qui relance aussi le débat sur les standards de beauté

01/03/2026

Raha tena tsy maintsy ilaina ny fanalΓ na nify anaty fitondrana vohoka dia anaty ny telo volana faharoa no tsara indrindra ary raha azo atao dia fadiana ny fitarafana β€žradioβ€œ. Ireo no idealy fa ny mpitsabo nify sy mpanaraka ny vohoka anao no tomponβ€˜ny teny farany πŸ˜‰

π•π¨π€πšπ­π«π² 𝐧𝐲 𝐭𝐬𝐲 𝐟𝐚𝐑𝐚𝐬𝐚π₯𝐚𝐦𝐚𝐧´𝐧𝐲 𝐧𝐒𝐟𝐲 𝐬𝐲 𝐧𝐲 𝐚𝐭𝐒𝐯𝐚𝐯𝐚 𝐞𝐨 𝐚𝐦𝐒𝐧´𝐧𝐲 𝐟𝐒𝐭𝐨𝐧𝐝𝐫𝐚𝐧𝐚 𝐯𝐨𝐑𝐨𝐀𝐚Ny β€ž infectionβ€œ ny ativava tsy voatsabo dia...
16/01/2026

π•π¨π€πšπ­π«π² 𝐧𝐲 𝐭𝐬𝐲 𝐟𝐚𝐑𝐚𝐬𝐚π₯𝐚𝐦𝐚𝐧´𝐧𝐲 𝐧𝐒𝐟𝐲 𝐬𝐲 𝐧𝐲 𝐚𝐭𝐒𝐯𝐚𝐯𝐚 𝐞𝐨 𝐚𝐦𝐒𝐧´𝐧𝐲 𝐟𝐒𝐭𝐨𝐧𝐝𝐫𝐚𝐧𝐚 𝐯𝐨𝐑𝐨𝐀𝐚

Ny β€ž infectionβ€œ ny ativava tsy voatsabo dia mety hiteraka fahaterahana tsy tonga volana ny zaza na ihany koa tsy fahampianβ€˜ny lanja ny zaza.

Eny mety hiteraka tsy fahatomombanana aminβ€˜ny fitondrana vohoka ny tsy fahasalamanβ€˜ny nify sy ativava ka tena aza atao ambanin-javatra ny fanaraha-maso sy fitsaboana azy ary indrindra fadio ny manao dokotera tena 😊

Dr Anja Andrii - Chirurgien Dentiste πŸ‡²πŸ‡¬
FizarΓ na am-pitiavana be πŸ«ΆπŸΌπŸ’•

Address

Antananarivo

Telephone

+261344331117

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when La Page de Dr Anja Andrii posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to La Page de Dr Anja Andrii:

Shortcuts

Share