Cabinet de soins naturelles

Cabinet de soins naturelles SANTÉ

19/03/2022
Hoanareo vehivavy manana olana ara-pananaha, maniry hiteraka nefa tsy mahazo zaza, na mitondra vohoka nefa afa-jaza tsy ...
08/03/2022

Hoanareo vehivavy manana olana ara-pananaha, maniry hiteraka nefa tsy mahazo zaza, na mitondra vohoka nefa afa-jaza tsy fidiny, na koa manana olana ara-pasalamana hafa, aza misalasala ary fa tonga de manatona ny Cabinet de Soins Naturels ety TALATAMATY, na miantso mivantana ny laharana 034 92 220 60

Ny tsara hofantatra
08/03/2022

Ny tsara hofantatra

07/03/2022
07/03/2022
Ny Cabinet de Soins Naturels dia Mitsabo ny aretina rehetra, ary mitsabo amin'ny alalan'ny fanafody nentim-paharazana(Re...
07/03/2022

Ny Cabinet de Soins Naturels dia Mitsabo ny aretina rehetra, ary mitsabo amin'ny alalan'ny fanafody nentim-paharazana(Remède Naturelle), sy Otra(Massage), ary mandray marary isan'andro.

Ny fomba fandraisana ny marary dia:

1) Ny olona voalohany hizaha ny tsy fasalamany dia miantso ny laharana ery ambany maka rendez-vous na fotoana.

2) Ny efa manaraka ny fitsabona kosa dia manaraka ny toromarika sy ny rendez vous de massage izay nomen'ny mpitsabo azy.

3) Tsara ny manamarika fa ny fanafody izay omenay ato amin'ny Cabinet de Soins Naturels, dia Biologique(Matoraly) avokoa ary manaraka Protocol amin'ny maha remèdes naturelle azy.

4) Cabinet de Soins Naturels dia manaraka ny fitsipika ho fiarovana ny Covid-19 hatrany.

Raha toa ka mila fanazavana fanampiny na hanao Consultation sy Diagnostic dia azonao atao ny miantso ny laharana 034 92 220 60 hatrany. Misaotra tompoko !

Address

TALATAMATY
Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Cabinet de soins naturelles posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share