10/06/2026
‼️POV : QUAND TU ESSAIES TANT BIEN QUE MAL DE CRÉER UNE ASSIETTE ÉQUILIBRÉE
… en suivant les 😅
Dia zao an,
☝🏼Tsy hoe atao fady tanteraka ny sakafo « à base de farine de blé »
Fa teto zao mba pâtes aux épinards 🥬
Dia mba tsaratsara kokoa rehefa samy « au blé » ihany 😉
✌🏼Poulet cuit à la vapeur ny safidy teto
Hialana amin’ny menaka izay efa misy ao anaty pâtes sy lasary
Matsiro foana io avec quelques épices 😋
✅ Tsy sarotra no misakafo ara-pahasalamana ka aza mitady excuses itsony 😁
, 𝐿𝑒 𝑠𝑝𝑜𝑟𝑡 𝑑𝑖𝑓𝑓𝑒́𝑟𝑒𝑚𝑚𝑒𝑛𝑡 🌸
📲034 14 990 90
✨