Mahatsara

Mahatsara Mahatsara est une entreprise spécialisée dans les fruits, légumes et condiments séchés.

Mahatsara est une entreprise familiale productrice de fruits, légumes et condiments séchés.

02/09/2026

NY KAKI NOHAMAININA DIA:
- Manampy ny vatana amin'ny fanoherana ny fahanteran'ny sela noho ireo vitamina sy "carténoîde" ao aminy
- Mampiakatra ny hery fiarovana indrindra amin'ny ririnina
- Misy "fibre" betsaka ka manampy amin'ny fandevonan-kanina, indrindra ho an'ny tsinay
- Manamarina ny tosi-dra sady manena ireo tavy ratsy any amin'ny vatana
- Manome tanjaka noho ireo siramamy voajanahary ao aminy
- Manalefaka sy mahatsara ny hoditra
- Miaro sy manatsara ny fahitan'ny maso

LE KAKI SECHE EST:

⦁ Un antioxydant puissant : riche en caroténoïdes et vitamine C : il aide à lutter contre le vieillissement cellulaire et à neutraliser les radicaux libres.
⦁ Renforce l'immunité : Il aide à protéger l'organisme contre les infections, notamment en hiver.
⦁ Santé digestive : forte teneur en fibres, il favorise un bon transit intestinal.
⦁ Santé cardiovasculaire : Il contribue à la régulation de la tension artérielle et à la réduction du "mauvais" cholestérol (LDL).
⦁ Source d'énergie et satiété : Riche en sucres naturels, il procure un regain d'énergie rapide et une sensation de satiété, ce qui aide à limiter les fringales.
⦁ Santé de la peau : Sa teneur en nutriments favorise la production de collagène, donnant du tonus à la peau.
⦁ Santé oculaire : Le bêta-carotène aide à protéger la rétine et à maintenir une bonne vision.

Mbola manana manga maina foana isika 🥰 hotsakitsakiana na hotsakotsakoana, hanaovana dite, hatao amin'ny lasary na koa a...
31/08/2026

Mbola manana manga maina foana isika 🥰 hotsakitsakiana na hotsakotsakoana, hanaovana dite, hatao amin'ny lasary na koa amin'ny mofomamy. 🥭

Nous avons toujours les mangues séchées 🥰 pour le snack, le grignotage, le thé, la salade ou la pâtisserie 🥭

NY MANANASY NOHAMAININA?- Manan-karena fibra, manampy amin'ny fandevonan-kanina sy ny fiasan'ny tsinay- Betsaka Vitamina...
30/08/2026

NY MANANASY NOHAMAININA?

- Manan-karena fibra, manampy amin'ny fandevonan-kanina sy ny fiasan'ny tsinay
- Betsaka Vitamina C, manganezy ary "antioxydant" izay tena ilaina amin'ny fifandimbiasan'ireo tsinay sy ny hery fiarovana
- Manamora ny fandevonana ireo prôteina, manena ny "inflammations" ary manampy amin'ny fanenana vatana
- Mitondra tanjaka
- Misy "bromélaîne" izay entina miady amin'ny fanaintainan'ny vanin-taolana sy ny fivontosana
- Misy manganezy ka manena ny rarin-tsaina amin'ny fiarovana ireo sela mifandraika amin'izany
- Manampy amin'ny fanatoniana ny sery sy ny aretin-tenda ary ny fanaintainana mandritra ny fadimbolana.

ANANAS SECHE

- Est riche en fibres, il aide à la digestion et au confort intestinal
- Est riche en vitamine C, en manganèse et en antioxydants, idéal pour le transit intestinal et le système immunitaire
- Facilite la digestion des protéines, réduit les inflammations et aide à la perte de poids
- Est un apport énergétique
- Est riche en bromélaïne qui aide à lutter contre les douleurs articulaires (arthrose) et les œdèmes
- Contient du manganèse et réduit le stress en protégeant les cellules oxydatifs
- Aide à la régulation de la tension artérielle grâce au potassium
- Aide à apaiser les rhumes et les maux de gorge, ainsi que les douleurs menstruelles.

NY TONGOLOBE NOHAMAININA:- "antioxydant" na mpanavao ka miaro ny selan'ny vatantsika- Manampy amin'ny fanenana ireo mena...
26/08/2026

NY TONGOLOBE NOHAMAININA:
- "antioxydant" na mpanavao ka miaro ny selan'ny vatantsika
- Manampy amin'ny fanenana ireo menaka ratsy
- Manatsara ny fikorianan'ny ra
- Mampidina kely ny tosi-dra ary tsara ho an'ny fo noho izany
- Manampy koa amin'ny fanogerana ny bakteria sy "champignons"
- Afaka manampy amin'ny fifehezana ny tahan'ny siramamy anatin'ny ra
- Sady fiadiana amin'ny otrikaretina
- Manemotra ny fihenan'ny taolana
- Manatsara ny fiasan'ny voa

Vidiny: 5000Ar ny 50g

L’OIGNON SECHE :
- Est un antioxydant donc protège les cellules
- Aide à réduire le mauvais cholestérol
- Améliore la circulation sanguine
- Diminue légèrement la tension artérielle, donc c’est bon pour le coeur
- Aide aussi à combattre certaines bactéries et champignons
- Peut aider à contrôler la glycémie
- Est un anti inflammatoire
- Peut aider à ralentir la perte osseuse
- Favorise l'élimination rénale

Prix: 5000Ar le paquet de 50g

NY POARA NOHAMAININA?- Tena sakafo feno otrikaina- Feno ireo singa ilain'ny vatana ao aminy ka manatsara ny fandevonan-k...
22/08/2026

NY POARA NOHAMAININA?
- Tena sakafo feno otrikaina
- Feno ireo singa ilain'ny vatana ao aminy ka manatsara ny fandevonan-kanina satria mitahiry pôtasiôma sady mampihena ny "cholestérol"
- Manome hery nogo ireo siramamy natoraly ao aminy
- Mpanavao sela ary miaro azy ireo amin'ny fahanterana sy aretina samy hafa
- Tsara ho an'ny taolana satria misy sokay na kalsiôma ary " phosphore" izay mampitombo ny hery fiarovana satria misy Vitamina C.

Vidiny: 5000Ar ny 50g.

_______________________________________________________________________

LA POIRE SECHEE c'est:

- Un fruit très nutritif.
- Un concentré de nutriments et donc bon pour la digestion
protège le cœur à cause de son contenu en potassium
réduit le choléstérol
- Une source d’énergie avec son sucre naturel
est un antioxydant et donc protège les cellules contre le vieillissement et certaines maladies
- Est bon pour les os à cause du calcium, magnésium et phosphore
aide le système immunitaire car il contient de la vitamine C.

Le prix de 50g est à 5000Ar.

02/08/2026
20/07/2026

Fampahatsiahivana ireo mpaninjarantsika:

- Clair 2 lune akaikin'ny Extra Pizza etsy amin'ny By Pass Alasora.

- Ilo Vatosoa, Pavillon Analakely ampitan' ny Paositra

- Tsena Zina, tohatohabaton'Antaninarenina varavarana faharoa raha avy aty ambany.

- Trano Printy Mandroseza ampitan'ny Fiangonana Fjkm

- Destiny Nails Tsaralalàna, rihana faharoa akaikin'ny Cité Lacoste.

- Mira Market ao amin'ny MPE Nanisana.

- Magic Hat eo amin'ny cité Mandroseza.

- Ilo Vatosoa By Pass Alasora akaikin'ny Farmasia.

Na...afaka moantso anay foana koa ianareo raha hanaterana 😊 0343709374 / 0324435423
_________________________________________

Un rappel de la liste de nos revendeurs:

- Clair 2 lune à côté de Extra Pizza sur le By Pass Alasora.

- Ilo Vatosoa, Pavillon Analakely en face de la Poste.

- Tsena Zina, escalier Antaninarenina 2e Porte si l'on monte .

- Trano Printy Mandroseza en face de l'église FJKM

- Destiny Nails Tsaralalàna, 2è étage à côté de la Cité Lacoste.

- Mira Market dans l'enceinte du MPE Nanisana.

- Ilo Vatosoa sur le By Pass Alasora, â côté de la pharmacie

- Magic Hat, cité Mandroseza

Ou sinon, vous pouvez nous appeler si vous voulez qu'on vous livre.
0343709374 / 0324435423

24/06/2026

Ny saosety sy letisia no tsy tonga nanao fampisehoana androany 😊

Le chouchou et le litchis étaient absents du spectacle de ce jour 😊

06/06/2026

😉💪

Address

C 205 A/1 Ambatomalaza Alasora
Antananarivo
102

Opening Hours

Monday 09:00 - 17:00
Tuesday 09:00 - 17:00
Wednesday 09:00 - 17:00
Thursday 09:00 - 17:00
Friday 09:00 - 17:00
Saturday 09:00 - 17:00

Telephone

+261324435423

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Mahatsara posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Mahatsara:

Shortcuts

Share