10/06/2026
Ny fisotroana rano mangatsiaka be dia mety hampiadana ny fandevonan-kanina. Mila misokatra tsara ny lalan-dra ao aminâny vatana mba hahafahany mandray tsara ny otrikaina ilainy. Rehefa misotro rano mangatsiaka be anefa isika dia mety hihena ny fivelaranâireo lalan-dra ireo, ka mety hampihena ny fandraisanâny vatana vitamina, mineraly ary otrikaina hafa ilaina. Midika izany fa mety tsy hahazo tanteraka ny soa azo avy aminâny sakafo hohaninao ny vatanao.
Ny rano mangatsia be dia mety hanelingelina ny fandevonan-kanina satria manamafy ny tavy avy aminâny sakafo, ka lasa sarotra kokoa ny fandravana azy. Mety hiteraka:
âȘïž fitohanana sy fivontosana ao an-kibo (ballonnements)
âȘïž fanaintainana na fikorontananâny kibo
âȘïž kibo mivonto sy tsy mahazo aina
Mety hiteraka fiovana tampoka eo aminâny hafananâny vatana ihany koa izy, indrindra rehefa avy nanao fanatanjahan-tena na rehefa mafana be ny vatana. Io fiovana tampoka io dia mety hiteraka:
âȘïž fahatsapana tsy mahazo aina
âȘïž fikorontananâny fandevonan-kanina
âȘïž olana aminâny torimaso aminâny olona sasany
Ankoatra izany, ny rano mangatsia be dia mety hampitombo ny famokaranâny vatana tsiranoka (mucus), ka mahatonga ny lalan-pisefoana ho mora tohinâny:
âȘïž aretin-tenda
âȘïž aretinâny taovam-pisefoana
âȘïž fanafihanâny asma aminâireo olona marefo aminâizany
Farany, ny rano mangatsiaka be dia mety hampihena ny fahafahanâny vatana mandray tsara ireo otrikaina ilaina, ka mety hisy fiantraikany aminâny herinâny vatana sy ny fahasalamana ankapobeny.
Tsara kokoa ny misotro rano aminâny hafananâny antonony(tempĂ©rature ambiante), indrindra rehefa avy nisakafo na avy nanao fanatanjahan-tena.