BioBella Mada

BioBella Mada Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from BioBella Mada, Cosmetics Store, Antananarivo.

✨ MASQUE NUTRI-CHEVEUX ✨🌿 NY MPIARA-MIOMBON'ANTOKA AMIN'NY FAHASALAMAN'NY VOLO 🌿💚 Tombontsoa azo avy aminy✦ Mitsabo ny v...
01/06/2026

✨ MASQUE NUTRI-CHEVEUX ✨

🌿 NY MPIARA-MIOMBON'ANTOKA AMIN'NY FAHASALAMAN'NY VOLO 🌿

💚 Tombontsoa azo avy aminy
✦ Mitsabo ny volo simba vokatry ny fer sy sèche-cheveux
✦ Mampitsahatra ny fihintsanan'ny volo
✦ Mampaniry sy manalava volo
✦ Manala vakivaky sy tapatapaka
✦ Mampamirapiratra sy manalefaka ny volo
✦ Mamerina ny tanjaka sy fahasalaman'ny volo
✦ Mety amin'ny karazana volo rehetra

💆‍♀️ Fomba fampiasana
❖ Hosory amin'ny volo madio sy mando
❖ Avela hilona 30 minitra
❖ Sasana amin'ny rano madio

🌟 Vokatra andrasana
✦ Volo salama sy matanjaka
✦ Volo malefaka sy mamirapiratra
✦ Volo lava sy tsara karakara
✦ Fihenan'ny fihintsanan'ny volo
✦ Fisorohana ny vakivaky sy ny tapatapaka

🌱 BIO BELLA MADA 🌱

"Ny hatsarana sy fikarakarana avy amin'ny natiora"

📞 034 15 816 04
📞 034 49 315 07
🚚 Livraison disponible manerana an'i Madagasikara

🔥 Andramo izao dia omeo aina vaovao ny volonao! 🔥

🌷 Mirary Fetin’ny Reny sambatra ho an’ny reny rehetra! 🌷Misaotra amin’ny fitiavana, fikarakarana ary hery omenareo isan’...
31/05/2026

🌷 Mirary Fetin’ny Reny sambatra ho an’ny reny rehetra! 🌷
Misaotra amin’ny fitiavana, fikarakarana ary hery omenareo isan’andro. 💖
Enga anie ianareo ho feno fahasalamana, fifaliana ary fitahiana mandrakariva. ✨
Bio Bella Mada 💐

🌷💖

30/05/2026

⬜ Mivahiny ato amin'ny fandaharana manokana Real tv Madagascar izahay Bio Bella Mada .
👉 Manasa anao hanaraka izany

🚨🚨🚨 LEHILAHY ⚠️ MITANDREMA !!! 🚨🚨🚨👉 Mipipi matetika ve ianao ?👉 Sarotra mivoaka ny pipy ?👉 Mifoha alina matetika ?❌ TSY ...
28/05/2026

🚨🚨🚨 LEHILAHY ⚠️ MITANDREMA !!! 🚨🚨🚨

👉 Mipipi matetika ve ianao ?
👉 Sarotra mivoaka ny pipy ?
👉 Mifoha alina matetika ?
❌ TSY AZA ATAO TSINONTSINONA IO !!!
💥 Mety ho OLANA AMIN’NY PROSTATE izany 😳

⚠️ INONA NO MITRANGA ?

💣 Rehefa mihalehibe ny prostate :
🔥 Manery ny lalan-drano
🔥 Manelingelina ny fivalanan-drano
🔥 Miteraka fanaintainana sy tsy fahazoana aina

🚨 FAMANTARANA MAMPITANDRINA

🔴 💥 Mipipi matetika (indrindra alina)
🔴 💥 Sarotra mipipi / tapaka tapaka
🔴 💥 Misy rà ny pipy
🔴 💥 Fahalemena ara-nofo 😞
🔴 💥 Reraka foana + tsy mahita torimaso

❌ ANTONY MAHATONGA AZY

⚡ Toaka + Sigara
⚡ Café be loatra
⚡ Sakafo be menaka 🍖
⚡ Tsy fanatanjahan-tena

🦠 MITONDRA ARETINA HAFATRA KOA

💣 Infection urinaire
💣 Fery amin’ny filahiana
💣 IST (Syphilis, Herpès…)

🌿 VAHAOLANA NATORALY MISY 👇
MAN'AFAKA ( Vahaolana tsara be omena anao!)

✨ 🌱 Manadio ny lalan-drano
✨ 🌱 Manalefaka ny fanaintainana
✨ 🌱 Manampy amin’ny fahasalaman’ny lehilahy ary manampy hanasitrana ireo aretina rehetra ireo

📩 Manantona boutique Bio bella Mada na midira Mp aminay.
👉 Antsoy 0341581604
👉 Hahazo fanazavana + vahaolana mifanaraka aminao
💚💛❤️ “LEHILAHY MATANJAKA = SALAMA TSARA” ❤️💛💚

🌸✨ FOIRE SPÉCIALE FÊTE DES MÈRES ✨🌸📍 Efa itanao eny amin’ny Gymnase Mahamasina izahay📌 Stand 35 & 36 — BIO BELLA MADA🛍️ ...
27/05/2026

🌸✨ FOIRE SPÉCIALE FÊTE DES MÈRES ✨🌸
📍 Efa itanao eny amin’ny Gymnase Mahamasina izahay
📌 Stand 35 & 36 — BIO BELLA MADA
🛍️ Ahitanao :
✨ Produits naturels sy cosmétiques
👗 Akanjo
👜 Poketra
🎁 Ary entana maro hafa mbola miandry anao
💖 Tongava mitsidika anay fa handray anao am-pitiavana sy amin-kafaliana izahay.
🌿 BIO BELLA MADA — Hatsarana sy fikarakarana ho anao ✨

👉Tongava maro fa mandray anjara amin'ito hetsika ito izahay Bio Bella Mada.
25/05/2026

👉Tongava maro fa mandray anjara amin'ito hetsika ito izahay Bio Bella Mada.

❤️La vraie beauté, elle vient de la nature❤️
✨Bio Bella Mada vous offre de produits cosmétiques naturels soigneusement formulés, des soins capillaires qui transforment et une approche beauté globale qui respecte ta maman de l'intérieur comme de l'extérieur✨

🗓️27 au 30 Mai 2026
📍Au Gymnase Extérieur Mahamasina

‼️ENTRÉE GRATUITE‼️

✨Parce que ta maman mérite ce qu'il y a de plus pur et de plus efficace✨
C'est l'occasion à ne pas rater🤲🏽❤️

✨📢 CALENDRIER BIO BELLA MADA – FARAN’NY VOLANA 📢✨🌿💚 Mba hanomezana fahafaham-po sy hanakaikezana kokoa anareo mpanjifa d...
24/05/2026

✨📢 CALENDRIER BIO BELLA MADA – FARAN’NY VOLANA 📢✨
🌿💚 Mba hanomezana fahafaham-po sy hanakaikezana kokoa anareo mpanjifa dia maro ireo hetsika sy toerana ahafahanareo mahita anay amin’ity faran’ny volana ity. 💚🌿

🎉 FOIRE SPÉCIAL FÊTE DES MÈRES
📍 Gymnase Mahamasina
🗓️ 27 - 28 - 29 - 30
🏪 Stand 35 sy 36
✨ Tongava hitsidika anay ary hahita ireo vokatra natoraly tsara kalitao efa nahafantarana an’i Bio Bella Mada.

🆕🎊 VAOVAO LEHIBE !
📍 Misokatra izao ny Point de Vente vaovao any Manakara
💚 Afaka mahita sy mividy mivantana ireo vokatra rehetra ianareo any an-toerana.

🛍️ BRADERIE MAHAJANGA
📍 Devant Post Mahajanga
🏪 Stand 54

🌸 Aza adino ny mitsidika anay fa maro ireo vokatra fikarakarana vatana, tarehy, volo ary fahasalamana miandry anareo.
✨ Bio Bella Mada — Ny hatsarana sy fahasalamana voajanahary ho an’ny rehetra. ✨

🌿✨ AFAKA AHO – Bio Bella Mada ✨🌿💖 Satria ny fahasalaman’ny vehivavy dia harena sarobidy indrindra🌸 Vehivavy salama = Fia...
22/05/2026

🌿✨ AFAKA AHO – Bio Bella Mada ✨🌿
💖 Satria ny fahasalaman’ny vehivavy dia harena sarobidy indrindra
🌸 Vehivavy salama = Fiainana sambatra sy feno fahatokisana 🌸
🌿 AFAKA AHO dia vokatra voajanahary natao hanampiana ny vehivavy hikarakara ny fahasalamany sy hanadio ny vatana anatiny.

💫 Tombontsoa azo avy aminy :
✨ Manampy amin’ny fanalana perte sy mangidihidy
✨ Manala fofona ratsy
✨ Manampy amin’ny fanadiovana anatiny
✨ Manampy amin’ny fandevonan-kanina
✨ Manampy amin’ny :
💠 Kyste
💠 Fibrome
💠 Hernie
💠 Appendicite
💠 Infection urinaire
💠 Trouble hormonale
💠 Règle douloureuse
💠 Trompe bouchée
💖 Manadio ny tranon-jaza
👶 Manohana ny fahafahana miteraka

🌿 Karakarao ny tenanao isan’andro miaraka amin’ny AFAKA AHO 🌿
📞 034 15 816 04
📞 034 49 315 07
🚚 Livraison manerana an’i Madagascar 🇲🇬
🏬 Point de vente :
📍 Bio Bella Mada – Analakely, ampitan Institut d’Hygiène
🌸 Hita eny amin’ny boutique Bio Bella Mada manerana ny Nosy 🌸
✨ AFAKA AHO – Safidy voajanahary ho an’ny vehivavy maniry fahasalamana sy fahasambarana ✨

🌬️ SUNISITE (SINUSITE) : Inona izy io ?Ny Sinusite dia aretina miseho rehefa mivonto na misy infection ireo “sinus” (lav...
20/05/2026

🌬️ SUNISITE (SINUSITE) : Inona izy io ?
Ny Sinusite dia aretina miseho rehefa mivonto na misy infection ireo “sinus” (lavaka kely ao amin’ny loha sy tarehy).

👉 Matetika izy io dia vokatry ny :
✔️ sery tsy sitrana
✔️ allergie
✔️ vovoka sy setroka
✔️ mikraoba

🤧 Soritr’aretina mahazatra :
🔸 Marary loha (eo amin’ny handrina sy takolaka)
🔸 Orona mikoriana na feno
🔸 Fahasemporana sy fahasarotana miaina
🔸 Misy tsindry ao amin’ny tarehy
🔸 Mety misy tazo
🔸 Very fofona na maimbo fofona

⚠️ Raha tsy voakarakara ara-potoana :
❌ Mety hivadika ho sinusite chronique
❌ Mety hiteraka aretin-tsofina sy aretin-doha matetika
❌ Mety hiparitaka ny infection

📅 Rahoviana izy no miseho ?
👉 Matetika rehefa :
🌧️ Mangatsiaka ny andro
🤧 Misy sery
🌫️ Misy allergie (vovoka, fofona mahery, setroka…)

✅ Tokony atao :
💧 Misotro rano betsaka
♨️ Manao vapeur / evoka hanokatra orona
🥗 Mihinana sakafo mahasalama
😴 Miala sasatra tsara

🌿 Mampiasa vokatra natoraly hanampy ny taovam-pisefoana
❌ Tsy tokony atao :
🚫 Avela haharitra ny sery
🚫 Misotro zava-pisotro mangatsiaka be
🚫 Mipetraka amin’ny vovoka sy setroka
🚫 Manindry mafy orona

💡 Vaovao tsara ho anao !
🌿 Manana vahaolana natoraly izahay : SUNISITE
Natao hanampy amin’ny :
✔️ fanokafana orona
✔️ fanalefahana fahasemporana
✔️ fanamaivanana sinusite sy sery

📩 Aza misalasala mifandray aminay na manantona boutique raha mila fanazavana fanampiny.
✨ Tadidio :
Ny fikarakarana aloha sy fitsaboana ara-potoana no manampy hisorohana ny fahasarotana.

💐✨ FÊTE DES MÈRES 2026 ✨💐🥰 Ho an’i Neny mendrika ny tsara indrindra…Tongava mitsidika ny BIO BELLA MADA mandritra ny foi...
18/05/2026

💐✨ FÊTE DES MÈRES 2026 ✨💐
🥰 Ho an’i Neny mendrika ny tsara indrindra…
Tongava mitsidika ny BIO BELLA MADA mandritra ny foire lehibe indrindra amin’ny Fête des Mères !
📍 STAND 35 & 36
🏟 Gymnase Extérieur Mahamasina
📅 27 • 28 • 29 • 30 Mai

🌸 Miandry anao ireo vokatra tena ankafizin’ny maro :
🌿 Produits 100% naturels
💆‍♀️ Soins beauté & bien-être
💇‍♀️ Fikarakarana volo sy tarehy
👗 Ankanjo classe sy moderne
👜 Poketra élégante

💖 “Bio Bella Mada — manampy anao hikarakara ny hatsarana sy fahasalamana” 💖
📣 Aza adino ny mitsidika anay ao amin’ny
✨ STAND 35 & 36 ✨
🌸 BIO BELLA MADA 🌸

Address

Antananarivo
101

Telephone

+261341581604

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when BioBella Mada posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share