Ginah Safeliz Mada

Ginah Safeliz Mada Ny Fahalalana no lova tsara indrindra. Espérance Vie et Santé

🥕🫐 JUS NATUREL HO AN’NY FAHASALAMAN’NY MASO 👁️💚Jus ÉPINARDS + CAROTTES + MYRTILLESIty jus naturel ity dia manambatra sak...
11/08/2026

🥕🫐 JUS NATUREL HO AN’NY FAHASALAMAN’NY MASO 👁️💚

Jus ÉPINARDS + CAROTTES + MYRTILLES

Ity jus naturel ity dia manambatra sakafo manankarena vitamines, antioxydants ary minéraux, izay manampy amin’ny fitazonana ny fahasalaman’ny maso sy ny vatana.

🌿 Épinards
➡️ Loharanon’ny lutéine sy zéaxanthine, otrikaina manan-danja amin’ny fahasalaman’ny maso.

🥕 Carottes
➡️ Manankarena bêta-carotène, izay avadiky ny vatana ho vitamine A. Ny vitamine A dia ilaina amin’ny fahitana ara-dalàna.

🫐 Myrtilles
➡️ Manankarena antioxydants, izay manampy amin’ny fiarovana ny sela amin’ny fahasimban’ny radicaux libres.

🥤 FIKARAKARANA

Ho an’ny vera 2 × 250 ml :

🌿 Épinards : 4 tasses (~120 g)

🥕 Carottes : 5 (~305 g)

🫐 Jus de myrtille : 1 tasse (~250 ml)

Dingana : 1️⃣ Sasao tsara ny épinards sy ny carottes.
2️⃣ Ampidirina ao amin’ny extracteur de jus.
3️⃣ Ampio ny jus de myrtille ary afangaro tsara.
4️⃣ Tsy voatery asiana siramamy.

💡 Raha tsy manana jus de myrtille: azo atao smoothie amin’ny myrtilles eo amin’ny 150 g.

👁️ TOROHEVITRA HO AN’NY MASO

✅ Mihinàna legioma maitso sy voankazo isan-karazany.
✅ Misotroa rano ampy isan’andro.
✅ Ahena ny fijerena écran mandritra ny fotoana lava tsy misy fiatoana.
✅ Aza hadino ny manao contrôle ophtalmologique raha misy olana amin’ny fahitana.
✅ Ny jus dia fanampin-tsakafo, fa tsy solon’ny fitsaboana na fanafody.

📌 Tianao ve ny fahasalamana voajanahary?
👉 Araho ny pejy mba hahazoana recettes de jus naturels sy torohevitra mahasoa isan’andro.

saine

11/08/2026

Bible de la Famille

11/08/2026

📖🔥 BIBLE DE LA FAMILLE – ÉDITIONS SAFELIZ 🔥📖

❤️ BIBLE SAROBIDY HO AN’NY FIANAKAVIANA!

Mitady Bible tsara tarehy, feno fanazavana sy fitaovana hanampy ny fianakaviana hianatra ny Tenin’Andriamanitra ve ianao? 🙏

✨ BIBLE DE LA FAMILLE dia ahitana:
📖 Études bibliques
🗺️ Cartes détaillées des terres bibliques
📸 Photos des lieux bibliques
🎨 Illustrations sy œuvres d’art
📚 Guide d’étude Daniel & Apocalypse
❤️ Versets voafantina ho an’ny dingana samihafa amin’ny fiainana
💍 Modèle de vœux de mariage
📜 Version Reina Valera 1995
➕ Ressources maro ho an’ny fianarana Baiboly ao an-tokantrano.

🎁 Tena mety ho fanomezana ho an’ny:
❤️ Mpivady
👨‍👩‍👧‍👦 Fianakaviana
👩‍🦳 Ray aman-dreny
🙏 Olona tianao

💰 VIDINY: 620 000 Ar

🚚🔥 LIVRAISON GRATUITE ETO ANTANANARIVO! 🔥🚚

📩 MANDRAY COMMANDE IZAO!

👉 Alefaso MP raha hanao commande.
👉 Soraty fotsiny: “BIBLE DE LA FAMILLE”

⏳ Stock limité — Aza tara vao manao commande!

📖❤️ Fanomezana iray, hafatra iray, fitahiana ho an’ny fianakaviana.

📖✨ BIBLE DE LA FAMILLE – BIBLE HO AN’NY FIANAKAVIANA ✨📖🏠 Ampio ny Tenin’Andriamanitra ho ivon’ny tokantranonao! ❤️📚 Mita...
10/08/2026

📖✨ BIBLE DE LA FAMILLE – BIBLE HO AN’NY FIANAKAVIANA ✨📖

🏠 Ampio ny Tenin’Andriamanitra ho ivon’ny tokantranonao! ❤️

📚 Mitady Bible tsara tarehy sy feno ressources ho an’ny fianakaviana ve ianao?

👉 BIBLE DE LA FAMILLE – Éditions Safeliz no safidy tsara ho an’ny tokantrano, fanomezana amin’ny fotoana manokana, na ho an’ny fianarana Baiboly.

💰 VIDINY: 620 000 Ar

✨ Ireto no ao anatiny :
✅ Pejy fanokanana ho an’ny olona tianao homena fanomezana
✅ Pejy hanoratana ny mombamomba sy daty manan-danja ao amin’ny fianakaviana
✅ Fampianarana sy fanazavana manampy hahatakatra ny hafatry ny Baiboly
✅ Modely vœux de mariage 💍
✅ Texte biblique Reina Valera 1995
✅ Ny tenin’i Jesosy aseho amin’ny loko ❤️
✅ Versets voafantina ho an’ny dingana samihafa amin’ny fiainana
✅ Séries d’études bibliques maro
✅ Guide de lecture biblique
✅ Fampidirana sy famintinana isaky ny bokin’ny Baiboly
✅ 16 œuvres d’art malaza
✅ 38 planches explicatives
✅ 2 chronologies bibliques illustrées
✅ 16 cartes détaillées des terres bibliques 🗺️
✅ 48 planches avec photos des lieux bibliques 📸
✅ Concordance thématique
✅ Guide d’étude biblique misy fanontaniana sy valiny amin’ny lohahevitra 60
✅ Guide d’étude an’i Daniela sy Apokalypsy 📖

🎁 Tena mety ho fanomezana ho an’ny:
❤️ Ray aman-dreny
❤️ Mpivady
❤️ Fianakaviana
❤️ Namana
❤️ Olona tianao homena fanomezana manokana

💰 VIDINY: 620 000 Ar

🚚🔥 LIVRAISON GRATUITE ETO ANTANANARIVO! 🔥🚚

📩 MANDRAY COMMANDE IZAO!

👉 Alefaso MP raha hanao commande. 👉 Soraty fotsiny: “BIBLE DE LA FAMILLE

⏳ Stock limité — Aza tara vao manao commande!

📖❤️ Fanomezana iray, hafatra iray, fitahiana ho an’ny fianakaviana.

Avec Jésus Aujourd'hui
04/08/2026

Avec Jésus Aujourd'hui

  PAR LES BOISSONSFantatrao ve fa fanafody ny zava-pisotro sotroinao isan'andro, raha ampiasaina amin'ny fomba fitsaboin...
03/08/2026

PAR LES BOISSONS

Fantatrao ve fa fanafody ny zava-pisotro sotroinao isan'andro, raha ampiasaina amin'ny fomba fitsaboina?

Noho ny fomba fiaina ankehitriny dia mihamaro ny olona tratran'ny aretina toy ny diabeta, tosidrà, tsy fahitan-tory, kolesterola, tebiteby ary olana maro hafa. Misy anefa vahaolana voajanahary afaka manampy amin'ny fisorohana sy fanohanana ny fahasalamana.

📖 "Santé par les Boissons", écrit par le Dr Jorge D. Pamplona-Roger, est un ouvrage de référence de plus de 300 pages, qui vous apprend à utiliser les jus, smoothies, infusions et boissons naturelles pour préserver votre santé et améliorer votre bien-être.

Ao anatin'ity boky ity dia hahita torohevitra momba ny:

✔️ L'hypertension artérielle
✔️ Le diabète
✔️ L'anémie
✔️ Le cholestérol élevé
✔️ L'insomnie
✔️ L'anxiété et la dépression
✔️ Les troubles de la vue
✔️ L'acidité de l'estomac
✔️ La perte de poids
✔️ Les allergies
✔️ Le vieillissement prématuré
✔️ La cellulite
✔️ Et bien d'autres problèmes de santé.

Prix : 248 000ar
Manao livraison
+261438206009

Santé par les boissons

29/07/2026

📚🔥 BOKY SARIBAO 🔥📚

🏡 "Ireo fanasitranana mahagaga avy amin'ny SARIBAO"

Mitady boky momba ny fampiasana saribao amin'ny fitsaboana ve ianao?

Ao anatin'ity boky ity dia ahitana torohevitra ara-pahasalamana momba ny aretina miisa 69, isan'izany:

✔️ Fery eo amin'ny sofina
✔️ Katarakta (Cataracte)
✔️ Aretin-doha
✔️ Meningite
✔️ Homamiadana (karazany maro)
✔️ Sinusite
✔️ Diabeta
✔️ Mivalan-drà
✔️ Aretin'aty
✔️ Vavony mandeha rà
✔️ Aretim-pivalanana
✔️ Hepatite
✔️ Fanaviana
…sy aretina maro hafa.

💡 Iza no nanampo fa ilay saribao tsotra, izay ampiasaina amin'ny afo isan'andro, dia mety ho loharanon-kevitra mahaliana eo amin'ny fitsaboana nentim-paharazana?

💰 Vidiny: 29 000 Ar

🚚 Manao livraison

📞 Contact: 034 82 060 09

Address

Antananarivo

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Ginah Safeliz Mada posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share