Une opération pour Johary

Une opération pour Johary Greffe de reins pour un enfant de 12 ans

Salama daholo isika.Manana olana ry zareo johary Kely a. Mivilana ny fanirin'ny tongony Dia mila manao appareil atao ami...
04/04/2026

Salama daholo isika.

Manana olana ry zareo johary Kely a. Mivilana ny fanirin'ny tongony Dia mila manao appareil atao aminy tongony izy.😭
Rehefa nanontaniana Dia 132 000 ar no manao confection Ilay appareil.🥺
Ankoatra izay Dia misy bilan izay tokony ataony mitentina 300 000ar .😥🥺
Ny dialyse moa tsy maintsy atao foana.😥😭😭

Mangataka ny fahatsoramponareo izahay ifanampy aminay ray amandreny ahafahany manao fitsaboana azy.🙏🙏

Isaoranay ianareo maneho fitiavana azy hatrany.❤️

N'y laharana ahafahana mifandray aminay tsy miova fa
🔴034 64 990 68
🔴032 39 514 14
Misoratra aminy reniny Maminiaina ravoniarimalala.

Misaotra indrindra Tompoko 🙏🙏

18/03/2026




🙏🙏🙏
04/03/2026

🙏🙏🙏

‼️❌ Johary Kely, 15 taona. Zaza niaina 5 taona niaraka tamin’ny dialyse.❌‼️

- 5 taona mahery no niainan’i Johary Kely niaraka tamin’ny milina, fa tsy niaraka tamin’ny fahazazany.
- In-telo isan-kerinandro izy no nanao dialyse, ka 300 000 ariary ny vola tokony aloha isaky séance.
- Izahay ray aman-dreny, efa lany tanteraka. Fa mbola miady, mbola manantena.
- Izaho, reniny, tsy nitsahatra nitolona. Tsy nitsahatra nitia 💔
- Mbola kely izy, nefa efa niaina fahoriana lehibe 😢
- Mbola te ho velona. Mbola te hanonofy. Mbola te hihomehy.

🙏 Mangataka fanampiana aho. Tsy ho an’ny tenako. Fa ho an’i Johary Kely.
Ny fanampianao dia fiainana fanampiny ho an’ny zanako izay miady mafy mba ho salama.

📞 Ravoniarimalala Maminiaina (izaho reniny)
📱 034 64 990 68 / 032 39 514 14

💔 Misaotra an’izay mamaky. Misaotra an’izay mizara. Misaotra an’izay manampy.
Ny fonao dia fanantenana ho an’ny zanako. ❤️

Finaritra daholo isika.😊Te hisaotra anareo rehetra izay nandray anjara taminy operation izahay😍🙏Ary koa mbola manentana ...
06/02/2026

Finaritra daholo isika.😊

Te hisaotra anareo rehetra izay nandray anjara taminy operation izahay😍🙏
Ary koa mbola manentana ireo izay mbola te handray anjara fa mbola mandray commande ilay operation cake sy gateau st valentin izahay.🍰🍰

Ireo izay hanafatra cake dia ny alakamisy 12 febroary no anaovanay livraison.

Ho an'ireo izay haka ny gateau kosa dia ny zoma 13 febroary no angalana azy ao befelatanana maraina.

Raha misy tianareo horesahana aminay dia ireto ny laharana ahazahoana anay:
034 64 990 68
032 39 514 14

Mbola manantena ny fanohananareo izahay.

Ho feno fitahian'ny Tompo.🙏🙏🙏

Salama daholo isika.Entina hanohizana ny fitsaboana (dialyse) an'i Johary Kely Dia manao "opération gâteau sy cake" izah...
27/01/2026

Salama daholo isika.

Entina hanohizana ny fitsaboana (dialyse) an'i Johary Kely Dia manao "opération gâteau sy cake" izahay.🍰🥧

Gâteau spécial st Valentin : 15 000 ar
Cake : 10 000 ar

Afaka hifampizara hamamiana ny mpifankatia sy n'y fianakaviana eny na ny mpinamana ihany koa🙂🙂

Mankasitraka anareo hatrany mifanohana aminay.🙏🙏🙏.

Mbola tena mila antsika i Johary MBA ahafahany mihaina toy ny ankizy rehetra.😭🥺

Ny livraison "gâteau spécial st Valentin" Dia amin'ny 13 février no ho livré na.
Ny cake kosa Dia afaka livrer na aloha'izay aza.

Ireto ny laharana ahafahana mifandray aminay
034 64 990 68
032 39 514 14

Ampitiavana feno♥️

22/01/2026

22/01/2026

Johary kely

21/01/2026

⛔️ Salama daholo isika ato.

Miangavy partage avy amintsika reto mba ahafahan'i Johary manohy fitsaboana sy manomana ny fitohizan'ny fitasboana any ivelany 🙏🙏😭😭

⛔️ Hery lehibe ho anay ny fanohananareo anay.
Raisina antanandroa raha misy sosokevitra hafa fa tena efa very hevitra izahay😥😢😭

⛔️ Ireto no laharana ahazahoanareo anay:
034 64 990 68
032 39 514 14
🙏🙏🙏🙏

🙏 Ito sarin'ny Johary kely nanao tsianjery krismasy tany ampiangonana ito no entinay iarahabana sy irariana soa anareo n...
11/01/2026

🙏 Ito sarin'ny Johary kely nanao tsianjery krismasy tany ampiangonana ito no entinay iarahabana sy irariana soa anareo nahatratra izao taona vaovao 2026 izao.💥❤️

🙏 Eny Tompoko isaorana ny Tompo fa nahavita nihira sy nidera an'Andriamanitra izy nandritra iny fety krismasy iny.😊😍

Tsy hay koa ny tsy hisaotra anareo taminn'ny fitiavana natolotrareo azy ka nirarianareo ny soa ho azy foana.❤️🙏🙏

⛔️ Mbola manana tanjona ny hosoloina voa i Johary amin'ito taona 2026 ito koa mbola manantena ny fanohanantsika azy hatrany izy.😊🙏

Coucou daholo🙂Olona tsara sitrapo😍 manampy amin'ny fitsaboana an'i Johary Kely.Manasa antsika hanao fizarana🙏🙏
30/12/2025

Coucou daholo🙂

Olona tsara sitrapo😍 manampy amin'ny fitsaboana an'i Johary Kely.

Manasa antsika hanao fizarana🙏🙏

Address

Antananarivo

Telephone

+261346499068

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Une opération pour Johary posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Une opération pour Johary:

Share