Lycheeland Madagascar

Lycheeland Madagascar Fruits et légumes séchés et en poudre de Madagascar
100% naturels, certifiés biologiques, sains et savoureux.

Sans conservateur, sans sucre ajouté, sans huile ajoutée.

✨ PHYSALIS SÉCHÉ, FANTATRAO VE ? ✨Anisany voankazo kely tena be mpitia izy ity rehefa mampanao dégustation izahay🥰: mana...
20/08/2026

✨ PHYSALIS SÉCHÉ, FANTATRAO VE ? ✨

Anisany voankazo kely tena be mpitia izy ity rehefa mampanao dégustation izahay🥰: manana tsiro miavaka kely izy ary anisan’ireo voankazo tena be vitamines

Iza avy ny efa nanadrana? 🤩

𝑰𝒛𝒂 𝒂𝒓𝒚 𝒂𝒉𝒐 𝒐̂? Avy any amin’ny tany mafana aho, misy hoditra somary matevina sy misy tsilo kely aho, mamy sy matsiro, s...
14/08/2026

𝑰𝒛𝒂 𝒂𝒓𝒚 𝒂𝒉𝒐 𝒐̂?

Avy any amin’ny tany mafana aho, misy hoditra somary matevina sy misy tsilo kely aho, mamy sy matsiro, sady manana fofona manokana. Iza ary aho ô?

🌿 𝑳𝒂 𝒄𝒖𝒍𝒕𝒖𝒓𝒆 𝒃𝒊𝒐, 𝒄’𝒆𝒔𝒕 𝒃𝒊𝒆𝒏 𝒑𝒍𝒖𝒔 𝒒𝒖’𝒖𝒏𝒆 𝒎𝒆́𝒕𝒉𝒐𝒅𝒆 𝒄’𝒆𝒔𝒕 𝒖𝒏 𝒆𝒏𝒈𝒂𝒈𝒆𝒎𝒆𝒏𝒕 𝒆𝒏𝒗𝒆𝒓𝒔 𝒍𝒂 𝒏𝒂𝒕𝒖𝒓𝒆 𝒆𝒕 𝒍𝒆𝒔 𝒈𝒆́𝒏𝒆́𝒓𝒂𝒕𝒊𝒐𝒏𝒔 𝒇𝒖𝒕𝒖𝒓𝒆𝒔 🌍✨Ch...
06/08/2026

🌿 𝑳𝒂 𝒄𝒖𝒍𝒕𝒖𝒓𝒆 𝒃𝒊𝒐, 𝒄’𝒆𝒔𝒕 𝒃𝒊𝒆𝒏 𝒑𝒍𝒖𝒔 𝒒𝒖’𝒖𝒏𝒆 𝒎𝒆́𝒕𝒉𝒐𝒅𝒆 𝒄’𝒆𝒔𝒕 𝒖𝒏 𝒆𝒏𝒈𝒂𝒈𝒆𝒎𝒆𝒏𝒕 𝒆𝒏𝒗𝒆𝒓𝒔 𝒍𝒂 𝒏𝒂𝒕𝒖𝒓𝒆 𝒆𝒕 𝒍𝒆𝒔 𝒈𝒆́𝒏𝒆́𝒓𝒂𝒕𝒊𝒐𝒏𝒔 𝒇𝒖𝒕𝒖𝒓𝒆𝒔 🌍✨

Chez Lycheeland, chaque fruit raconte une histoire : celle d’un savoir-faire respectueux de la terre, de la nature et de la biodiversité. 🍃💚

Nous cultivons nos fruits avec passion en suivant des pratiques 100% naturelles : 🚫❌ sans OGM, sans produits chimiques, pour préserver les richesses de notre environnement tout en vous offrant des fruits authentiques et savoureux 🍓🍍
🇲🇬

29/07/2026

𝑭𝒂𝒏𝒕𝒂𝒕𝒓𝒂𝒐 𝒗𝒆? 👀

Tsy voankazo maina ihany no vokarin'i Lycheeland! 😊

Mamokatra épices avo lenta ihany koa izahay, kalitao export, voafantina tsara mba hanomezana tsiro sy hanitra miavaka ny sakafo rehetra.

✨ Kalitao no laharam-pahamehanay, manomboka amin'ny famokarana ka hatramin'ny vokatra farany.

📩 Mifandraisa aminay raha te hahafantatra bebe kokoa momba ireo épices vokarinay😉

𝑨𝒓𝒚 𝒏𝒂𝒓𝒆𝒐 𝒎𝒂𝒉𝒂𝒚 𝒃𝒆 𝒂𝒏!😁 Hainareo ary ve hoe inona avy ireto mélange de fruits ireto?  Tanisao ary hoe inona avy no hitan...
22/07/2026

𝑨𝒓𝒚 𝒏𝒂𝒓𝒆𝒐 𝒎𝒂𝒉𝒂𝒚 𝒃𝒆 𝒂𝒏!😁

Hainareo ary ve hoe inona avy ireto mélange de fruits ireto? Tanisao ary hoe inona avy no hitanareo! 👇😋

😂⚽ 𝑬𝒇𝒂 𝒗𝒐𝒏𝒐𝒏𝒂 𝒏𝒚 𝒕𝒔𝒂𝒌𝒊𝒕𝒔𝒂𝒌𝒚 𝒇𝒓𝒖𝒊𝒕𝒔 𝒔𝒆́𝒄𝒉𝒆́𝒔 𝒂𝒕𝒐 𝒆! Mbola ho ampinay papaye séchée mihitsy sao dia hisy harary fo rehefa ...
14/07/2026

😂⚽ 𝑬𝒇𝒂 𝒗𝒐𝒏𝒐𝒏𝒂 𝒏𝒚 𝒕𝒔𝒂𝒌𝒊𝒕𝒔𝒂𝒌𝒚 𝒇𝒓𝒖𝒊𝒕𝒔 𝒔𝒆́𝒄𝒉𝒆́𝒔 𝒂𝒕𝒐 𝒆!
Mbola ho ampinay papaye séchée mihitsy sao dia hisy harary fo rehefa tapitra ny match 🤭

Dia iza indray no alainareo anio hariva? 🇫🇷 France sa 🇪🇸 Espagne? 👀👇

Te hiteny aho hoe ALLEZ LES BLEUS 💙😂… fa aleo ianareo sisa no hiteny eee! Soraty ao amin'ny commentaire ao hoe maka an'iza ianareo 😅

🌿 𝑰𝒛𝒂 𝒏𝒐 𝒎𝒂𝒉𝒂𝒚 𝒐̂? 😍INONA ARY NY ANARAN’ITY VOANKAZO ITY? 🤔Avelao eo amin’ny commentaire ny valinteninareo 👇Andeha hojer...
08/07/2026

🌿 𝑰𝒛𝒂 𝒏𝒐 𝒎𝒂𝒉𝒂𝒚 𝒐̂? 😍

INONA ARY NY ANARAN’ITY VOANKAZO ITY? 🤔

Avelao eo amin’ny commentaire ny valinteninareo 👇
Andeha hojerentsika eto izay tena mahafantatra voankazo foana na efa maina azy izy 😉

☕️𝑻𝒆𝒏𝒂 𝒎𝒂𝒏𝒈𝒂𝒕𝒔𝒊𝒂𝒌𝒂 𝒊𝒍𝒂𝒚 𝒂𝒏𝒅𝒓𝒐 𝒆! Amin’izao andro mangatsiaka izao, mila zavatra mafana, voajanahary ary manam-pahasalama...
01/07/2026

☕️𝑻𝒆𝒏𝒂 𝒎𝒂𝒏𝒈𝒂𝒕𝒔𝒊𝒂𝒌𝒂 𝒊𝒍𝒂𝒚 𝒂𝒏𝒅𝒓𝒐 𝒆!

Amin’izao andro mangatsiaka izao, mila zavatra mafana, voajanahary ary manam-pahasalamana isika ho hery fiarovana ny vatana

Ity misy recette tsotra kely afaka ataontsika any an-tokatrano:
🍵 Dite mafana vita amin’ny physalis maina

✨ Tombontsoa mety ho azo avy aminy:
Manampy amin’ny fanamafisana ny hery fiarovana
Manankarena antioxidant miaro ny vatana
Mety hanampy amin’ny fanadiovana ny vatana (detox naturel)

Mety tsara ho an’ny maraina na hariva
Ankafizo ny tsiro voajanahary sy ny hafanana entiny 🌿✨

Miaraka amin’i Lycheeland, misafidy voajanahary isan’andro ianao 💖

Arahabaina tratry ny asaramanitra e❤️🇲🇬Mirary fetim-pirenena sambatra ho an’ny Malagasy rehetra izahay ekipan’i Lycheela...
25/06/2026

Arahabaina tratry ny asaramanitra e❤️🇲🇬

Mirary fetim-pirenena sambatra ho an’ny Malagasy rehetra izahay ekipan’i Lycheeland!❤️🤍💚🇲🇬✨

19/06/2026

Andao isika hanohana ny VOKATRA VITA MALAGASY ee🇲🇬🫡
Efa disponible eny amin'ny Carrefour Madagascar ny voankazo maina vokariny Lycheeland🫶

Address

Lot 27D Ankadiefajoro Ikianja Ambohimangakely
Antananarivo
103

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Lycheeland Madagascar posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Lycheeland Madagascar:

Shortcuts

Share