Minisitera Advantista momba ny Fahasalamana - Distrika Antsahasoa / FMC

Minisitera Advantista momba ny Fahasalamana - Distrika Antsahasoa / FMC Hifampizarana ireo toro-hevitra ara-pahasalamana mifanaraka amin'ny tenin'ny Baiboly

Tandremo sao tara fisoratana anarana
13/05/2026

Tandremo sao tara fisoratana anarana

11/05/2026
hankasitrahana isika izay nanatrika ilay fiofanana momba misionera medikaly.manantena fa hitondra soa ho an' ny fiangona...
16/03/2026

hankasitrahana isika izay nanatrika ilay fiofanana momba misionera medikaly.
manantena fa hitondra soa ho an' ny fiangonantsika izay
isika rehetra no antsoina ho misionera medikaly na tsy mpiasan'ny fahasalamana aza.
# misionera medikaly

Eny fiangonana adventista ISOTRY AMPATSAKANA ( ambadika cnaps) indray isika anio no hamarana fiofanana momba misionera m...
15/03/2026

Eny fiangonana adventista ISOTRY AMPATSAKANA ( ambadika cnaps) indray isika anio no hamarana fiofanana momba misionera medikaly.
Araraoty .lazao ary taomy namanao

Tombotsoa ho antsika eto @ distrika mampiantrano ity fandaharana ity.Tongava maro fa ahita sy handre hafatra avy @ Tompo...
13/03/2026

Tombotsoa ho antsika eto @ distrika mampiantrano ity fandaharana ity.
Tongava maro fa ahita sy handre hafatra avy @ Tompo momba misionera medikaly

J1 alamino fotoana handray fitahiana sy hery anao mandritra io fotoana
12/03/2026

J1
alamino fotoana
handray fitahiana sy hery anao mandritra io fotoana

La plateforme Écho Santé Madagascar vous invite à un webinaire sur le thème :« La Résistance aux Antimicrobiens en Santé...
11/03/2026

La plateforme Écho Santé Madagascar vous invite à un webinaire sur le thème :
« La Résistance aux Antimicrobiens en Santé Environnementale dans les îles du Sud-Ouest de l’Océan Indien : résultats préliminaires et perspectives de recherche »

📅 Date : Jeudi 12 mars 2026

🕒 Heure : 12h à 14 h (heure de Madagascar)

🌐 Lien de participation: https://iecho.org/public/program/PRGM1755168960361SOBWP9N4WZ

Amboary fotoananao mba handraisantsika hery sy fitahiana miaraka @ ireo mpiara-miasa.Lazao ary amparitao
09/03/2026

Amboary fotoananao mba handraisantsika hery sy fitahiana miaraka @ ireo mpiara-miasa.
Lazao ary amparitao

Amboary dieny izao ny fotoana
24/02/2026

Amboary dieny izao ny fotoana

Manasa ny distrika Antsahasoa mba hanao fotoana miavaka mandritra sabatan'ny fahasalamana. Efa any @ groupe WhatsApp MAS...
07/01/2026

Manasa ny distrika Antsahasoa mba hanao fotoana miavaka mandritra sabatan'ny fahasalamana. Efa any @ groupe WhatsApp MAS sy filankevitra toriteny iraisana.
Zarao eto tatitra antsary mba fampaherezana fiangonana hafa

Misaotra an’i Pr Domoina RandriambololonaNalaina ary nahazahoana alalana avy aminy:Miarahaba ny rehetra. Mampatsiahy na ...
27/12/2025

Misaotra an’i Pr Domoina Randriambololona
Nalaina ary nahazahoana alalana avy aminy:

Miarahaba ny rehetra. Mampatsiahy na mampahafantatra antsika mpiasan’ny fahasalamana, indrindra ny eto amin’ny faritra Analamanga sy ny manodidina, fa raha misy olona iharan’ny herisetra ara-pananahana (agression sexuelle) dia toroy hevitra izy hanatona avy hatrany ny Centre Vonjy izay centre de prise en charge intégrée des victimes de violences sexuelles. Ao amin’ny CHUGOB na maternité de Befelatanana no misy azy io. Misokatra amin’ny heures ouvrables ny centre Vonjy ; saingy raha misy niharan’ilay herisetra amin’ny ora tsy fiasana, dia asaivo manatona avy hatrany ny service des urgences maternité Befelatanana izy fa horaisin’ny Dokotera foana na amin’ny firy na amin’ny firy, omena soins ary ho atoro azy ny tokony ataony ny amin’ny tohiny (dépôt de plaintes, accompagnement psychologique, analyses sns.). Mety misy fiandrasana « kely » hoe ao amin’ny urgences raha sendra misy marary betsaka mifanotona fa horaisina foana ianareo. Afaka mijery ny site : chugob.mg isika raha te hahazo fanazavana bebe kokoa, miditra ao am’ilay hoe « Nos services », dia ao ambany ao ny Centre Vonjy, sady misy contacts téléphoniques azo antsoina ao. Misaotra ny rehetra. Mahereza foana!

https://chugob.mg/?fbclid=IwdGRjcAO86G1leHRuA2FlbQIxMQBzcnRjBmFwcF9pZAo2NjI4NTY4Mzc5AAEeziMB2FL0pZXrAAX3drTW8oVtfdb03uxP-kkin6q9lc0rkSRnWRmw4vR4D68_aem_cXPCHobL9SRHN5GcmJPjCQ

Centre Hospitalier Universitaire de Gynécologie-Obstétrique de Befelatanana Nos services HISTORIQUE QUI SOMMES-NOUS ? Selon les dires, au temps de la

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Minisitera Advantista momba ny Fahasalamana - Distrika Antsahasoa / FMC posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share