08/08/2026
Lavalava fanazavana fa natokana ho any olona manana saina mazoto mamaky sy mamakafaka
Tanjony style iray ity dia fampitombona vola mimpirina ,mila intelligence financier kely fa ra ho arina @ bank izay manodidina 5% par ans no omeny nefa ito 15% par mois ,anjaranao micalcul
"Ny trading endurance fa tsy sprinte"
let´go
=>Mifanakaiky @ reo sary reo resultat moyenne par mois miala perte io so hisy hiteny ndray oe tsy misy perte =>15% par mois ,ary ho azonao io rentabilité io rehefa manaraka atsakany sy andavany zavatra ataonay ,tongava aty ra hijery mivantana détail ana calcul
Resultat moyenne miala perte io fara faratsiny fa miotra tsy ferana
Afaka averina volanao ra manaraka atsakany sy andavany enao nefa tsy mahita vokatra otrany reo
Afaka ataonao koa manaraka zavatra ataonay mandritra ny volana na mandritra ny taona aza de hitanao oe rentable ilay zavatra atao ,zay enao vao miditra
Ra hitanao kely ilay resultat aza makaty fa inona moa ny olana ra mahita resutat tsara no io enao fa aleo ilay izy ho any olona tsy mahita vokatra tsara noho io,fa mampalahelo mahita ilay olona cramé lava ato fa ra manaraka anay tsy cramé zany tsony fa mpiloka enao ra mbola cramé zany fa marché financier tsy argent facil zany fa ho solokiany olona eo fona enao fa tsy misy vola zaraina fotsiny zany fa chat gpt dia afaka manazava any zany
=>Tsy mandray olona mpiloka maika anakarena tampoka noho izany,
=>Psychologi ho entina investissement a long therme na mahazo kely aza fa iny ampitombona arakaraky izay omeny marché fa tsy forcena ,fa faille ilay alaina fa ra mijery faille zao possible tsara no hazaona azy
=>Tsara nony busness manao trano lony izy ,io @ sary io calcul fanazavana
Tsara tonga dia manantona ety akaikiny Ambanidia na miantso 0340936653 ra lina fa gratuit no miresaka