BIO pharma

BIO pharma 🌾Natoraly plus, Sehatra ara-pahasalamana

🌾Pejy mizara toro-hevitra sy fisorohana ary fitsaboana mahomby (garantie) ho an'ny rehetra.

Tsena ara-dalana an-taonany maro ''produits 100% naturel'' sy mora vidy.

☎️038 85 454 75

aboneo ny pejy🌾

28/08/2026

🍊Ny mandarine dia voankazo manankarena otrikaina, indrindra ny vitamina C. Manampy amin’ny fanohanana ny hery fiarovan’ny vatana izy, ary misy rano sy fibre izay mahasoa ny fandevonan-kanina.

Mihinàna ary ianao mandarine iray na roa isan’andro, sady isan'ny sakafo maivana izy. Aleo hanina mivantana ny voankazo fa tsy atao ranom-boankazo, satria amin’izany mbola tena voatahiry tsara kokoa ny fibre ananany oh💕.

⚠️ Na dia mahasoa aza ny mandarine, dia ilaina foana ny sakafo isan-karazany sy ny voakazo hafa. Ny sakafo voalanjalanja sy ny fisotroana rano sahaza ary ny torimaso tsara no tena antoky ny fahasalamana.

🌿 Natoraly Plus Tana
Ny fahasalamana dia miainga amin’ny fahazarana tsara isan’andro. Arao ny pejy

🧼Ny fahadiovana dia anisan’ny fomba tsotra sy mahomby hiarovana ny tena sy ny hafa amin’ny fiparitahan’ny mikraoba mety ...
17/08/2026

🧼Ny fahadiovana dia anisan’ny fomba tsotra sy mahomby hiarovana ny tena sy ny hafa amin’ny fiparitahan’ny mikraoba mety hiteraka aretina.

👐 Sasao matetika ny tanana

Sasao amin’ny rano sy savony ny tanana, indrindra alohan’ny hisakafoanana sy aorian’ny fampiasana WC.

Sasao ihany koa rehefa avy mikasika zavatra maloto, avy mikohaka na mievina, ary rehefa avy any amin’ny toerana be olona.

Koseho tsara amin’ny savony ny felatanana, ny lamosin’ny tanana, ny elanelan’ny rantsantanana ary ny manodidina ny hoho, ary kobanina tsara.

📱 Diovy ireo zavatra kasihina matetika Ny finday, Clavier solosaina, poigné varavarana ary zavatra fampiasa isan’andro dia mety ho toeram-pivangongoan’ny loto sy mikraoba. Diovy tsy tapaka ireo zavatra ireo amin’ny fomba mifanaraka amin’ny toromarika momba ny fanadiovana azy.

💡 Fahazarana tsotra isan’andro Aza mikasika ny maso, orona ary vava amin’ny tanana mbola tsy voasasa. Raha tsy misy rano sy savony dia azo ampiasaina vonjimaika ny ranon-javatra fanadiovana tanana misy alikaola.

Tsarovy: Ny tanana madio sy ny fitaovana madio dia manampy amin’ny fiarovana ny fahasalamana sy ny fampihenana ny fiparitahan’ny mikraoba.


✨BIO pharma Tana officiel

17/08/2026

Mora kokoa ny misoroka aretina noho ny mitsabo azy. Karakarao dieny izao ny fahasalamanao.

Groupe Natoraly Plus - Vokatra natoraly azo antoka

⚕️Manasa anao hifandray aminay amin’ny alalan’ny antso na fanatonana na hafatra manokana raha mila torohevitra na fanamp...
10/08/2026

⚕️Manasa anao hifandray aminay amin’ny alalan’ny antso na fanatonana na hafatra manokana raha mila torohevitra na fanampiana ara-pahasalama.

Raha toa ka mila fitsaboana mahomby tsara ianao dia aza mandeha lavitra intsony fa ity no tena vahaolana manafaka anao amin'ny Aretina VIH. Vitsy ny olona mahalala ny fisian'ny tsiambaratelo ny zava-maniry sy ny hery voajanahary entiny manasitrana, manasa anao handray izany. Afaka manatona anay mivantana ianao na mifandraisa aminay raha mila fanazavana fanampiny. Aza misalasala mihitsy tompoko fa vonona izahay anampy anao.

📞Laharam-pinday azahoana anay mivantana dia ny 038.85.454.75






IRETO MISY FANAZAVANA FOY MOMBA NY MST :

🔴VIH
🦠Aretina ratsy indrindra sady sarotra
🦠Ny fomba mety indrindra hanamarinana ny fitondrana azy dia ny fanaovana test na analyse charge virale VIH ihany. Misy ihany ny soritr'aretina tsapa sy hita eny amin'ny vatana saingy mila hamarinina izany satria mety tsy VIH.
🦠Fomba fifindran'ny VIH dia maro be
👥Ny VIH dia mifindra mandritra ny firaisana ara-nofo tsy voaaro amin'ny olona voan'ny aretina.
🩸Fifindran-dra amin'ny alalan'ny fomba maro toy ny lame mpanety, syringe maloto, ratra misokatra, sns.
🤰🤱Ny reny mitondra ny tsimokaretina VIH dia mety hamindra io virus io amin'ny zanany mandritra ny fitondrana vohoka, ny fiterahana, na ny fampinonoana. (Manana solution ihany koa izahay momba io)

🟩✅Ny PHASE TELO VOALOHANY dia mbola anananay traitement avokoa (tsy misy mampanahy mihitsy)
✓🚨Dingana voalohany (Primo-infection)
Raha vao tafiditra ny otrik'aretina VIH dia mihamaro haingana be ny virus. Ity dingana ity dia maharitra herinandro vitsivitsy eo ary mety miaraka amin'ny soritr'aretina mahazatra toy ny gripa, ny tazo, ny aretin'andoha, ny tenda ary ny fihenan-danja.
(Mbola anananay solution tsara)
✓🚨Dingana Faharoa (asymptomatic)
Mety haharitra taona vitsivitsy. Ny soritr'aretina voalohany dia manjavona ho azy, tsy midika akory izany oe sitrana ilay olona (ilay tena mamitaka). Mitombo sy mifindra foana ilay virus, nefa tsy misy soritr'aretina hita intsony mandritra ny taona vitsy. Ny antony dia satria mbola mahavita miady amin'ny ankamaroan'ny aretina ny rafi-kery fanefitra ilay olona.
(Mbola anananay solution tsara)
✓🚨Dingana Fahatelo (Symptomatique)
Afaka taona vitsivitsy dia miverina masika indray ny soritr'aretina. Miharesy tsikelikely ny hery fiarovana noho ny fanafihana miverimberina ataon'ireo virus VIH maro be manerana ny vatana. Mipoitra indray ny soritr'aretina vokatrio, toy ny havizanana maharitra, tsemboka sy mamay amin'ny alina, manaraka ny tazo, aretim-pivalanana na fihenan-danja sy ireo endrika hita maso toy ny amin'ny sary etsy ambany.
(Mbola anananay solution tsara raha tsy miandriandry)
❌Dingana farany (SIDA na Acquired Immunodeficiency Syndrome)
Io no dingana mandroso indrindra amin'ny ity otrikaretina VIH ity. Eto, ny vatana dia lasa mora voan'ny aretina mpanararaotra maro toy ny pnemonia sy ny Cancer. Raha bangona tokana dia efa simban'ny Virus tanteraka ilay olona ka tsy manana hery intsony ny vatany hiatrika fitsaboana mahery. Mba hialana io Stade final io dia mifandraisa aminay aingana ianao.
(Tsy misy solution intsony amin'ny Ankapobeny)

Izahay ihany koa dia mitsabo ireo aretina MST rehetra :

🔴Ny soritr'aretin'ny ANGATRA. Antsoina ihany koa oe gonorrhea, dia marary rehefa mamany ary misy tsiranoka tsy ara-dalàna (mavo na maitso), marary na mande-rà rehefa miray ho an'ny vehivavy ary manaintaina ny testicule ho an'ny lehilahy. Na izany aza, ny aretina dia mety ho asymptomatic, ilaina fizahana foana.

🔴Ny soritr'aretin'ny CONDYLOMES dia miseho amin'ny alalan'ny fivontosana (na olatra kely betsaka) eo amin'ny taovam-pananahana, ny lava-body, ary indraindray ny vava. Miloko “volomparasy” ireo fivontosana ireo, ary mety ho fisaka sy mavokely na volondavenona ihany koa. Mety hitranga koa ny mangidihidy sy ny fandehanan-drà , indrindra mandritra ny firaisana ara-nofo. Na izany aza, ilaina foana ny fizahana.

🔴Ny soritr'aretin'ny HERPES GÉNITAL dia mangidihidy sy mandoro mialoha ny fisehon'ny botsimbotsina kely feno ranon-javatra eo amin'ny taovam-pananahana, lava-body na faritra hafa. Mivadika ho fery misokatra izy ireo avieo ary lasa maharary be izay mety haharitra herinandro maromaro vao mitsahatra kely vetivety. Ny soritr'aretin'ny gripa (tazo, aretin'andoha, aretin'ny hozatra) dia mety hitranga ihany koa, indrindra mandritra ny fipoahana voalohany. Na izany aza, ilaina foana koa ny fizahana.

🔴Ny soritr'aretin'ny SYPHILIS indray dia miovaova arakaraka ny fivoharany. Amin'ny dingana voalohany dia manomboka amin'ny chancre izy ireo, fery tsy misy fanaintainana (matetika amin'ny taovam-pananahana, a**s na vava). Ny dingana faharoa dia miparitaka amin'ny hoditra, misy tazo, aretin'andoha, mihitsam-bolo, ary fivontosan'ny lymph (atody tariana). Misy ihany koa aorian'izay ny soritr'aretina sarotra kokoa.

🔴 HPV (Human Papillomavirus) dia virus mifindra amin’ny alalan’ny contact sexuel. Betsaka karazany izy, misy tsy mampidi-doza, misy kosa mety hitarika ho cancer. Matetika tsy misy soritr’aretina. Fa mety hiseho ny verrues génitales. Mety hiteraka cancer du col de l’utérus amin’ny vehivavy, ary cancer hafa amin’ny lahy sy vavy.

🔴Hépatite B (Hépatite B) dia aretina ateraky ny virus manafika ny foie. Mifindra amin’ny rà sy ny rapport sexuel ary avy amin’ny reny mankany amin’ny zaza. Miseho amin'ny alalan'ny havizanana, jaunisse (mavo ny maso sy hoditra) ary fanaintainana amin’ny kibo. Mety hitarika ho cirrhose na cancer du foie raha maharitra.

🔴 CHLAMYDIA dia aretina ateraky ny bactérie antsoina hoe Chlamydia trachomatis, mifindra amin’ny rapport sexuel. Matetika tsy misy soritr’aretina. Fa mety ho : fanaintainana rehefa mamany na mamoaka tsiranoka tsy mahazatra ny taovam-pananahana. Mety hiteraka infertilité (fahamombana) raha tsy tsaboina, indrindra amin’ny vehivavy.

🌾⚕️ Natoraly plus⚕️🌾
''Vokatra natoraly azo antoka no tena ho antoky ny fahasalamanao"

Aiza ny fitsaboana tsara sy matotra ? Ny fitsaboana ireo aretina avy aminy firaisana ara nofo dia sehatra iray mampiavak...
03/08/2026

Aiza ny fitsaboana tsara sy matotra ? Ny fitsaboana ireo aretina avy aminy firaisana ara nofo dia sehatra iray mampiavaka ny Bio pharma. Ra manana olana mikasika izany enao na ny havanao dia aza misalasala mifandray aminay. Afaka manome anao solution mahafa-po izahay tompoko.

Aza misalasala miantso raha mila fanazavana fanampiny :
☎️ 038.85.454.75 (sady whatsapp)
🏠 Tanall / Androndra Ampamantanana
🚍🚍 Akaikin'ny Arrêt Bus 151&117

🟥Mombamoba ireo aretina :

🦠Ny soritr'aretin'ny Angatra , antsoina ihany koa oe gonorrhea, dia marary rehefa mamany ary misy tsiranoka tsy ara-dalàna (mavo na maitso), marary na mande-rà rehefa miray ho an'ny vehivavy ary manaintaina ny testicule ho an'ny lehilahy. Na izany aza, ny aretina dia mety ho asymptomatic, ilaina fizahana foana.

🦠Ny soritr'aretin'ny condylomes dia miseho amin'ny alalan'ny fivontosana (na olatra kely betsaka) eo amin'ny taovam-pananahana, ny lava-body, ary indraindray ny vava. Miloko “volomparasy” ireo fivontosana ireo, ary mety ho fisaka sy mavokely na volondavenona ihany koa. Mety hitranga koa ny mangidihidy sy ny fandehanan-drà , indrindra mandritra ny firaisana ara-nofo. Na izany aza, ilaina foana ny fizahana.

🦠Ny soritr'aretin'ny herpes ge***al dia mangidihidy sy mandoro mialoha ny fisehon'ny botsimbotsina kely feno ranon-javatra eo amin'ny taovam-pananahana, lava-body na faritra hafa. Mivadika ho fery misokatra izy ireo avieo ary lasa maharary be izay mety haharitra herinandro maromaro vao mitsahatra kely vetivety. Ny soritr'aretin'ny gripa (tazo, aretin'andoha, aretin'ny hozatra) dia mety hitranga ihany koa, indrindra mandritra ny fipoahana voalohany. Na izany aza, ilaina foana koa ny fizahana.

🦠Ny soritr'aretin'ny syphilis indray dia miovaova arakaraka ny fivoharany. Amin'ny dingana voalohany dia manomboka amin'ny chancre izy ireo, fery tsy misy fanaintainana (matetika amin'ny taovam-pananahana, a**s na vava). Ny dingana faharoa dia miparitaka amin'ny hoditra, misy tazo, aretin'andoha, mihitsam-bolo, ary fivontosan'ny lymph (atody tariana). Misy ihany koa aorian'izay ny soritr'aretina sarotra kokoa.

🦠 HPV (Human Papillomavirus) dia virus mifindra amin’ny alalan’ny contact sexuel. Betsaka karazany izy, misy tsy mampidi-doza, misy kosa mety hitarika ho cancer. Matetika tsy misy soritr’aretina. Fa mety hiseho ny verrues génitales. Mety hiteraka cancer du col de l’utérus amin’ny vehivavy, ary cancer hafa amin’ny lahy sy vavy.

🦠Hépatite B (Hépatite B) dia aretina ateraky ny virus manafika ny foie. Mifindra amin’ny rà sy ny rapport sexuel ary avy amin’ny reny mankany amin’ny zaza. Miseho amin'ny alalan'ny havizanana, jaunisse (mavo ny maso sy hoditra) ary fanaintainana amin’ny kibo. Mety hitarika ho cirrhose na cancer du foie raha maharitra.

🦠Chlamydia dia aretina ateraky ny bactérie antsoina hoe Chlamydia trachomatis, mifindra amin’ny rapport sexuel. Matetika tsy misy soritr’aretina. Fa mety ho : fanaintainana rehefa mamany na mamoaka tsiranoka tsy mahazatra ny taovam-pananahana. Mety hiteraka infertilité (fahamombana) raha tsy tsaboina, indrindra amin’ny vehivavy.

🌿Natoraly plus, Vokatra natoraly azo antoka

😴 Ataovy laharam-pahamehana ny torimaso ampy sy milaminaNy torimaso dia anisan'ny fototry ny fahasalamana tsara. Mandrit...
30/07/2026

😴 Ataovy laharam-pahamehana ny torimaso ampy sy milamina

Ny torimaso dia anisan'ny fototry ny fahasalamana tsara. Mandritra ny torimaso no miala sasatra ny vatana sy ny ati-doha, manarina ireo sela simba ary manamafy ny hery fiarovana. Ny tsy fahampian-torimaso maharitra dia mety hisy fiantraikany amin'ny fahasalamana sy ny fahombiazan'ny asa atao isan'andro.

Nahoana no ilaina ny matory 7 ka hatramin'ny 9 ora?

✅ Manampy ny vatana hamerina ny heriny.

✅ Manatsara ny fitadidiana sy ny fifantohana.

✅ Manamafy ny hery fiarovana hiadiana amin'ny aretina.

✅ Manampy amin'ny fitazonana toe-po milamina sy mampihena ny havizanana.

Ahoana no hahazoana torimaso tsara?

• Miezaha hatory sy hifoha amin'ny ora mitovy isan'andro, na dia amin'ny faran'ny herinandro aza.

• Ataovy mangina, madio ary tsy mazava loatra ny efitrano fatoriana.

• Fadio ny misotro kafe, dite mahery na zava-pisotro mampihetsi-po amin'ny hariva.

Ny hazavana avoakan'ny finday, fahitalavitra ary solosaina dia mety hanelingelina ny torimaso. Noho izany dia tsara raha ajanona ny fampiasana ireo Écran ireo ora iray alohan'ny hatoriana.

Afaka misafidy hanao zavatra mampitony kosa ianao, toy ny:

- Mamaky boky.
- Mivavaka na misaintsaina.
- Mihaino mozika malefaka.
- Manao fanazaran-tena tsotra mampiala sasatra.

Tsarovy: Ny torimaso ampy sy milamina isan'alina dia tsy fandaniam-potoana, fa fampiasam-bola ho an'ny fahasalamana sy ny fahavelomana maharitra.

Natoraly plus Tana dia mirary anao ho salama lalan-dava. Ra misy ny tsy tomombana dia aza misalasala mifandray aminay.

038.85.454.75

Torohevitra ara-pahasalamana: Ataovy isan'andro ny fihinanana voankazo sy legiomaNy sakafo no iray amin'ireo fototra leh...
26/07/2026

Torohevitra ara-pahasalamana: Ataovy isan'andro ny fihinanana voankazo sy legioma

Ny sakafo no iray amin'ireo fototra lehibe iorenan'ny fahasalamana. Mba hananana vatana salama sy hery fiarovana matanjaka, dia ampidiro farafahakeliny voankazo iray sy legioma iray isan'andro ao anatin'ny sakafonao.

Inona no soa azo avy amin'izany?

✅ Manankarena vitamina sy mineraly izay ilain'ny vatana hiasa ara-dalàna.

✅ Mampitombo ny hery fiarovana, ka manampy ny vatana hiaro tena amin'ny aretina toy ny gripa sy sery.

✅ Manatsara ny fandevonan-kanina noho ny fibra (fibre alimentaire) ao anatiny, ka mampihena ny fitohanana.

✅ Manampy amin'ny fitazonana lanja ara-pahasalamana, satria mahavoky nefa tsy be kaloria.

Ahoana no fampiharana azy?

• Mihinàna voankazo iray aorian'ny sakafo maraina na ho sakafo maivana amin'ny tolakandro.

• Ataovy misy legioma foana ny sakafo atoandro sy hariva, toy ny anana, karaoty, tsaramaso maitso, laisoa, voatabia na concombre.

• Raha azo atao dia mifidiana voankazo sy legioma vaovao ary sasao tsara alohan'ny hihinanana azy.

Fadio kosa

❌ Fadio ny fisotroana zava-pisotro be siramamy, toy ny soda, ranom-boankazo misy siramamy be na zava-pisotro mamy voahodina.

Ny siramamy be loatra dia mety hampitombo ny mety hisian'ny:

- Hatavezana.
- Diabeta type-2.
- Fahasimban'ny nify.
- Aretim-po rehefa maharitra.

Safidy tsara kokoa

💧 Misotroa rano madio matetika.

🍋 Raha te hisotro zava-pisotro misy tsiro ianao dia afaka misafidy rano nasiana voasarimakirana na ranom-boankazo voajanahary tsy nasiana siramamy fanampiny.

Tsarovy: Tsy voatery ho lafo ny sakafo mahasalama. Ny voankazo sy legioma vokarina eto an-toerana dia efa ampy hanomezana otrikaina ilain'ny vatana. Ny fahazarana madinika atao isan'andro no manampy amin'ny fiarovana ny fahasalamana maharitra.

💕 Natoraly plus botika Tana dia mizara sy manampy ny rehetra eo amin'ny sehatry ny fahasalamana. Aza adino manaraka ny pejy

Torohevitra ara-pahasalamana🌿 Fomba voajanahary hanalefahana ny gripa sy ny kohakaRaha sendra tratran'ny gripa na kohaka...
20/07/2026

Torohevitra ara-pahasalamana

🌿 Fomba voajanahary hanalefahana ny gripa sy ny kohaka

Raha sendra tratran'ny gripa na kohaka tsotra ianao, dia ireto misy torohevitra voajanahary afaka manampy hanamaivana ny soritr'aretina:

• Misotroa rano mafana ampy mandritra ny andro mba hisorohana ny tsy fahampian-drano sy hanalefahana ny kohaka.
• Mialà sasatra tsara mba hanampian'ny vatana hiady amin'ny aretina.
• Afaka misotro zava-pisotro mafana misy tantely sy sakamalaho, na voasarimakirana, raha tsy misy antony ara-pahasalamana mandrara izany. Mety hanampy hanamaivana ny fahasosoran'ny tenda sy ny kohaka izany.
• Mihinàna sakafo ara-pahasalamana sy voankazo manankarena vitamina C.
• Sorohy ny setroka sy ny vovoka izay mety hampitombo ny fahasosoran'ny lalan-pisefoana.

⚠️ Marihina: Ireo dia torohevitra fanampiny hanalefahana ny soritr'aretina ihany. Raha maharitra mihoatra ny andro vitsivitsy ny tazo na ny kohaka, na misy fahasarotana amin'ny fifohana rivotra, dia manatòna mpitsabo haingana.

Contact : 038.85.454.75

Tena tsara ilay mijery baolina matetika amin'ny alina fa na izany aza mila tsinjovina koa ny fahasalamana. Mitady ''solu...
18/07/2026

Tena tsara ilay mijery baolina matetika amin'ny alina fa na izany aza mila tsinjovina koa ny fahasalamana. Mitady ''solution'' mba hamenoana ny tsy fahampina torimaso lava sy ny tsy fananan'ny vatana rano araka ny mety. JEREO KELY ANIE ITY FANAZAVAKO ITY FA TENA ILAINA MBA HAFAHANAO MANDRINDRA IZANY💕:

Ny Maha-zava-dehibe ny Torimaso sy ny Fisotroana Rano ho an'ny Fahasalamana

Ny torimaso sy ny fisotroana rano ara-dalana dia anisan'ireo fototra lehibe indrindra amin'ny fitazonana ny fahasalaman'ny olombelona. Samy ilaina isan'andro izy ireo satria manampy ny vatana sy ny saina hiasa ara-dalĂ na. Raha tsy ampy na tsy ara-potoana ireo, dia mety hiteraka olana ara-pahasalamana maro sy maharitra.

1. Ny Maha-zava-dehibe ny Torimaso

Mandritra ny torimaso no miala sasatra sy manarin-tena ny vatana. Amin'izany fotoana izany izy no:
- Manavao sy manarina ny sela sy ny taova.
- Mampitombo ny hery fiarovan'ny vatana.
- Manatsara ny fitadidiana sy ny fahaizana mifantoka.
- Mandrindra ny hormonina mifehy ny fitomboana, ny fahazotoan-komana ary ny toe-po.
- Mampihena ny mety hisian'ny aretim-po, diabeta ary aretina mitaiza hafa.

Loza ateraky ny tsy fahampian-torimaso

- Havizanana sy tsy fahampian-kery.
- Tsy fahafahana mifantoka sy mora manadino.
- Mora tezitra sy kivy.
- Mihena ny hery fiarovan'ny vatana ka mora marary.
- Mitombo ny loza ateraky ny tosidrĂ  ambony, ny diabeta, ny matavy loatra ary ny aretim-po.
- Mampitombo ny mety hisian'ny lozam-pifamoivoizana sy ny loza eny am-piasana satria torovana le vatana.

2. Ny Maha-zava-dehibe ny Fisotroana Rano

Ny rano dia mandrafitra ampahany betsaka amin'ny vatan'olombelona. Izy no:

- Mitondra otrikaina sy oksizena mankany amin'ny sela.
- Manampy amin'ny fanesorana loto sy poizina amin'ny alalan'ny p**i sy ny hatsembohana ary ny vetiny.
- Mandrindra ny hafanan'ny vatana.
- Miaro ny tonon-taolana sy ny taova.
- Manampy amin'ny fandevonan-kanina sy ny fiasan'ny voa.

Loza ateraky ny tsy fisotroana rano ampy

- Tsy fahampian-drano (dĂŠshydratation).
- Aretin'andoha sy fanina.
- Havizanana sy fahalemen'ny vatana.
- Fitohanana.
- Mety hisy vato ao amin'ny voa sy fahasimban'ny voa raha maharitra.
- Mihena ny fahafahan'ny atidoha mifantoka sy mieritreritra.

3. Habetsahan'ny Torimaso sy ny Rano Arakaraka ny Sokajin-taona

Sokajin-taona| Torimaso ilaina isan'andro| Rano ilaina isan'andro*
Zaza vao teraka (0-3 volana)| 14-17 ora| Rononon-dreny na ronono ihany
Zaza 4-12 volana| 12-16 ora| Ronono no tena ilaina, rano kely rehefa mety
1-2 taona| 11-14 ora| 1-1,3 litatra
3-5 taona| 10-13 ora| 1,3-1,7 litatra
6-12 taona| 9-12 ora| 1,6-2 litatra
13-18 taona| 8-10 ora| 2-2,6 litatra
Olon-dehibe (18-64 taona)| 7-9 ora| 2-3 litatra
Zokiolona (65 taona no ho miakatra)| 7-8 ora| 2 litatra eo ho eo, raha tsy misy fandrarĂ na ara-pitsaboana manokana.

* Ahitana ny rano fisotro sy ny rano avy amin'ny sakafo. Mety hiova arakaraka ny toetr'andro, ny lanjan'ny olona, ny asa atao ary ny toe-pahasalamana.

Ny torimaso ampy sy ny fisotroana rano ampy dia anisan'ny fomba tsotra indrindra hiarovana ny fahasalamana. Tsy vitan'ny hoe misoroka aretina izy ireo, fa manatsara ny fiasan'ny atidoha, ny fo, ny voa ary ny vatana manontolo. Tokony hanana fahazarana matory ara-potoana sy misotro rano ampy isan'andro ny olona rehetra mba hahazoana fiainana salama sy maharitra.

Natoraly Plus dia vahaolana mahomby ara-pahasalama sy madio ary manasitrana.

Address

Androndra Ampamantanana Vl 55B
Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 08:00 - 17:00
Tuesday 08:00 - 17:00
Wednesday 08:00 - 17:00
Thursday 08:00 - 17:00
Friday 08:00 - 17:00
Saturday 08:00 - 17:00
Sunday 08:00 - 17:00

Telephone

+261341428991

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when BIO pharma posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share