04/03/2026
Tonga iany ilayyyyy nandrasannnnna. 🎊🎊
Fihaonan'ny mpihaino Natiora Radio 98.2, sy ny mpamonjy conférence....
🥰 Fihaonana mivantana @ Zoky Andry sy ny ekipan'ny Naturopharma ary ny Natiora Radio !
📌 MANKAFY CABANE Ambohimanambola
📆 Alahady 15 Marsa 2026
Toy izao ny andinindininy:
☑️ Fiaingana am 7ora Maraina eo Ambohijatovo ambony
☑️ Fiverenana am 15h30 miala any Ambohimanambola.
☑️ Mitondra sakafo sahaza ( laoka iraisana na hen'omby na henan'akoho).
💚 Mitondrà jus sy maskita mba hiarahana mitonotono
💸 Fandraisana anjara : 8000ar frais aller retour miampy fidirana ao eny an-toerana
↗️ Fandaharam-potoanana
Hisy kilalao iraisana
Hisy ihany koa fifankafatarana ary fanolorana ireo birao mandrafitra ny vondron'ny mpamonjy conférence ..
Ary n'y tena zavadehibe Dia hisy torohevitra arapahasalamana
💸 Ny tapakila dia azonao raisina ao am birao naturopharma ambodin'isotry dieny izao.
Araho tsy tapaka eto @ onjampeo ny vaovao!
Koa tongava maro ro lay eeee.