21/12/2024
SANTE SEXUELLE
(Conseils DiĂŠtĂŠtiques)
MOMBA NY IMPUISSANCE eo aminâny lehilahy na FRIGIDITE eo aminâny vehivavy
FANAZAVANA :
⢠Ny atao hoe ÂŤ impuissance Âť dia tsy fahampiana na tsy fisianâny fihenjanana mihintsy eo aminâny filahiana
⢠Ny frigiditĂŠ dia mitovy aminâizay ihany fa vehivavy tsy mety manana faniriana te hanao firaisana ara-nofo mihintsy (RS)
⢠Arao tsara ireto fanazavana ireto raha toa ka manana fotoana hamakiana azy ianao, fa ny fialĂ na aminâizay mahatonga azy ihany dia efa vahaolana avy hatrany.
⢠Ary misy hitovizana maro ny anâny lehilahy sy vehivavy na dia misy maha-samihafa azy aza
NY MAHATONGA AZY :
⢠Voalohany : na avy aminâny saina mihintsy (impuissance dâorigine psychologique) na
⢠Faharoa : avy aminâny toe-batana (impuissances physiologiques)
ANTONY :
A - RAHA EO AMINâNY PSYCHO :
1. Non attirance de sexe opposĂŠ :
⢠Tsy voasintonâny filĂ na mihintsy ny sainy aminâny olona tokony ho tsiriritiny. Ohatra : ny lehilahy homosexuel, dia tsy mitsiriritra vehivavy mihintsy fa lehilahy ihany no mba mety aminy, na misy vehivavy tsy mety hitsiriritra lehilahy, fa vehivavy mitovy sexe aminy no tsiriritiny. Izay olana izay dia olana avy aminâny perturbations psychologiques na fikorotananâny saina na fikorotananâny glandes endocriniennes na ny tsiranoka vokatra eo aminâny vatanâilay olona mihintsy. Mety ihany koa voadona ny sainâilay lehilahy eo aminâilay vehivavy (dominĂŠ) ka na dia matanjaka aza ny vatany dia tsy mahavita na inona na inona ilay lehilahy. Voa ilay sainy. SnsâŚ
2. Vokatry ny fihetsem-po (par ĂŠmotivitĂŠ) :
⢠Complexe vokatry ny fahatairana eo anatrehanâny vehivavy izay heveriny fa tsara lavitra noho izy, na mbola vaovao aminy, indrindra fa mety misy fihetsika maneso na maha ambany azy eo anatrehanâilay vehivavy.
3. Tahotra (par peur de manguer lâacte) :
⢠Matahotra izy sao tsy hahavita firaisana aminâilay vehivavy, indrindra fa efa nisy fotoana teo aloha tsy nahavita tokoa izy noho ny antony hafa na harerahana, kanjo lasa impuissant izy aminâizay fotoana izay.
4. Tahotra sao manota :
⢠Vokatry ny fampianarana na fanabeazana niainana, izay mametraka fa fahadisoana na fahotana ny fanaovana firaisana ara-nofo, ka na dia aminâny fotoana tokony hanaovany izany aza toy ny vadiny, dia voadona ny sainy ka tonga ny âimpuissanceâ
5. Fahadisoam-panantenana (dĂŠception rĂŠpĂŠtĂŠe) :
⢠Mety nisy fandavana tsy hanao firaisana matetika nataonâny vehivavy taminy ka mbola izay ihany no ao an-tsainy aminâizay vehivavy manoloana azy.
6. Tsy fifantohanâny saina (dĂŠrivation de la pensĂŠe) :
⢠Vokatry ny olana iainana, ny fisafotofotonâny fisatofotonâny fiainana, ny havizanana sns⌠ary io farany io no tena zava-doza indrindra miteraka fahasimbanâny taova mpamokatra ny tsiranoka aminâny taovam-pananahana (neuro-endocriniens)
B â IMPUISSANCE PHYSIOLOGIQUE :
⢠Vokatry ny fanaovana ma********on nandritry ny fotoana naharitra.
⢠Efa zatra kitihana tanana na nosafosafoana foana ny pÊnis.
⢠Fahavizananâny tena sy ny saina (ĂŠpuisement nerveux), ohatra toy ny fanaovana sport tafahoatra, fianarana be loatra, fiasan-tsaina be loatra,
⢠Tsy fahampianâny fialan-tsasatra, indrindra ny torimaso, izay miteraka havizanana tafahoatra.
⢠Ny fahavizananâny lamosina, izay tena mi-commande ny ĂŠrecion na ny fahadangirana.
⢠Vokatry ny diabète, izay miteraka fikorontananâny lalĂ n-dra sy ny mpamokatra ny tsiranoka rehetra.
⢠Vokatry ny suralimentation. Ny fampiasana na fampidirana ireo sakafo na fomba tsy ara-pahasalamana mety hanimba ny herinâny hozatra tsy hahavita ny filĂ na ara-nofo na mampi-pararetra. Ohatra : ny cafĂŠ, ny paraky, ny sigara, ny divay, snsâŚ
⢠Ny tsy fahampiana vitamina ao aminâny vatana, indrindra ny vitamina E sy ny complèxe B
⢠Ny fikorontanana ara-tsakafo mifanandrify aminâizay tokony ilaina eo aminâny fananahana sy firaisana ara-nofoâŚ.
⢠Fantaro fa ny fanarahana rÊgimes fanenan-tena dia miteraka ny impuissance avokoa.
⢠Ny fampidirana produits chimiques matetika miverimberina na be loatra, indrindra fa ny fampiasana ireny aphrodisiaques mety tsy hifanaraka aminâny toe-batanao akory
⢠Tsy ny produits chimiques ihany fa ny fihinanana voankazo be loatra any aminâny tany mangatsiaka na aminâny andro mangatsiaka dia mampihena ny filĂ na sady mahatonga ny impuissance, ho anâny sokajinâolona rehetra mihintsy izany.
FANAMARIHANA :
⢠Azo heverina ho produits naturels daholo ny fanafody rehetra ampiasaina na dia paracÊtamol saingy tsy zato isan-jato. Fa ny tena hoe produits naturels 100% dia ireo produits tsy nandalo usines akory (matières premiers).
VAHAOLANA :
⢠Tsy mila mitady vahaolana lavitra ianao fa ezaho ny hialana aminâireo nahatonga ny olana rehetra voalaza ireo dia milamina ianao.
⢠Atao izay hiverenanâny toe-batana ho toy ny tanjaka tany aloha (remise en forme version ETN)
⢠Mila manao cure de sommeil mandritry ny telo andro sy alina. Aminâizay fihetsika iray izay anefa dia tsy azo soratana eto akory satria raha tsy maintsy voaaraka tsara ny toromarika ara-pihetsika, ny rano sotroina, ny fomba fiaina, ny sakafo ohanina, ny fandaminana ny situations rehetra, ka tsy azo hialana ny conseils DiĂŠtĂŠtiques. Raha tsy mitandrina dia mety hampitera-doza koa dia tandremo sao hanaonao foana.
⢠Noho izany dia aza manao dokotera tenany aminâizay vahaolana farany izay, fa na dia ny tosi-drĂ anâilay olona aza mila fantarina tsara sy ny toe-batany, ny toe-pahasalamany.
⢠Raha izay no vita sy voaaraka tsara, dia na ireo olona lehibe efa tsy mahavita firaisana ara-nofo intsony aza dia hiverina toy ny taminâny fahatanorany eo aminâny hery ara-pananahana.
⢠Massages de remise en forme version ETN 10 sÊance minimum.
⢠FANAMPIM-PANAZAVANA : Page facebook : https://web.facebook.com/etn.mpanotra/?ref=pages_you_manage na na Groupe facebook :