19/08/2026
Inona daholo ary no ianarana amin'ilay atelier ESTHETIQUE
Formation ianaranao ny teknika rehetra momban'ny fikarakarana vatana isan'karazany izay ahitana:
📍 Soin de visage express sans appareils
📍 Soin de visage avec appareils
📍 Manucure
📍 Pedicure
📍 Maquillage de jour
Lieu : Amboipo
Date : 2 choix de prestations sur 5
Jour : Samedi ;
Heure 9H-12H une prestation
13H-16H une prestation
Frais : 50.000Ar/Prestation
Inclus : matériels 😉
MP ho an'izay liana 😉 aza adino fa limités ny places
WHATSAPP 0341664490