Dokotera mizaha marary à Domicile

Dokotera mizaha marary à Domicile Vonona anome ny tsara kokoa.

Ireo karazan'ny aretin-koditra fahita matetika, fanehoana tsotra. 😊😊Dokotera mizaha marary à Domicile
21/05/2026

Ireo karazan'ny aretin-koditra fahita matetika, fanehoana tsotra. 😊😊
Dokotera mizaha marary à Domicile

20/05/2026

Antony iray mampitsoaka ny Médecin eto Madagascar, satria tena ilaina izy ireo any ivelany nohon'ny isan'ny Médecin ambany dia ambany.😊😊

Eee oooo ô!!!!, aza alefa any, aza alefa any oa faaaaaa, .................................................▶️▶️▶️...........
20/05/2026

Eee oooo ô!!!!, aza alefa any, aza alefa any oa faaaaaa, .................................................

▶️▶️▶️.........., fa aty ny maso ôh.





Dokotera mizaha marary à Domicile

Ity Ilay biby kely tsy hita maso anisany mampangidihidy anao fona amin'ny alina.Izy no antsoina hoe   , mahatonga " LA G...
20/05/2026

Ity Ilay biby kely tsy hita maso anisany mampangidihidy anao fona amin'ny alina.
Izy no antsoina hoe , mahatonga " LA GALE ", azo tsaboina tsara.😊😊
Dokotera mizaha marary à Domicile

20/05/2026

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Holy Haritiana Razanatsimba, Ny Ain's, Razanamalala Jeannette Micheline, Livahasina Ratsizafy, Miguel Copain, Sah Fidy, Herimanjaka Randrianarijaona, Bethinah Hariniaina, Henintsoa HA, Warda Valjih, Mami'aina Tatamo, Lanto Lucia, Julois Vial Andriamanamisoa, Alexandre Angelo, Nysoa Fanantenana, Mahatehotia Raitra, Radisson Faliniaina, Malala Rabarisoa, Valerie Rsm, Voahangy Raholy, Issoufa Abdallah, Suzielle Ydah

La couleur de vos mains peut parfois donner des indices sur votre état de santé. Dokotera mizaha marary à Domicile
18/05/2026

La couleur de vos mains peut parfois donner des indices sur votre état de santé.
Dokotera mizaha marary à Domicile

Tsy mitovy, mila avahana tsara.   Dokotera mizaha marary à Domicile
16/05/2026

Tsy mitovy, mila avahana tsara.




Dokotera mizaha marary à Domicile

16/05/2026

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Anedo Solo, Presley Maurice, Heriniaina Ramahefarison, Julie Rafitoson, Prisca Ramiaramanana, Hanitra Randriamihanta, Mamisoa Rakotoarivelo, BarriLal RaHarison Andriamahef, Fiderana Fitiavana, Natïora Aly, Noir Sweet, Asina Raholijaona, Lova Rakotonirina, Rohi Ntsoa Andria, Volahavana Lalaina Ronaldi, Arsène Hery Jasy, Adeline Voahangy, Razafy Hasina, Ifaliana Ramarosakanina, Celestine Rasoamanandafy, Sera Ketruka, Sisie Amindraza, Sam Tantely, Mahefa Razafy, Njarasoa Rakotondraibe, Tsara Joro Jessie, Melissa Faarouk

15/05/2026

Rantin'i Dr Tafitasoa Ambinintsoa

🌸Tiako hozaraina amintsika ity tranga iray niseho t@ amin'ny hopitaly iray ity, mba samy hieritreritra isika: ny mpitondra, ny mpitsabo, ary isika vahoaka.

🌸Ramatoa iray bevohoka 8 volana no nidirana tao @ urgence satria nifanintona be sy tsy nahatsiaro tena intsony. Rehefa natao ny fizahana haingana azy dia hita fa Eclampsie no mahazo azy. Tsy maintsy miroso @ fandidiana (Césarienne) farany izay haingana mba hanavotana ny ain’izy mianaka.

🌸Ny olana anefa dia : tsy niomana tamin’izany ny fianakaviana. Mazava ho azy, satria mbola tsy tonga volana ny zaza sady tampoka ilay aretina.

🌸Noho ny fitiavana hanavotra aina anefa, nitady vahaolana ny dokotera: niresaka tamin'ny farmasia mba hamoaka ny fanafody izay ilaina maika @ fandidiana (rehzfa avy nifampiresaka tsara t@ havan’ny marary fa tsy maintsy aloa ny vidin’ny fanafoy ilaina). Nisy havan’ilay marary moa nanao sonia sy nanaiky fa hanonitra ny vidim-panafody, ary ny dokotera koa nanao sonia ho fiantohana. Maika ny rehetra satria ny "Aina" no ambony indrindra.

🌸Vita soa aman-tsara ny fandidiana. Avotra ny renin-jaza, salama ny zaza. Saingy indrisy...

🌸Rehefa tonga ny fotoana handoavana ny vidim-panafody dia nanda ny fianakaviana. Ny antony?

⚡️Tsy manam-bola hono ry zareo haolona azy

⚡️Ary somary nanome tsiny ny dokotera aza hoe: "Ianareo no maikamaika te hamoaka fanafody teo!"

🌸Mahavery hevitra ilay situation :

⚡️Ho an'ny mpitsabo: Tsy ho zakan'ny dokotera ny hiantoka ny fanafodin'ny marary rehetra, nefa ny adidy masina dia ny miezaka foana manao ny maximun mba hanavotana ny ain’ny marary.

⚡️Ho an'ny vahoaka: Matetika isika tsy miomana amin'ny mety ho fahasarotana amin'ny fiterahana. Ny fandidiana dia mety hitranga foana na dia tsy nampoizina aza.

⚡️Ho an'ny Fanjakana: Toa tsy misy drafitra mazava momba ireny tranga maika (urgence) ireny fa dia ny dokotera sy ny mpitantana ny hopitaly foana no mibaby ny fahasahiranana isan'andro. Raha misy ary dia otrany solution à court terme fa tsy à long terme😣

🌸Raha toa ka lasa "tahotra" ho an'ny mpitsabo ny manampy sy mitady vahaolana noho ny fihetsika toy izany, inona no hitranga amin'ireo marary manaraka?

🌸Iaraha-mahalala @ maha-olona, fa ny fanavotana aina tsy tokony hiteraka fatiantoka ho an’izay nanao soa.

🙏Tantara niainan’ny tena moa izy ity ary maro isanandro ireo namana mpitsabo, ny marary miaina an’io isanandro isanandro eny @ tobim-pahasalamana eny.

👉Inona ny hevitrao? Inona no vahaolana hitanao?

Izao mihitsy ny eto amitsika, sa aona izy nareo ?? 🤔🤔
15/05/2026

Izao mihitsy ny eto amitsika, sa aona izy nareo ?? 🤔🤔

Address

Quelques Part
Antananarivo
101

Telephone

+261326209806

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Dokotera mizaha marary à Domicile posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share