Centre Mes Amour

Centre Mes Amour Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Centre Mes Amour, Medical and health, Ambatomainty, Antananarivo.

Heyy!! Efa disponible eto aminay ny dépistage   sy  Alatsinainy hatramin'ny Zoma 0ra fisokafana : 10 h à 15 h Toerana ca...
29/05/2026

Heyy!!
Efa disponible eto aminay ny dépistage sy
Alatsinainy hatramin'ny Zoma
0ra fisokafana : 10 h à 15 h
Toerana calme et discret



Misy ahiahy momba ny IST/MST ve ianao ?Mety hiseho amin’ny lehilahy na vehivavy rehetra ny aretina azo avy amin’ny firai...
10/04/2026

Misy ahiahy momba ny IST/MST ve ianao ?
Mety hiseho amin’ny lehilahy na vehivavy rehetra ny aretina azo avy amin’ny firaisana (IST/MST)
Matetika dia tsy misy soritr’aretina hita maso
Tsy azo fantarina amin’ny fijery ivelany fotsiny
👉 Aza miandry soritr’aretina vao mihetsika
🩺 Manatona mpitsabo matihanina
Fitsirihana sy diagnostic ara-pitsaboana marina
Fandraisana an-tanana sy fitsaboana mifanaraka amin’ny aretina
Torohevitra momba ny fisorohana sy fiarovana
Fanaraha-maso (suivi médical) mitohy
🔒 Voahaja tanteraka ny tsiambaratelo
🛡️ Misy vahaolana sy fitsaboana azo antoka
IST maro no azo sitranina raha tsaboina ara-potoana
Ny sasany kosa azo fehezina tsara amin’ny fitsaboana maharitra
Ny fitiliana tsy tapaka dia manampy hiaro ny tenanao sy ny hafa.
Manatona anay Raha misy ahiahy . Misokatra ho anao izahay fa aza misalasala manatona.
Sarampizahana mirary.



antanana

Alatsinainy h@ Zoma
09h h@ 03 ora hariva

👉 “Ny fahalalana ny toe-pahasalamanao no fiarovana voalohany.”
👉 “Manao dépistage matetika, miaro tena, ary manatona mpitsabo raha misy ahiahy.”

08/04/2026

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Navalona Rabearivelo, Tsiresy Mahasambatra, Miarimandresy Valera, Jatovo Rabekoto, Mandimby Ari's, Kenny Brayan, Papan Nanah, Arnaud Nmr, James Mike, Lahatra RD, Tendry Ny Aina Randriamanana, Øö Tãnjõnä Öø Fänântënänā, فاطمی سا کھیل, Charlie Quingstone, Arisson Hr, Jean Eddy Ferdinand, Bandy Tia Raha, Fitia Mitoetra, Tsinjo Rakotomalala, Preta Marna, Rova Tantely Ofisialy, Kenny Randria, Charlie Robinson, Bryan Mi, Zaza Mila Vola, Ny Aiko Flavien Fahendrena, Njiva, Sedera Niaina, Brown Jud, Ravo Kezio, Ando Ram, Tovo Félicien Rÿ, Bandy Tia Azy, Tiavina Mendrika, Xavier Leonson

Heyyyy !!! "Arovy ny tenanao dia arovy koa ny hafa "Izahay mizara maimaimpona :    sy fitsaboana ireo aretina azo avy @ ...
06/04/2026

Heyyyy !!!
"Arovy ny tenanao dia arovy koa ny hafa "
Izahay mizara maimaimpona :
sy fitsaboana ireo aretina azo avy @ firaisana aranofo.
Misy ihany koa ny consultation général @ sarany mirary .
Ora fitokanana : 09h h@ 03 ora hariva
Alatsinainy h@ Zoma

"Kanefa raha izaho, dia fantatro fa velona ny Mpanavotra ahy,..."— Joba 19 : 25Miarahaba anao nahatratra ny P***a . Jeso...
05/04/2026

"Kanefa raha izaho, dia fantatro fa velona ny Mpanavotra ahy,..."
— Joba 19 : 25
Miarahaba anao nahatratra ny P***a . Jesoa ilay velona nitsagana tamin'ny maty anie ho velona ho anao sy ankohonanao.
Izahay eto amin'ny dia mirary anao anao P***a feno fitiavana be dia be .

Condylomes aretina mora mifindra, maro no sahirantsaina amin'izy ity. Aza misalasala tongava mp fa ho tsabonay ianao, ma...
02/04/2026

Condylomes aretina mora mifindra, maro no sahirantsaina amin'izy ity. Aza misalasala tongava mp fa ho tsabonay ianao, mandray anao, tsy mitsarana anao n'y dokotera🧑‍⚕️

01/04/2026

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Zsxedc Firariantsoa, Berthin Imbe, Christian Razanajatovo, Toky Nomena, Marie Isabelle Raholisoa, Axel Anthonny, Planète Terre, Kooh Weta, Gustavo Farid, Vahatra François, Tyler Lockwood

gel lubrifiant madity sy tsara kalitao zarainay gratuit aoka izay ny fampiasana rora🚫🚫🚫tongava mp izay mila
01/04/2026

gel lubrifiant madity sy tsara kalitao zarainay gratuit
aoka izay ny fampiasana rora🚫🚫🚫
tongava mp izay mila

misokatra ho anao izahay ny alatsinainy hatramin'ny Zoma @ 9h - 15hafaka miditra mp hanomezana anao ny repère
31/03/2026

misokatra ho anao izahay ny alatsinainy hatramin'ny Zoma @ 9h - 15h
afaka miditra mp hanomezana anao ny repère

Ankoatra ireo tolotra efa nahafantaranareo anay dia misy tolotra vaovao ihany koatsy ho ela 🙂❤️
27/03/2026

Ankoatra ireo tolotra efa nahafantaranareo anay dia misy tolotra vaovao ihany koa
tsy ho ela 🙂❤️

Address

Ambatomainty
Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Centre Mes Amour posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share