25/04/2026
Sarotra ny mitady veine, tena sarotra.
NANAO AHOANA MARINA NY NATAO TALOHA TAMIN’NY MBOLA TSY NISY CATHETER?
TALOHAN’NY 1945
Tsy maintsy mitady veine isaky ny hanindrona fa tsy nisy catheter taloha, tsy nisy hoe perfusion continue izany.
Ny iray tamin’ireto Teknika telo ireto no nampiasaina :
- Ponction directe .
- Avela eo ny fanjaitra.
- Denudation veineuse.
Tamin’ny 1945 :
I Dr Meyers no zoky namorona ny Catheter ahafahana manao perfusion continue.
Fanjaitra kely ilay catheter fa nitondra ère vaovao, ohatrin’ny hoe “Fanavaozana” tamin’ny tantaran’ny Médecine. Satria nanomboka teo dia azo atao ny perfusion continue (ireo serum sy tsindrona atao anaty veine).
Tamin’ny 1949:
Nisy zoky hafa nantsoina hoe Duffy nanao étude ary nanamafy fa :
- 35 jours (ny voie femorale)
- 39 jours (ny voie jugulaire)
Ho an’ireo serum dia :
- Mila Surveillance +++
- Hygiene rigoureuse + désinfection
- Tsy misy durée fixe universelle fa mila tena hoe madio sy fonctionnelle.
- Misy literatiora miteny hoe 72 à 96 heures mampihena ny risque infectieux ka tokony ho soloina.
SAMY MANANA NY PROTOCOLENY NY SERVICE TSIRAIDRAY.
AVEC LE TEMPS ….
Niovaova ny paoziny ary samy manana ny mahazatra azy ireo teknisianina sy mpiantsehatra amin’izany.
Misy ireo Zokibe nitantara anay ny nahatongavan’ny catheter plastique tao Madagasikara tamin'izany, hoe tezitra daholo fa tsy mety hono io ,… sns.
Fa io izy ampiasaina sy nahazatra ioihany taty aoriana.
Ny hoe tsy Mahita veine tsy midika hoe tsy fahaizana fa tena sarotra ny mitady veine indrindra ho an’ireo olona matavy, manao chimiothérapie, ny zazakely, ny olona antitra , ary ny olona tratran’ny Choc.
Ka aleo tsy izany no resahana fa fizarana pratique sy fanabeazana ary fanentanana ara pahasalamana ny atao ato.
Nanova ny fitsaboana ny perfusion ary nanavotana aina maro.
VVoilàvoilà Magazine