Parlons santé avec Faliana

Parlons santé avec Faliana Créateur de contenu
Fianarana sy toro-hevitra momba ny fahasalamana
Professionnel : [email protected]
(2)

25/08/2026

"APPENDICITE"
Matetika henontsika izany satria maro ny olona voany
Ndao ary hianarantsika ny atao hoe appendicite 😊
Manasa anao hijery hatramin'ny farany 😉

Zarazarao hahasoa

Misaotra ny Tompo fa mbola nomeny tombon'andro iainana indray ❤️ Omenareo firy taona aho amin'izao? 😁
21/08/2026

Misaotra ny Tompo fa mbola nomeny tombon'andro iainana indray ❤️
Omenareo firy taona aho amin'izao? 😁

26/07/2026

Mampisy mony ve ny fihinanana sakay?🌶️ 🫑
Ndao hojerentsika amin'ity horonantsary ity ny mahatonga ny mony

Zarazarao hahasoa 😊

19/07/2026

Iza no équipe anao anio?
Argentine 🇦🇷 sa Espagne 🇪🇸 ?
Sarotra be amiko izao ny manao choix satria samy équipe tiako ireo 😅
Vamos vamos Argentina!! 🇦🇷

06/07/2026

Ndao horesahantsika ireo antony andidiana rehefa hiteraka na koa hoe "Césarienne"
Araho hatramin'ny farany ny horonantsary 😊
Zarazarao hahasoa

Mirehareha fa Malagasy 🇲🇬Tratry ny asaramanitra daholo isika rehetra 🇲🇬Izahay moa izany na andro fety ary miasa foana ho...
26/06/2026

Mirehareha fa Malagasy 🇲🇬
Tratry ny asaramanitra daholo isika rehetra 🇲🇬
Izahay moa izany na andro fety ary miasa foana ho an'ny tanindrazana
Ho samy salama ny malagasy rehetra ❤️
Manaova fety sambatra oh 🎉✨

24/06/2026

Ireo Sakafo 6 mampiakatra hery fiarovana tokony hoanintsika amin'izao andro mangatsiaka izao 🥶

Zarazarao hahasoa 😉

19/06/2026

Ndao asiana tsikitsiky kely indray 😂
Ahoana hoy ianareo ilay soratra dokotera an?
Ilay mpiasan'ny farmasia anefa mahay tsara ilay izy 😂 Miaiky aho izay 💪
Sangisangy io fa maro ny Dokotera tsara soratra an 😁😁

07/06/2026

Inona no mahatonga antsika manevika? ( ilay marary iny ny kibo rehefa manao fanatanjahantena avy misakafo)
Araho hatramin'ny farany ny horonantsary😊

Zarazarao hahasoa 🙏

Ary Andriamanitra mahay mampitombo ny fahasoavana rehetra aminareo, mba hanananareo ny onony rehetra mandrakariva amin'n...
31/05/2026

Ary Andriamanitra mahay mampitombo ny fahasoavana rehetra aminareo, mba hanananareo ny onony rehetra mandrakariva amin'ny zavatra rehetra, ka hitombo amin'ny asa tsara rehetra;
— II Korintiana 9 : 8

Izany tenin'Andriamanitra izany no entiko hiarahabana ireo Reny rehetra amin’ity anio ity ❤️
Mirary soa sy fahasalamana lalandava ✨
Mahereza amin'ny adidy sy andraikitra sahaninao ✨
Manonona ny fiadanan'ny Tompo ho aminao sy ny ankohonanao 🕊️
Koa manaova fety sambatra daholo oh 🎊

Address

Antananarivo
Antananarivo

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Parlons santé avec Faliana posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Parlons santé avec Faliana:

Shortcuts

Share