Body Challenge avec biouthé

Body Challenge avec biouthé Ventes marchandise générales Ventes accessoires, vêtements, et articles de mode
Ventes de produits de beauté et bien-être
Make Up

𝑻𝒆 𝒉𝒊𝒉𝒆𝒏𝒂 𝒗𝒆 𝒊𝒂𝒏𝒂𝒐 ? 🧍‍♀️𝑻𝒆 𝒉𝒂𝒏𝒂𝒍𝒂 𝒌𝒊𝒃𝒐 ? 🫄𝑺𝒂 𝒕𝒆 𝒉𝒂𝒏𝒂𝒐 𝒅𝒆𝒕𝒐𝒙 𝒇𝒐𝒕𝒔𝒊𝒏𝒚 ? 🍃Efa nanandrana produit maro be fa tsy nisy vokat...
20/05/2026

𝑻𝒆 𝒉𝒊𝒉𝒆𝒏𝒂 𝒗𝒆 𝒊𝒂𝒏𝒂𝒐 ? 🧍‍♀️
𝑻𝒆 𝒉𝒂𝒏𝒂𝒍𝒂 𝒌𝒊𝒃𝒐 ? 🫄
𝑺𝒂 𝒕𝒆 𝒉𝒂𝒏𝒂𝒐 𝒅𝒆𝒕𝒐𝒙 𝒇𝒐𝒕𝒔𝒊𝒏𝒚 ? 🍃

Efa nanandrana produit maro be fa tsy nisy vokatra ? 🙇‍♂️

👉𝐁𝐈𝐎𝐔𝐓𝐇𝐄 ☘️ indray aloha ampiasaina. Ao anatin’ny iray andro ny vokatra dia hita sy tsapa 🤗

Rehefa tratranao ny tanjona dia afaka tsy manohy intsony 👌
Raha mila fanazavana bebe kokoa dia afaka miditra mp📨 avy hatrany na antsoy ny 𝟎𝟑𝟒𝟐𝟎𝟎𝟐𝟔𝟎𝟎☎️

Body Challenge avec biouthé Biouthé Minceur

𝐁𝐈𝐎𝐔𝐓𝐇𝐄 🍀- 𝐌𝐈𝐀𝐑𝐀𝐊𝐀 𝐀𝐌𝐈𝐍𝐀𝐎 𝐀𝐌𝐈𝐍'𝐍𝐘 𝐅𝐈𝐊𝐀𝐑𝐀𝐊𝐀𝐑𝐀𝐍𝐀 𝐒𝐘 𝐅𝐀𝐇𝐀𝐓𝐎𝐊𝐈𝐒𝐀𝐍𝐀 𝐍𝐘 𝐓𝐄𝐍𝐀𝐍𝐀𝐎 💃 Salama daholo 👋Iza avy no hampiasa Biouthé 🍀...
13/05/2026

𝐁𝐈𝐎𝐔𝐓𝐇𝐄 🍀- 𝐌𝐈𝐀𝐑𝐀𝐊𝐀 𝐀𝐌𝐈𝐍𝐀𝐎 𝐀𝐌𝐈𝐍'𝐍𝐘 𝐅𝐈𝐊𝐀𝐑𝐀𝐊𝐀𝐑𝐀𝐍𝐀 𝐒𝐘 𝐅𝐀𝐇𝐀𝐓𝐎𝐊𝐈𝐒𝐀𝐍𝐀 𝐍𝐘 𝐓𝐄𝐍𝐀𝐍𝐀𝐎 💃

Salama daholo 👋

Iza avy no hampiasa Biouthé 🍀 ao antrano rahampitso 👀
𝐀𝐳𝐚 𝐚𝐝𝐢𝐧𝐨 𝐧𝐲 𝐦𝐢𝐳𝐚𝐫𝐚 𝐧𝐲 𝐯𝐨𝐤𝐚𝐭𝐫𝐚 𝐚𝐦𝐢𝐧𝐚𝐲 𝐚𝐧 🤗

Tena maro be moa ianareo no efa nandefa retour aminay, na ireo efa mpanjifa matetika izany na ireo vao nanandrana nampiasa ka afapo 🧍‍♀️, ary tena fifaliana ho anay ny mandray ireny retour avy aminareo ireny😊

Afaka miditra mp mivantana aminay izay hanao commande na ihany koa manana fanontaniana mikasika ny Biouthé 🍀

Body Challenge avec biouthé Biouthé Minceur

🔥 𝐑𝐄𝐓𝐎𝐔𝐑 𝐕𝐎𝐀𝐑𝐀𝐘 𝐀𝐕𝐘 𝐀𝐌𝐈𝐍𝐀𝐑𝐄𝐎 𝐌𝐏𝐀𝐍𝐉𝐈𝐅𝐀 🔥 ✨Salama ee 😊Iza avy no te hanena kibo na koa te hihena haingana? 👀🔥🍀 Ireto misy ...
06/05/2026

🔥 𝐑𝐄𝐓𝐎𝐔𝐑 𝐕𝐎𝐀𝐑𝐀𝐘 𝐀𝐕𝐘 𝐀𝐌𝐈𝐍𝐀𝐑𝐄𝐎 𝐌𝐏𝐀𝐍𝐉𝐈𝐅𝐀 🔥 ✨

Salama ee 😊
Iza avy no te hanena kibo na koa te hihena haingana? 👀🔥

🍀 Ireto misy retour amin’ny mpanjifa nampiasa Biouthé
➡️ Hita avy hatrany ny vokany : NIHENA NY KIBO !
➡️ Mahatsapa tena maivana sy salama 💃

💥 Vokatra mety amin’ny lehilahy sy vehivavy 👨‍🦱👩‍🦰
💚 Mora ampiasaina, mahomby ary voajanahary

📩 Aza miandry ela ! Midira MP na antsoy ny 034 20 026 00 😉

🔥 Body Challenge avec biouthé Biouthé Minceur

𝐁𝐈𝐎𝐔𝐓𝐇É – 𝐀𝐍𝐃𝐑𝐀𝐌𝐎 𝐑𝐀𝐇𝐀 𝐓𝐄 𝐇𝐀𝐇𝐈𝐓𝐀 𝐕𝐎𝐊𝐀𝐓𝐑𝐀 💚Miarahaba antsika rehetra 😊Iza avy no efa nampiasa  𝐁𝐢𝐨𝐮𝐭𝐡é  tamin’ny faran’ny...
27/04/2026

𝐁𝐈𝐎𝐔𝐓𝐇É – 𝐀𝐍𝐃𝐑𝐀𝐌𝐎 𝐑𝐀𝐇𝐀 𝐓𝐄 𝐇𝐀𝐇𝐈𝐓𝐀 𝐕𝐎𝐊𝐀𝐓𝐑𝐀 💚

Miarahaba antsika rehetra 😊

Iza avy no efa nampiasa 𝐁𝐢𝐨𝐮𝐭𝐡é tamin’ny faran’ny herinandro teo?
👉 𝐙𝐚𝐫𝐚𝐨 𝐚𝐦𝐢𝐧𝐚𝐲 𝐧𝐲 𝐯𝐨𝐤𝐚𝐭𝐫𝐚 𝐡𝐢𝐭𝐚𝐧𝐚𝐫𝐞𝐨 𝐚𝐧 😊

Ho an’izay mbola tsy nahazo na mbola te hanohy kosa, dia mitohy hatrany ny fandraisana 𝐜𝐨𝐦𝐦𝐚𝐧𝐝𝐞 sy ny 𝐥𝐢𝐯𝐫𝐚𝐢𝐬𝐨𝐧 🚚

Aza misalasala mandefa mp, na miantso ny 034 20 026 00 📞 😉

Biouthé Minceur Body Challenge avec biouthé

𝐓𝐎𝐑𝐎𝐇𝐄𝐕𝐈𝐓𝐑𝐀 𝐇𝐎 𝐀𝐍'𝐍𝐘 𝐅𝐀𝐇𝐀𝐒𝐀𝐋𝐀𝐌𝐀𝐍𝐀 𝐒𝐘 𝐅𝐈𝐓𝐀𝐙𝐎𝐍𝐀𝐍𝐀 𝐋𝐀𝐍𝐉𝐀 🌿Salama daholo 👋Ireto misy torohevitra tsotra hanampy anao hitazon...
17/04/2026

𝐓𝐎𝐑𝐎𝐇𝐄𝐕𝐈𝐓𝐑𝐀 𝐇𝐎 𝐀𝐍'𝐍𝐘 𝐅𝐀𝐇𝐀𝐒𝐀𝐋𝐀𝐌𝐀𝐍𝐀 𝐒𝐘 𝐅𝐈𝐓𝐀𝐙𝐎𝐍𝐀𝐍𝐀 𝐋𝐀𝐍𝐉𝐀 🌿

Salama daholo 👋
Ireto misy torohevitra tsotra hanampy anao hitazona vatana salama sy maivana :

🍏 𝐌𝐢𝐡𝐢𝐧à𝐧𝐚 𝐯𝐨𝐚𝐧𝐤𝐚𝐳𝐨 𝐬𝐲 𝐥𝐞𝐠𝐢𝐨𝐦𝐚 – manankarena fibre sy otrikaina, manampy amin’ny fandoroana tavy sy fanamafisana ny metabolisma
💧 𝐌𝐢𝐬𝐨𝐭𝐫𝐨𝐚 𝐫𝐚𝐧𝐨 𝐛𝐞𝐭𝐬𝐚𝐤𝐚 – manadio ny vatana, manampy hery ary misoroka aretina

Afaka mampiasa Biouthé ☘️ ianao amin’ny detox sy na ihany koa hampihena lanja ✅

Vokatra 100% natoraly, mety amin'ny lehilahy sy vehivavy
Raha mila fanazavana dia midira MP na antsoy: 034 20 026 00

Body Challenge avec biouthé Biouthé Minceur

📣[[ 𝐑𝐄𝐓𝐎𝐔𝐑 𝐀𝐕𝐘 𝐀𝐌𝐈𝐍𝐀𝐑𝐄𝐎 𝐌𝐏𝐀𝐍𝐉𝐈𝐅𝐀 ]]✨Salama ee 😊Iza avy no te 𝐡𝐚𝐧𝐞𝐧𝐚 𝐤𝐢𝐛𝐨 na koa 𝐭𝐞 𝐡𝐢𝐡𝐞𝐧𝐚? 👀🔥Ity misy retour azonay avy ...
13/04/2026

📣[[ 𝐑𝐄𝐓𝐎𝐔𝐑 𝐀𝐕𝐘 𝐀𝐌𝐈𝐍𝐀𝐑𝐄𝐎 𝐌𝐏𝐀𝐍𝐉𝐈𝐅𝐀 ]]✨

Salama ee 😊

Iza avy no te 𝐡𝐚𝐧𝐞𝐧𝐚 𝐤𝐢𝐛𝐨 na koa 𝐭𝐞 𝐡𝐢𝐡𝐞𝐧𝐚? 👀🔥

Ity misy retour azonay avy tamina mpanjifa izay nampiasa 𝐁𝐢𝐨𝐮𝐭𝐡é 🍀 tamin'ny faran'ny herinandro
➡️ Hita avy hatrany fa NIHENA NY KIBO , mahatsapa maivana💃
Mety amin'ny lehilahy sy vehivavy izy io an 👨‍🦱👩‍🦰
📩 Midira Mp na antsoy ny 0342002600 😉

Biouthé Minceur Body Challenge avec biouthé

𝐈𝐙𝐀 𝐀𝐕𝐘 𝐍𝐎 𝐌𝐁𝐎𝐋𝐀 𝐓𝐒𝐘 𝐍𝐀𝐌𝐏𝐀𝐒𝐀 𝐁𝐈𝐎𝐔𝐓𝐇É ☘️👉 Te hanena vatana ve ianao?👉 Te hanala kibo?👉 Sa te hanadio ny ao anaty?✨ 𝐁𝐢𝐨𝐮𝐭𝐡...
10/04/2026

𝐈𝐙𝐀 𝐀𝐕𝐘 𝐍𝐎 𝐌𝐁𝐎𝐋𝐀 𝐓𝐒𝐘 𝐍𝐀𝐌𝐏𝐀𝐒𝐀 𝐁𝐈𝐎𝐔𝐓𝐇É ☘️

👉 Te hanena vatana ve ianao?
👉 Te hanala kibo?
👉 Sa te hanadio ny ao anaty?

✨ 𝐁𝐢𝐨𝐮𝐭𝐡é no vahaolana afaka manampy anao hahatratra izany tanjona izany!

🔥 Mitohy hatrany ny fandraisana commande sy ny livraison
Aza miandry ela fa efa maro no afa-po!

📩 Midira MP raha mila fanazavana
☎️ Antsoy mivantana: 034 20 026 00

Body Challenge avec biouthé Biouthé Minceur

🌿 [[𝐖𝐄𝐄𝐊𝐄𝐍𝐃 𝐀𝐌𝐏𝐈𝐀𝐒𝐀𝐍𝐀 𝐁𝐈𝐎𝐔𝐓𝐇É 𝐀𝐎 𝐀𝐍-𝐓𝐑𝐀𝐍𝐎 ]]🏠Salama ee Hifarana sahady ity herinandro ity ✨🌿Amin’izao weekend izao no fo...
03/04/2026

🌿 [[𝐖𝐄𝐄𝐊𝐄𝐍𝐃 𝐀𝐌𝐏𝐈𝐀𝐒𝐀𝐍𝐀 𝐁𝐈𝐎𝐔𝐓𝐇É 𝐀𝐎 𝐀𝐍-𝐓𝐑𝐀𝐍𝐎 ]]🏠

Salama ee

Hifarana sahady ity herinandro ity ✨🌿
Amin’izao weekend izao no fotoana tsara indrindra hikarakarana tena sy hampiasana an’i 𝗕𝗶𝗼𝘂𝘁𝗵é ao an-trano 💆‍♀️💚
👉 𝑨𝒛𝒂 𝒂𝒅𝒊𝒏𝒐 𝒏𝒚 𝒎𝒊𝒛𝒂𝒓𝒂 𝒂𝒎𝒊𝒏𝒂𝒚 𝒏𝒚 𝒗𝒐𝒌𝒂𝒕𝒓𝒂 azo rehefa avy mampiasa an
Fifaliana ho anay ny mandray ireny izahay mahita ny vokatrao!

🚚 Mbola mitohy hatrany ny livraison ho an’ny rahampitso
📩 Midira mp avy hatrany raha liana ianao
📞 Na antsoy ny : 𝟎𝟑𝟒 𝟎𝟐 𝟎𝟐𝟔 𝟎𝟎

l

𝔹𝕀𝕆𝕌𝕋ℍ𝔼 🍀,,Tsy mena mitahy amin'ny vita avy any ivelany, 𝐧𝐲 𝐯𝐢𝐭𝐚 𝐦𝐚𝐥𝐚𝐠𝐚𝐬𝐲♥️Mitohy ny 𝒇𝒂𝒏𝒅𝒓𝒂𝒊𝒔𝒂𝒏𝒂 𝒄𝒐𝒎𝒎𝒂𝒏𝒅𝒆 sy ny 𝒍𝒊𝒗𝒓𝒂𝒊𝒔𝒐...
31/03/2026

𝔹𝕀𝕆𝕌𝕋ℍ𝔼 🍀,,
Tsy mena mitahy amin'ny vita avy any ivelany, 𝐧𝐲 𝐯𝐢𝐭𝐚 𝐦𝐚𝐥𝐚𝐠𝐚𝐬𝐲♥️
Mitohy ny 𝒇𝒂𝒏𝒅𝒓𝒂𝒊𝒔𝒂𝒏𝒂 𝒄𝒐𝒎𝒎𝒂𝒏𝒅𝒆 sy ny 𝒍𝒊𝒗𝒓𝒂𝒊𝒔𝒐𝒏 🛵

MP avy hatrany ho anao liana📩
Contact 𝟬𝟯𝟰 𝟮𝟬 𝟬𝟮𝟲 𝟬𝟬📱

Biouthé Minceur Body Challenge avec biouthé




[[ 🌿 𝐁𝐈𝐎𝐔𝐓𝐇𝐄, - 𝐕𝐎𝐊𝐀𝐓𝐑𝐀 𝐇𝐈𝐓𝐀 𝐌𝐀𝐒𝐎, 𝟏𝟎𝟎% 𝐍𝐀𝐓𝐎𝐑𝐀𝐋𝐘]]Salama ee💚 Te hihena haingana ve ianao ?💚 Te hanadio ny vatana sy ho s...
27/03/2026

[[ 🌿 𝐁𝐈𝐎𝐔𝐓𝐇𝐄, - 𝐕𝐎𝐊𝐀𝐓𝐑𝐀 𝐇𝐈𝐓𝐀 𝐌𝐀𝐒𝐎, 𝟏𝟎𝟎% 𝐍𝐀𝐓𝐎𝐑𝐀𝐋𝐘]]

Salama ee
💚 Te hihena haingana ve ianao ?
💚 Te hanadio ny vatana sy ho salama kokoa ?
👉 𝐁𝐢𝐨𝐮𝐭𝐡é no vahaolana !
✔️ 100% naturel
✔️ Manadio ny ao anaty
✔️ Mety ho an’ny lehilahy & vehivavy

📩 Aza miandry intsony !
Midira MP ✉️ na antsoy ☎ 034 20 026 00 😊

Address

Biouthé
Antananarivo
102

Opening Hours

Monday 09:00 - 17:00
Tuesday 09:00 - 17:00
Wednesday 09:00 - 17:00
Thursday 09:00 - 17:00
Friday 09:00 - 17:00

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Body Challenge avec biouthé posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share