Pharmacie de Garde MG

Pharmacie de Garde MG Izahay dia mampahafantatra anao ireo PHARMACIES DE GARDE mandrita ny herinandro. Marihina fa tsy pharmacie izahay fa page fampahafantarana fotsiny ihany.

Miarahaba eh!Zarainay iany aloha fa mety ho ilaintsika Ray aman-dReny hatrany.
26/08/2026

Miarahaba eh!
Zarainay iany aloha fa mety ho ilaintsika Ray aman-dReny hatrany.

Trouvez les Pharmacies de Garde sur Antananarivo.Utilisez le mot clé "GARDE"⚠👀  BIENTOT: Un défi de 10 jours pour appren...
22/08/2026

Trouvez les Pharmacies de Garde sur Antananarivo.
Utilisez le mot clé "GARDE"

⚠👀 BIENTOT: Un défi de 10 jours pour apprendre les bases de la nutrition à suivre sur notre canal Telegram.
🇲🇬

Trouvez les Pharmacies de Garde sur Antananarivo.Utilisez le mot clé "GARDE"⚠👀 Et si, en seulement 10 jours, vous appren...
15/08/2026

Trouvez les Pharmacies de Garde sur Antananarivo.
Utilisez le mot clé "GARDE"

⚠👀 Et si, en seulement 10 jours, vous appreniez enfin les bases pour mincir…
En attendant télécharger "Telegram" sur votre téléphone.

🇲🇬

Toy ny isan-kerinandro,Fantaro ireo Pharmacies de Garde eto Antananarivo. Ampiasao ny mot clé "GARDE"Mirary fahasalamana...
08/08/2026

Toy ny isan-kerinandro,
Fantaro ireo Pharmacies de Garde eto Antananarivo.
Ampiasao ny mot clé "GARDE"

Mirary fahasalamana ho antsika hatrany.

INONA NO METY MANEMOTRA NY TORIMASONAO?Ny écran sy ny hazavana mamiratra avy amin’ny finday dia mety hanemotra ny fahato...
07/08/2026

INONA NO METY MANEMOTRA NY TORIMASONAO?

Ny écran sy ny hazavana mamiratra avy amin’ny finday dia mety hanemotra ny fahatongavan’ny torimaso.

Rehefa mijery vidéo, réseaux sociaux na messages eo am-pandriana ianao, dia mbola miasa sy mailo ny atidohanao.

Andramo izao:
📵 Atsaharo ny finday 30–60 minitra alohan’ny hatory
🛏️ Aza apetraka eo akaikin’ny ondana ny finday
📖 Soloy famakiana boky na resaka tony
🙏 Afaka manao vavaka na fofonaina lalina koa

Ny tanjona dia ny mampahafantatra ny atidoha hoe: “Fotoana hialana sasatra izao.”

ORA MITOVY = TORIMASO TSARA KOKOANy vatantsika dia tia fahazarana.Miezaha hatory sy hifoha amin’ny ora manakaiky isan’an...
06/08/2026

ORA MITOVY = TORIMASO TSARA KOKOA

Ny vatantsika dia tia fahazarana.

Miezaha hatory sy hifoha amin’ny ora manakaiky isan’andro, na dia amin’ny faran’ny herinandro aza.

Rehefa miova be foana ny ora fatoriana dia mety hikorontana ny “famantaranandro anatiny” ao amin’ny vatana.

Vokatr’izany, mety ho sarotra kokoa ny matory amin’ny alina ary sarotra koa ny mifoha maraina.

✅ Misafidiana ora fatoriana iray
✅ Ahena tsikelikely 15–30 minitra ny fahatarana
✅ Mifohaza amin’ny ora manakaiky isan’andro

Ny fahazarana kely atao isan’andro no mitondra fiovana lehibe.

👉 Amin’ny firy ianao no matory matetika?

7 ORA VE DIA AMPY HO ANAO?Miova arakaraka ny taona ny torimaso ilaina:👧 Ankizy 6–12 taona: 9–12 ora🧑 Tanora 13–17 taona:...
05/08/2026

7 ORA VE DIA AMPY HO ANAO?

Miova arakaraka ny taona ny torimaso ilaina:

👧 Ankizy 6–12 taona: 9–12 ora
🧑 Tanora 13–17 taona: 8–10 ora
👨 Olon-dehibe 18–60 taona: 7 ora na mihoatra
👵 Olona 65 taona miakatra: 7–8 ora

Tsy voatery hitovy anefa ny olona rehetra.

Raha mifoha mbola reraka isan’andro ianao, dia mety tsy ampy na tsy tsara kalitao ny torimasonao.

👉 Firy ora eo ho eo ianao no matory isan’alina?

Ary ny anareo, inona ny fahazarana rehefa alahady tolak'andro?
02/08/2026

Ary ny anareo, inona ny fahazarana rehefa alahady tolak'andro?

Ireo PHARMACIE de GARDE eto Antananarivo mandritra ny herinandro.Ampiasao ny mot clé "GARDE." Mirary fahasalamana ho ana...
01/08/2026

Ireo PHARMACIE de GARDE eto Antananarivo mandritra ny herinandro.
Ampiasao ny mot clé "GARDE."
Mirary fahasalamana ho anao hatrany.

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Anderson  Andrianantenaina Volantantely, Mathieu Chan, Sylved Raoelinarivo Raz...
01/08/2026

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Anderson Andrianantenaina Volantantely, Mathieu Chan, Sylved Raoelinarivo Razafindramanana, Falinirina Rajomanatsoa, Andry Lalaina Ramandason Ravahatra, Thomasson RJ, Christian Tojo Randriamanantena, Faniry Miarintsahala, Luandri Herinjarason, Tojo Andriharivosoa, Tolotra Pierrot , Raden Ratovo, Randriantsara Jean François, Nosy Hache Randria, Arnaud Andriambao, Yaina Rakot'mahafali, Herit Evenne Boutik, Arongana Mailaka, Mialy Razafindratsimba, Samoela Razafiarijaona, Mickaelison Ranaivoharijao, Onintsoa Razafimahaleo, Rijasoa Ramanana, Rado Andrianarisoa, Tanteli Ny Avo, Priscah Rak, Fanomezana Viola Ramarolahy, Andriniaina Luke, Tsilavo Randrianiaina, Alan Judicael Randrianimanana, Randriamiharisoa Rindra, Avotra Rakotoniaina, Rabearimanana Nambinina Barthélémy, Fab Le Jô Ram, Njara Fanomezantsoa Rakotondrazaka, Cathy Kate, Toky Andria, Andrianiaina Bébé Lucas Stenny, Mampiun'yaina Angelicka, Navalona Randrianjaka, Loïc Laza Priston Greg, Rina Henintsoa Andrianjafitiana, Hasina Benjarisoa, Tiana Mamy, HN Randria, Kheïra Rak, Tantelinambinina Rakoto, Bue Rak, Dzansman Randriamiadana, Ratovoarivelo Manantsoa

Address

Ambohijatovo
Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Pharmacie de Garde MG posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share