VIDIRA

VIDIRA Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from VIDIRA, Antananarivo.

🌺 Esthéticienne Cosmeticienne✨Skincare holistique 🌿 Vente produits cosmétiques naturels pour prendre soin de ta peau à la maison 🥰 Diagnostic de peau (en ligne & presentiel) - Accompagnement!

❗GAMME COMPÈTE❗👉Na peau sèche ianao fa déshydratée, na type de peau hafa ka déshydratation ihany ny olana dia afaka mamp...
02/09/2026

❗GAMME COMPÈTE❗
👉Na peau sèche ianao fa déshydratée, na type de peau hafa ka déshydratation ihany ny olana dia afaka mampiasa an'ity gamme ity😍😍😍

▪️Nettoyant : savon à la bière 30g
▪️Lotion : hydrolat de rose 50ml
▪️soin jour et nuit : HV jojoba 30ml
▪️Gommage : manavao 10g
▪️Bain vapeur : huile essentielle 5ml
▪️Masque : gel aloe vera

✔️Manamandina ny hoditrao ambony be
✔️Miaro amin'ny hatsiaka
✔️manala ilay mienjakenjana sy inconfortable
✔️Manala ireo ridules rehetra amin'ny andrina nao
✔️Mampalama ny hoditra

🍀Mety ho an'ny type de peau rehetra ilay izy!

✅73 000Ar gamme complète
(Mbola misy promotion isika izao ka hatramin'ny sabotsy -10%)

❌Fa raha misy panda ianao dia tsy hanala panda io❌
Hafa ny gamme miala panda !afaka anontanianao @ pejy ao.

❗Io hoditrao lazainao fa peau sèche io .... Mety ho déshydratée fotsiny ihany 👉Ndao ampianariko anao maha samihafa ireo ...
02/09/2026

❗Io hoditrao lazainao fa peau sèche io .... Mety ho déshydratée fotsiny ihany 👉Ndao ampianariko anao maha samihafa ireo ary!

🌿 Finaritr'eh ✨
Mahay zava-baovao foana rehefa manaraka ny pejy.
Kitiho ilay hoe "suivre" na "follow" raha mbola tsy nataonao ahitanao foana ny vaovao zarainay.

💁Ny type de peau dia karazana hoditra. Misy 5 lehibe izy : peau seche , grasse, mixte, normale, mature. Tsy miova mihintsy ireo ary ny taham-pamokaran'ny hoditra sebum no mamaritra ny karazany.
(Rohy video manazava amin'ny commentaire)

⭐Ny peau seche dia tsy mamokatra sebum (menaka) ampy ho an'ny hoditra. Ny sebum anefa tena manampy ny hoditra tsy hanary rano betsaka.
Noho izany raha tsy voakarakara ny peau seche dia mety ho déshydratée ka mampiseho ny famantarana rehetra.

💁Ny etat de peau kosa dia olana izay misy sasany mamaritra type de peau iray manokana misy kosa mety fitambaran'izy ireo. Anisan'izany ilay hoe déshydratée (tsy ampy rano)

⭐Ny déshydratation dia mety ahazo ny type de peau rehetra (na sche, grasse, mixte, normale, mature). Rehefa tsy dia misotro rano sy tsy mikarakara loatra ilay olona.
❗Anisany tena mampirongatra azy ny hatsiaka, rivotra ary ny tsy fampiasana produit décapant sy agressifs be loatra.

✅Nataoko etsy amin'ny sary ambany ireo mampiavaka azy❗

😍😍😍Afaka karakaraina daholo ireo fa mila manao soin complet foana 😍😍😍

⚠️TANDREMO⚠️
Ity fanazavana ity dia natao ho fampahafantarana antsika mba tsy hanaonao foana fa tsara kokoa tena matihanina no manao ny diagnostic anareo mba ho maripototra tsara ny valiny.
🍀Izahay Esthéticienne cosmeticienne dia efa afaka manao izay!

😍Azonao amin'izay ve? Raha ENY dia partageo amin'ny mur nao sao hahasoa ny namanao. Aza adino ihany koa ny mametraka J'aime amin'ny publication ho fanohanana anay 🥰🥰🥰

🌿Tolory ny tsara indrindra avy amin'ny natiora ny hoditrao✨

Satria ianareo mihanta be dia tohizana promo special rentrée 😘😘😘
01/09/2026

Satria ianareo mihanta be dia tohizana promo special rentrée 😘😘😘

❗Tsy ahita vokatra foana ianao na produit miracle aza no vidinao raha tsy mahafantatra ireto👇🌿Akory eh🥰 Tratran'ny volan...
01/09/2026

❗Tsy ahita vokatra foana ianao na produit miracle aza no vidinao raha tsy mahafantatra ireto👇

🌿Akory eh🥰 Tratran'ny volana Septambra😍

Maro dia maro ireo maika anokatra porte Feuille vao maheno hoe "produit miracle ", "Produit naturel" , "produit mahafotsy🫪" ... Na koa atoronolona zavatra nety tamin'ilay olona...

❌AJANONY HATREO❌

Mialohan'ny hividy produit iray ianao dia mila anaty fepetra takianao ireto :
⭐Mety amin'ny karazan'ny hoditrao ve ilay produit ?
⭐Tena mamaha ny olana nao ve ilay produit ?

▪️Na samy peau grasse aza ianareo mety ho acnéique ny azy ny anao mety ho déshydratation fotsiny (ohatra izay)
▪️ Produit mety ho an'ny peau sèche mety vao may hampirongatra ny problème amin'ny peau grasse

❌Ho an'ireotsy mbola mahalala type se peau. Alefako ao @ commentaire ny rohy mankany amin'ny video manazava izany.

🤔Ahoana no ahafantarana ireo rehetra ireo?
- manatona olona efa nianatra momba izany : na esthéticienne na dermatologue

💁Ireo no tena afaka manao confirmation ny type de peau anao sy ilay olana Ahafahana mamoaka avy eo ny gamme de routine complète tena sahaza ny tarehinao.

😍 VAOVAO TSARA BE : Izahay dia manana esthéticienne cosmeticienne manao Diagnostic nyhoditrao mialohan'ny anoroana soin mety aminao!!!

Raha toa ianao ka mbola sahirana mitady ny soin tena Mety aminao.mety ho fambara ho anao hanomboka amin'izay ity ka araraoty eh 👉 Vidio amin'izay gamme nao.

🌿Tolory ny tsara indrindra avy amin'ny natiora ny hoditrao✨

Sady manome conseil ihany aho : Tandremo fa miverina ny hatsiaka eano maty2 anasana tarehy ! Ataovy tsara massage facial...
31/08/2026

Sady manome conseil ihany aho : Tandremo fa miverina ny hatsiaka eano maty2 anasana tarehy ! Ataovy tsara massage facial fa iny important be! Soin par semaine surtout bain de vapeur aza atao ambanin-javatra.

Raha manao commande nareo ka tsy hitako intsony anio dia alefaso mazava contact sy toerana ary ny format commande nareo!

31/08/2026

Maman mahazo routine complete
Zazah mahazo fournitures
✨Samuy milamina 😍🤩

❗Alefaso haingana commande❗

❌ Tsy mila ampitahainao amin'ny hafa ny hoditrao fa mila azonao ny fomba fiasany sy ny zavatra tantarainy anao🥰🌿 Finarit...
31/08/2026

❌ Tsy mila ampitahainao amin'ny hafa ny hoditrao fa mila azonao ny fomba fiasany sy ny zavatra tantarainy anao🥰

🌿 Finaritr'eh ! Alatsinainy VAOVAO ✨
Maro amintsika no mampitaha ny hoditra amin'ny hafa , na loko io na olana . Kanefa fantaro fa samy manana ny azy io. Eny na mitovy aza ny type de peau sy ny loko 😊

💁Mianara mihaino ny hoditrao. Indray2 dia ny vatanao no mitaraina amin'ny alalany raha sendra misy tsy mety2 any anatinao.

🍀VIDIRA dia manampy anao amin'izany. Manoro hevitra izahay , manao diagnostic de peau , manoro soin mety aminao sy mahatsara ny hoditrao. Ary ny produit de marque VIDIRA dia Vita Malagasy sy voafantina tsara kalitao avokoa !

🌿Tolory ny tsara indrindra avy amin'ny natiora ny hoditrao✨

Mirary herinandro mahafinaritra 😘

30/08/2026

Avoir un bon produit c'est bien... L'utiliser correctement c'est mieux !
👉S1 : la crème solaire

Abonnez vous ! Partagez au maximum

🌺Teny mamy ho anao ny anio🥰Tempolin'Andriamanitra ny vatanao ! Karakarao tsara mba hitoetra ao foana izy✨Finaritr'eh ! M...
30/08/2026

🌺Teny mamy ho anao ny anio🥰
Tempolin'Andriamanitra ny vatanao ! Karakarao tsara mba hitoetra ao foana izy✨

Finaritr'eh !
Matetika isika rehefa maheno io teny io dia ny zavatra ohanina sy zavatra havoaka ny vava foana no tandremana. Kanefa fantaro fa ny hoditrao anie no mandrakotra ilay vatanao rehetra eh🥰

👉Karakarao ny endrikao sy ny hoditrao mba ho taratry ny hatsaràna ao anatinao 🥰

Mirary soa ny rehetra indray ary 😘😘😘

Address

Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 08:30 - 17:30
Tuesday 08:30 - 17:30
Wednesday 08:30 - 17:30
Thursday 08:30 - 17:30
Friday 08:30 - 17:30
Saturday 08:30 - 13:00

Telephone

+261348064468

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when VIDIRA posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to VIDIRA:

Shortcuts

Share