10/08/2026
Misaotra ny Ray fa nomeny tombon'andro,fahasalamana ,hery ka afaka nanatanteraka fiofanana ny Madanat Antsirabe sy Mandroseza.Ho Azy irery ny voninahitra.Misaotra ny ekipa mavitrika Antsirabe fa tsy nahalavidalana ny fitiavana ilay asa.Misaotra ny ekipan'i Mandroseza nampiantrano sy nazoto be ihany koa🙏🙏🙏