Naturopharma Tsiazotafo

Naturopharma Tsiazotafo Découvrez le bien-être naturel avec nos produits bio. 🌿

🤞🤞TANDREMO🤞🤞Tena maro ankehitriny ny ankizy lasa mifoka sigara, ny sigara nefa raha tafiditra aloha dia zay izy ilay ten...
15/04/2026

🤞🤞TANDREMO🤞🤞

Tena maro ankehitriny ny ankizy lasa mifoka sigara, ny sigara nefa raha tafiditra aloha dia zay izy ilay tena sarotra ialana.

Tandremo ihany ny namana sy ny manodidina,😡 fa tsisy an'izany izay tsy mifoka tsy bandy sns izany, any amin'ny tokony ho izy hanehona ny tena maha lehilahy.

Tsy izay mifoka akory no mafy, fa manimba tsikelikely ny vatanao nefa tsy tsapanao avy hatrany.
Amin’ny voalohany dia hoe “manandrana fotsiny”… avy eo lasa fahazarana sarotra ialana.

Sarobidy ny vatanao. Ny havokavokao, ny fonao, ny herinao…
Mila arovana avokoa ireo.
Ny mifoka sigara anio, dia mandoa ny vokany rahampitso.

Aza manaiky ho voafehin’ny fahazarana kely.

Mifidiana ny fahasalamana.
👉👉Mifidiana ny hoavinao.

Afaka manampy ny argent colloïdal sy ny stop smoking 🤞🤞

NATUROPHARMA TSIAZOTAFO.
038.83.223.59

Salama eee!Ho famaliana ny fangatahan-tsika , dia efa misy massage isan'andro eto amin'ny naturopharma Tsiazotafo.Samy s...
13/04/2026

Salama eee!

Ho famaliana ny fangatahan-tsika , dia efa misy massage isan'andro eto amin'ny naturopharma Tsiazotafo.

Samy salama no tsara.


ANDAO HANENA VATANA KELY ALOHA !Mahasalama an-tsika ny vinaigre de cidre🍎🍏,  indrindra ho an-tsika ilay somary ngezangez...
11/04/2026

ANDAO HANENA VATANA KELY ALOHA !

Mahasalama an-tsika ny vinaigre de cidre🍎🍏, indrindra ho an-tsika ilay somary ngezangeza.
Manampy be amin'ny fanalana ny tavy ratsy rehatra amin'ny vatana.🤞
Ampiaraho amin'ny regime kely tsy misakafo hariva raha te hiena malaky ianao, nefa salama hatrany.

Efa manana vinaigre de cidre fona ny Naturopharma annn🥰

💪💪ANKARO NY HERY FIAROVANA💪💪Maro be ny voankazo vokatra amin'izao alohan'ny hiditra ririnina izao, ao ny goavy, voasary,...
09/04/2026

💪💪ANKARO NY HERY FIAROVANA💪💪

Maro be ny voankazo vokatra amin'izao alohan'ny hiditra ririnina izao, ao ny goavy, voasary, mananasy sns ....🥑🍑🍊🍋‍🟩

Misy antony daholo nefa izany. Mila vitamina c sy zinc be isika rehefa tena mangatsiaka ny andro. Aza adino mihintsy ary ny mihinana na dia iray amin'ireo isan'andro aza.🥰

Ho antsika ilay sarotin-katsika na efa marary manavinavy, voan'grippe, efa manana vitamine c sy zinc ihany koa izahay ho fanampitsakafo entina hampiakatra ny hery fiarovana. Afaka manao livraison izahay 038 83 223 59.

Mirary an-tsika, Samy salama no tsara.

Bon week🥰😘Marina fa handalo fialantsasatra lavalava isika, fa tandremo ihany ny fahasalamana.Zavatra mamy mba lanjalanja...
03/04/2026

Bon week🥰😘

Marina fa handalo fialantsasatra lavalava isika, fa tandremo ihany ny fahasalamana.
Zavatra mamy mba lanjalanjao.
Ny alikaola😝
Ny habetsaky ny sakafo🤐
sns eee

Aza hadino ny mitondra Argent colloidal na spray argent colloidal rehefa hivoka hitsangatsangana.👌(kopy ze kopy e)
Zay fa mirary fifaliana, fahasambarana, indrindra fahasalamana ho an-tsika mianakavy.

Samy salama no tsara.

🛑TSARA HO FANTATRA🛑      👉Mila MASSAGE DOS ny olona iray raha ireto no mitranga    🔹 Famantarana ara-batanaMarary na miv...
03/04/2026

🛑TSARA HO FANTATRA🛑

👉Mila MASSAGE DOS ny olona iray raha ireto no mitranga

🔹 Famantarana ara-batana
Marary na mivonto ny lamosina (ambany na ambony)
Mahatsiaro ho henjana na mivonto ny hozatra
Tsy mahazo aina rehefa mipetraka na mijoro ela
Misy “crampe” na fitohanana hozatra

🔹 Antony mety mahatonga azy
Miasa mipetraka ela (oh: birao)
Manao asa mavesatra na mitondra entana
Adin-tsaina (stress) izay mampihenjana hozatra

🔹 Famantarana hafa
Torovana be na tsy matory tsara
Mahatsiaro reraka foana

👉 Raha mahita ireo famantarana ireo ianao dia mety hanampy be ny massage dos


Tel:0388322359

🥰🥰Salama daholo!!🥰🥰  Androany izahay hanazava amitsika ny vokatsoa azo avy amin'ny MASSAGE CHINOIS.Izay technique ampias...
01/04/2026

🥰🥰Salama daholo!!🥰🥰

Androany izahay hanazava amitsika ny vokatsoa azo avy amin'ny MASSAGE CHINOIS.
Izay technique ampiasainay sy ny aretina afaka sitranina aminy.

➡Ny massage chinois dia mitsabo ny vatana sy ny saina(miaraka):
🍀Manatsara ny fikorianan'ny rà
🍀Manamora ny fandevonan-kanina
🍀Manatsara ny taovam-pisefoana
🍀Manala ny rarintsaina(stress) sy ny tebiteby
🍀Manampy ny vantana hanala ny loto rehetra ao anaty
🍀Manamafy ny hery fiarovana ihany koa
🍀Manampy ny vantana ho tanora sy ho salama lalandava
🍀Manala ny blocage énergétique
🍀Manala havizanana

Fa akoatra ireo dia afaka mitsabo ny olan'ny hozatra sy ny nerf ihany koa ny massage, toy ny nerf sciatique sns....

Koa ho anao izay manana ireo olana ireo, Dia tongava manao massage ato amin'ny naturopharma Tsiazotafo fa ho maro ny vokatsoa ho azonao.

Misokatra alatsinainy hatramin'ny zoma @ 8_4 ora hariva izahay(heure continue)



Tel:0388322359

Mianàra misakafo, raha te ho tsara torimaso🥰🍑🍊
30/03/2026

Mianàra misakafo, raha te ho tsara torimaso🥰

🍑🍊

Maro be n'y ankizy amin'izao somary manavinavy , seriserena amin'ilay toetry n'y andro tena miovaova bé.Somary Araho mas...
30/03/2026

Maro be n'y ankizy amin'izao somary manavinavy , seriserena amin'ilay toetry n'y andro tena miovaova bé.
Somary Araho maso hatrany n'y rano, sakafo hanina, sns ...Mba tsy ho latsaka n'y hery fiarovana.

Omeo
Argent colloïdal
Sy Maxizinc.
Raha efa tena marary ataovy maraina, atoandro hariva.

Samy salama no tsara ❣️

🧠🧠 TANDREMO🧠🧠Inona no tena antony mahatonga ny aretin-tsaina, fahaverezan-tadidy, Alzheimer, fahakizintinana…?👉 HARAFESI...
26/03/2026

🧠🧠 TANDREMO🧠🧠

Inona no tena antony mahatonga ny aretin-tsaina, fahaverezan-tadidy, Alzheimer, fahakizintinana…?

👉 HARAFESINA (Oxydation)
Manafaingana be ny fahanteran’ny atidoha ny oxidation, ny tsy fahapia’ny oxygène na fifohana rivotra maloto, fihinanan sakafo miteraka harafesenina be dia manafaingana ny fahateran’ny atidoha ary manafaingana ny fahatongavan’ny aretina atao hoe “neurodégénératives” toy ny Alzheimer.
Mila omena antioxydants isanandro ny atidoha.

👉 GLYCATION
Ny fihinanana zava-mamy be loatra no miteraka ny fivainganan’ny atidoha ka mitondra aretina neurodégénératives ihany koa, mila tandremana ny siramamy hoanina isanandro.(izay resahinay isan'andro tsy mety reraka)🥰🧠

👉 INFLAMMATION CHRONIQUE
Matetika dia tsy misy fambara ity aretina ity fa misoko mangina, ary tsy miseho raha tsy efa an-taona maro aty aorian’ny nahaterahany ka mety efa sarotra sitranina, miteraka fahaketrahan-tsaina izy io ary manalefaka be ny hery fiarovana sy miteraka hankizitinana tafahoatra.

Ka raha vao manana olana amin'ny atidoha dia afaka manampy be an-tsika ny CUIVRE COLLOIDAL sy MAGNEPLUS.

Naturopharma Tsiazotafo 038 83 223 59.



Mirary soa ny Malagasy rehetra izahay ato Tsiazotafo🥰🇲🇬🇲🇬Ho famaranan-tsika ny erinandro mafinaritra, andao hiala sasatr...
19/03/2026

Mirary soa ny Malagasy rehetra izahay ato Tsiazotafo🥰🇲🇬🇲🇬

Ho famaranan-tsika ny erinandro mafinaritra, andao hiala sasatra mialoha isika rapitso zoma, hanao massage dia izay olona telo miantso voalohany sisa no ho raisina fa tena feno ny agenda.🫡
038.83.223.59

Zay fa aza tara otran'taminy eriny 🥴

Vatana salama, saina milamina.😘

🥰🥰Bonjour bonjour 🥰🥰Maro be no mandefa SMS s'y miantso hoe misokatra ve Tsiazotafo zoma izao?? Eny tompoko, misokatra iz...
17/03/2026

🥰🥰Bonjour bonjour 🥰🥰
Maro be no mandefa SMS s'y miantso hoe misokatra ve Tsiazotafo zoma izao??
Eny tompoko, misokatra izahay

💌Na massage(tongava mi-relaxe tsara, manatsara fikorinan'rà, manala toxines...sns)
💌Na marary mihintsy aza.

Zay fa am zoma izay hanararaotra andro tsy fiasana, fitsinjovana an-tsika mintsy io🥰😘🥰

038.83.223.59❣️

Address

Avaradrano
Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 07:00 - 17:00
Tuesday 07:00 - 17:00
Wednesday 07:00 - 17:00
Thursday 07:00 - 17:00
Friday 07:00 - 17:00

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Naturopharma Tsiazotafo posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share