11/07/2026
📣🚨🏥TEST RAPIDE 🏥🚨📣
Tohiny...
Test de diagnostic rapide 🧫🧪💉
🏥 Natao ho antsika , mpiasany fahasalamana ity vidéo ity 🏥
☑️ Clinique
☑️ Hôpital
☑️ Maternité
☑️ Cabinet de soins
☑️ CSB l , ll ...
Natao ho antsika ity vidéo ity, mety anampy sy anamora ny asa izay sahanintsika .
Indrindra2 fa isika any ambanivoitra lavitra any sy any aminy faritra. Natao ho antsika ity test ity🔥
Eny efa misy eto 🇲🇬🇲🇬☑
Aza misalasala miditra ao aminy ny page Tsik Medical na miantso Azy avy hatrany raha mila izany isika.
🚘🛵🚲 Livraison gratuite ho antsika eto afovoantany raha mila , fa tsy maintsy point médical na station essence akaiky anao indrindra no point anaovana ilay livraison 🤗.
Tsy diso anjara iany ko isika any aminy faritra fa aza matahotra, mandefa any iany ko 'zareo🤗
Aza misalasala mametraka fanotanina raha misy izany ⁉️
Aza misalasala iany koa miditra mp na miantso any raha ilaina izany🔔🛎️
📧 [email protected]
☎ 034 14 499 32
📍 Lot VS 52 NA Bis Avaratr'Ankatso
Zarao ary fa mety anampy ny namantsika 🥰🤗