Dokotera Aina

Dokotera Aina Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Dokotera Aina, Medical and health, Antananarivo.

29/07/2026

πŸ”΄π—œπ—₯π—˜π—’ 𝗔𝗑𝗝𝗔π—₯𝗔 𝗔𝗦𝗔𝗑'𝗑𝗬 π—©π—’π—Ÿπ—’π—‘-π—žπ—˜π—‘π—”π—§π—₯𝗔 𝗑𝗔 𝗑𝗬 "π—£π—’π—œπ—Ÿπ—¦ π—£π—¨π—•π—œπ—˜π—‘π—¦":

1-Miaro ny hoditra amin'ny fifampikasohana.

2-Manampy hisoroka ny irritation cutanΓ©e rehefa mifampikasoka ny fe,na amin'ny akanjo, na mandritra ny firaisana ara-nofo.

3-Miaro amin'ny loto sy mikraoba sasan-tsasany.

4-Misy anjara asany amin'ny fitazonana vovoka sy loto tsy hifandray mivantana amin'ny hoditra sy ny taovam-pananahana (Tsy midika anefa izany fa mahasakana aretina rehetra izy).

5-Miaro ny hoditra marefo.

6-Mampihena ny ratra madinika sy ny irritation eo amin'ny taovam-pananahana.

7-Manampy kely amin'ny fitazonana ny hafanan'ny faritra manodidina ny taovam-pananahana.

8-Mandray anjara amin'ny fofona voajanahary mahatonga attirance sexuelle hoan'ny olona sasany.

Tokony ho esorina ve ny volon-kenatra ?

Tsy voatery ara-pahasalamana ny manala na manaratra ny poils pubiens. Safidin'ny tsirairay izany.
-Raha raser na matetika dia mety hisy:IrritationFolliculitePoils incarnΓ©ssns

πŸ‘‰Fehiny: Manana andraikitra miaro ny hoditra sy ny taovam-pananahana ny volon-kenatra.Na esorina na tsia dia mety daholo,fa mila atao tomombana ny fahadiovana raha tsy esorina.πŸ”˜

09/05/2026

Longueur du pΓ©nis normal est entre 11,7-15,2 cm et peut atteindre 17,3 cm

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Dokotera Aina posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share