26/08/2026
manaova an ito bain de siege ito
- raha misy perte vaginal
- raha mangidihidy ny sexe
- raha maina refa manao rs
- ra misy fofona ratsy ny partie intime
rano 2 litre + 4 feuille goyave + 2 feuilles mangue + 20 clou de girofle
atao infusion 20 min ireo
tapohana rano 2 litre vao vita le infusion
avy hatrany de mipetraka amin zay 5- 15 min
Mangotraka ny rano 2 litre de arotsaka ny ravina
Miandry 20 min de esorina aanaty vilany .
Araraka anaty koveta . De tapohana rano 2 litre
Avy eo mipetraka ao amin zai . 5 a 15 min
atao 5 jour io astuce io
( vita izay de mila mihinana calcium )