OSTIE Serasera

OSTIE Serasera Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from OSTIE Serasera, Medical and health, Rue Drive Zamenhof/Behoririka, Antananarivo.

Ankoatra ireo fitsaboana aminโ€™ny ankapobeny izay omena ny mpiasa sy ny vady aman-janaka, dia manohana ireo orinasa ihany koa ny fikambanana ahafahana misoroka ny aretina sy ho fiarovana aminโ€™ny loza izay mety hitranga eny aminโ€™ny toeram-piasana.

๐Ÿค”๐Ÿ”ต Ahoana no atao raha toa ka maniry ny hampiasa ny ยซ Application OSTIE ยป ireo mpikambana ?๐Ÿข ๐‡๐จ ๐š๐งโ€™๐ง๐ฒ ๐จ๐ซ๐ข๐ง๐š๐ฌ๐š (๐ข๐ซ๐ž๐จ ๐ญ๐จ๐ฆ๐ฉ...
09/07/2026

๐Ÿค”๐Ÿ”ต Ahoana no atao raha toa ka maniry ny hampiasa ny ยซ Application OSTIE ยป ireo mpikambana ?

๐Ÿข ๐‡๐จ ๐š๐งโ€™๐ง๐ฒ ๐จ๐ซ๐ข๐ง๐š๐ฌ๐š (๐ข๐ซ๐ž๐จ ๐ญ๐จ๐ฆ๐ฉ๐จ๐งโ€™๐š๐ง๐๐ซ๐š๐ข๐ค๐ข๐ญ๐ซ๐š ๐ฆ๐จ๐ฆ๐›๐š ๐ง๐ฒ ๐ฆ๐ฉ๐ข๐š๐ฌ๐š) :
Manao fangatahana manokana ny orinasa mpikambana. Marihina ao anatinโ€™izany ny anaranโ€™ny orinasa, ny ยซ code adhรฉrent ยป ary ny adresy (e-mail) ahafahana mampifandray ny orinasa sy ny ยซ Application OSTIE ยป : [email protected] .

๐Ÿ‘ทโ€โ™€๏ธ ๐‡๐จ ๐š๐งโ€™๐ง๐ฒ ๐ฆ๐ฉ๐ข๐š๐ฌ๐š ๐ฆ๐ฉ๐ข๐ค๐š๐ฆ๐›๐š๐ง๐š :
Rehefa tafiditra ao anatinโ€™ny ยซ Application OSTIE ยป ny orinasa dia ireo tomponโ€™andraikitra momba ny mpiasa ao aminy no manana fahafahana hampiditra azy ireo hampiasa izany.

๐๐ฒ ยซ ๐€๐ฉ๐ฉ๐ฅ๐ข๐œ๐š๐ญ๐ข๐จ๐ง ๐Ž๐’๐“๐ˆ๐„ ยป ๐๐ข๐š ๐Ÿ‘‡โœ…
- Manamaivana ireo asa mifandray aminโ€™ny OSTIE (fandefasana DNS, AVIS ED)
- Ahafahana mijery ireo laharana ยซ file dโ€™attente ยป eny aminโ€™ny dispensaire
- Manamafy ireo hetsika fiarovana eo aminโ€™ny sehatry ny fahasalamana
- Manamora ny fisitrahana ireo tolotra OSTIE rehetra

๐€๐ง๐ค๐จ๐š๐ญ๐ซ๐š ๐ข๐ณ๐š๐ง๐ฒ ๐๐ข๐š ๐š๐Ÿ๐š๐ค๐š ๐Ÿ‘‡๐ŸŽฏ
- Mijery ny fahasalamany aminโ€™ny ankapobeny ny mpikambana
- Mijery ireo fizahana izay natao sy ny fanfaody izy nomenโ€™ny mpitsabo
- Maka ny *rendez-vous any aminโ€™ireo ยซ Mรฉdecin spรฉcialiste ยป
- Manaraka ireo โ€œMagazines santรฉโ€

*Manaraka hatrany ireo ยซ procรฉdure ยป na lamina efa nipetraka : tsy maintsy mandalo โ€œmรฉdecin traitantโ€.

๐Ÿ‘จโ€โš•๏ธ๐Ÿฅ— Efa antsasaky ny fitsaboana ny "Hygiรจne Diรฉtรฉtique"
07/07/2026

๐Ÿ‘จโ€โš•๏ธ๐Ÿฅ— Efa antsasaky ny fitsaboana ny "Hygiรจne Diรฉtรฉtique"

02/07/2026

OSTIE Andranomena ๐Ÿ”ตโ˜บ

30/06/2026

๐Ÿง‘โ€๐Ÿ’ป๐Ÿ”ต Inona avy ireo tombontsoa amin'ny fampiasana ny "Application OSTIE" ?

Miarahaba antsika Malagasy rehetra nahatratra izao Asaramanitra izao ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ๐ŸฅณMirary fety sambatra ho antsika rehetra tompoko ...
26/06/2026

Miarahaba antsika Malagasy rehetra nahatratra izao Asaramanitra izao ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ๐Ÿฅณ

Mirary fety sambatra ho antsika rehetra tompoko ๐Ÿ™

Miarahaba tompoko.๐Ÿ“ข Ilazana isika rehetra mpikambana OSTIE faha ๐ก๐š๐ญ๐ซ๐š๐ฆ๐ข๐ง'๐ง๐ฒ ๐Ÿ๐Ÿ ๐จ๐ซ๐š ๐š๐ญ๐จ๐š๐ง๐๐ซ๐จ ๐ง๐จ ๐ฆ๐š๐ง๐๐ซ๐š๐ฒ ๐ฆ๐š๐ซ๐š๐ซ๐ฒ ๐Ÿ๐š๐ซ๐š๐ง๐ฒ ๐ง๐ฒ ...
24/06/2026

Miarahaba tompoko.

๐Ÿ“ข Ilazana isika rehetra mpikambana OSTIE faha ๐ก๐š๐ญ๐ซ๐š๐ฆ๐ข๐ง'๐ง๐ฒ ๐Ÿ๐Ÿ ๐จ๐ซ๐š ๐š๐ญ๐จ๐š๐ง๐๐ซ๐จ ๐ง๐จ ๐ฆ๐š๐ง๐๐ซ๐š๐ฒ ๐ฆ๐š๐ซ๐š๐ซ๐ฒ ๐Ÿ๐š๐ซ๐š๐ง๐ฒ ๐ง๐ฒ ๐๐ข๐ฌ๐ฉ๐ž๐ง๐ฌ๐š๐ข๐ซ๐ž ๐Ž๐’๐“๐ˆ๐„ ๐ซ๐ž๐ก๐ž๐ญ๐ซ๐š ๐ง๐ฒ ๐š๐ง๐๐ซ๐จ๐ง'๐ง๐ฒ ๐€๐ฅ๐š๐ค๐š๐ฆ๐ข๐ฌ๐ฒ ๐Ÿ๐Ÿ“ ๐ฃ๐ข๐จ๐ง๐š ๐Ÿ๐ŸŽ๐Ÿ๐Ÿ”. Tsy misokatra tontolo andro kosa izany ny Zoma 26 jiona 2026.

๐ˆ๐ซ๐ž๐ญ๐จ ๐š๐ฏ๐ฒ ๐ง๐ฒ ๐Ž๐’๐“๐ˆ๐„ ๐๐ž ๐ ๐š๐ซ๐๐ž ๐š๐ง๐ญ๐ฌ๐ข๐ค๐š :

๐ŸŸข ๐€๐ฅ๐š๐ค๐š๐ฆ๐ข๐ฌ๐ฒ ๐Ÿ๐Ÿ“ ๐ฃ๐ข๐จ๐ง๐š ๐Ÿ๐ŸŽ๐Ÿ๐Ÿ” ๐ฆ๐š๐ง๐จ๐ฆ๐›๐จ๐ค๐š ๐š๐ฆ๐ข๐ง'๐ง๐ฒ ๐Ÿ๐Ÿ ๐จ๐ซ๐š ๐š๐ญ๐จ๐š๐ง๐๐ซ๐จ : OSTIE 24 - Ambohimanarina, Tanjombato ary Andranomena.

๐Ÿ”ด ๐™๐จ๐ฆ๐š ๐Ÿ๐Ÿ” ๐ฃ๐ข๐จ๐ง๐š ๐Ÿ๐ŸŽ๐Ÿ๐Ÿ”, ๐š๐ฆ๐ข๐ง'๐ง๐ฒ ๐ŸŽ๐Ÿ• ๐จ๐ซ๐š ๐ฆ๐š๐ซ๐š๐ข๐ง๐š ๐ก๐š๐ญ๐ซ๐š๐ฆ๐ข๐ง'๐ง๐ฒ ๐Ÿ๐Ÿ ๐จ๐ซ๐š ๐š๐ญ๐จ๐š๐ง๐๐ซ๐จ : Ampasamadinika, Ambohimanarina, Tanjombato ary Andranomena

โšช๏ธ ๐Ž๐’๐“๐ˆ๐„ ๐Ÿ๐Ÿ’ "๐ฌ๐ž๐ซ๐ฏ๐ข๐œ๐ž ๐'๐ฎ๐ซ๐ ๐ž๐ง๐œ๐ž" ๐š๐ฆ๐ข๐ง'๐ง๐ฒ ๐Ÿ๐Ÿ ๐จ๐ซ๐š ๐š๐ญ๐จ๐š๐ง๐๐ซ๐จ ๐ก๐š๐ญ๐ซ๐š๐ฆ๐ข๐ง'๐ง๐ฒ ๐ŸŽ๐Ÿ• ๐จ๐ซ๐š ๐ฆ๐š๐ซ๐š๐ข๐ง๐š : Ambohimanarina, Tanjombato ary Andranomena.

Mirary faran'ny herinandro mahafinaritra sy fety sambatra ho antsika rehetra tompoko ๐ŸŽ†๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ

23/06/2026

Application OSTIE ๐Ÿ‘ฉโ€๐Ÿ’ป
๐Ÿ”ตโœ… Efa maro ireo orinasa no mampiasa azy ankehitriny.

๐Ÿ‘‰ Fangahatana fidirana ho an'ny orinasa : [email protected]

Address

Rue Drive Zamenhof/Behoririka
Antananarivo
101

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when OSTIE Serasera posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share