Laura & Teddy store

Laura & Teddy store ☺️☺️Kalitao • Fahadiovana • Vidiny mirary.🙏🙏

22/05/2024

Ndao aloha isika hiresaka ireo toe-tsaina mampahantra

Ireto misy fepetra 10, tena tsara raha te hijanona amin'ny fahantrana:

1- Miandrasa rahampitso lava vao manao zavatra
2- Fadio ny mamaly Boky fa film jerevana na manaova jeu andaniana andro
3- Soso-kevitra avy amin'olona tsy manankatao sy Tia mifosafosa henoina
4- Miandrasa validation avy amin'ny hafa vao mandray fanapaha-kevitra
5- Rehefa solafaka indray mandeha, dia aza mitraka intsony fa ampy izay
6- Olon-kafa foana disoina rehefa misy ny tsy fahombiazanao
7- Ny mpitondra fanjakana no hanova n'y fiainanao ka andraso eo foana zareo
8- Tsy ilaina ny mianatra ary tsy Mila mahatoky valeur ihany koa
9- Rehefa mety aminao ny situation anao amin'izao, Dia aza maka risque intsony hivoarana.
10- Rehefa mba nety ny nataonao, dia aza tohizana intsony ny ezaka fa makà fafiny aloha mandany ny vola efa azo

Fehiny : tsy misy olona natao hahantra n'a koa nateraka ho mpanankarena. Fa arakaraka ny toe-tsaina no mampahantra na mampanakarena.

Laura & Teddy store

28/04/2024

👉👉Noces dia inona ianareo izao.....💏

Les anniversaires de mariage:
- 1 an de mariage : noces de coton
- 2 ans de mariage : cuir
- 3 ans de mariage : froment
- 4 ans de mariage : cire
- 5 ans de mariage : noces de bois
- 6 ans de mariage : chypre
- 7 ans de mariage : laine
- 8 ans de mariage : coquelicot
- 9 ans de mariage : faïence
- 10 ans de mariage : noces d’étain
- 11 ans de mariage : corail
- 12 ans de mariage : soie
- 13 ans de mariage : muguet
- 14 ans de mariage : plomb
- 15 ans de mariage : noces de cristal
- 16 ans de mariage : saphir
- 17 ans de mariage : rose
- 18 ans de mariage : turquoise
- 19 ans de mariage : cretonne
- 20 ans de mariage : noces de porcelaine
- 21 ans de mariage : opale
- 22 ans de mariage : bronze
- 23 ans de mariage : béryl
- 24 ans de mariage : satin
- 25 ans de mariage : noces d’argent
- 26 ans de mariage : jade
- 27 ans de mariage : acajou
- 28 ans de mariage : nickel
- 29 ans de mariage : velours
- 30 ans de mariage : noces de perle
- 31 ans de mariage : basane
- 32 ans de mariage : cuivre
- 33 ans de mariage : porphyre
- 34 ans de mariage : ambre
- 35 ans de mariage : rubis
- 36 ans de mariage : mousseline
- 37 ans de mariage : papier
- 38 ans de mariage : mercure
- 39 ans de mariage : crêpe
- 40 ans de mariage : noces d’émeraude
- 41 ans de mariage : fer
- 42 ans de mariage : nacre
- 43 ans de mariage : flanelle
- 44 ans de mariage : topaze
- 45 ans de mariage : noces de vermeil
- 46 ans de mariage : lavande
- 47 ans de mariage : cachemire
- 48 ans de mariage : améthyste
- 49 ans de mariage : cachemire
- 50 ans de mariage : noces d’or
- 55 ans de mariage : noces d’orchidée
- 60 ans de mariage : noces de diamant
- 61 ans de mariage : platane
- 62 ans de mariage : ivoire
- 63 ans de mariage : lilas
- 64 ans de mariage : astrakan
- 65 ans de mariage : noces de palissandre
- 70 ans de mariage : noces de platine
- 75 ans de mariage : noces d’albâtre
- 80 ans de mariage : noces de chêne

Laura & Teddy store 💥💥

26/04/2024

Avy aminao ihany no hanajan’olona anao

Tianao hanana haja na hasina ve ianao ?
Mety hanampy anao ity

1 . Ialao ny lainga lava
Raha te hanana hasina na te hanana ny hajanao ianao dia izay zavatra noresahin’ny vava dia tanteraho fa aza tia mandainga.

2 . Ialao ny fampirafesana
Tsy misy olona hanome hasiny olona mpampirafy izany. Na dia DG aza ianao, na manam-bola be fa vao mampirafy dia efa tsy misy hajany sy lanjany ianao izay.

3 . Ialao ny be resaka be
Mihena ny lanjanao raha be resaka be ianao fa mila mianatra mangina. Izay zavatra tena manan-danja ihany no resahina.

4 . Ialao ny fanambatambazana olona be loatra
Tadidio fa amin'ny fiainana dia arakaraka ny hanambatambazanao olona no mampihena ny lanjanao eo anatrehany. Hoy ny fomba fiteny izay hoe « araho aho handosirako anao, andosiro aho hanarahako anao ».

5 . Hajao ny tenanao
Manaova fitafin’olona ambony. Madio sy voapasoka.
Mitenena fitenin’olona ambony. Mahitsy, tsy misy tenin-dratsy, feno fahatokisan-tena.

6 . Manaova tsy hita
Tsy misy lanjany amin’olona ianao raha toa ka isakin’ny mitady anao ny olona dia hita foana ianao fa mila mianatra ny hoe occupé. Aza mipoitra matetika. Mitadiava zavatra atao mba ahatonga anao occupé.

7 . Tandremo ny diso tsotra loatra
Araraotin’olona ianao raha diso tsotra ary tsy asian’olona haja. Manaova mba masiaka koa ndraindray

Tonga dia hiakatra be ny lanjanao raha io no ampiharinao amin'ny fiainanao.

Zarazarao sao ilain’ny hafa.

Page : Réussir avec Martin
Laura & Teddy store 👊👊

"🍂Efa miditra tsikelikely amin'ny vanim-potoanan'ny ririna isika izao, ny col roulé dia akanjo mety tsara mba hijanonana...
07/04/2024

"🍂Efa miditra tsikelikely amin'ny vanim-potoanan'ny ririna isika izao, ny col roulé dia akanjo mety tsara mba hijanonana ho styliste sy mampahazo aina! 🍁

✨ Nahoana no mifidy col roulé ? Ireto misy antony vitsivitsy:

1️⃣ Mety amin'ny fotoana rehetra: Manomboka amin'ny birao ka hatramin'ny mivoaka weekend, ny col roulé dia mifanaraka amin'ny fotoana rehetra.

2️⃣ Hafanana eo noho eo: Ataovy mafana ny tenanao fa tsy manao sorona ny bika aman'endrikao noho ny vozon'akanjony izay miaro ny tendanao amin'ny hatsiaka.

3️⃣ Azo ampiarahana amin'ny rehetra: Ampifanaraho amin'ny , pataloha na ao ambanin'ny palitao mihitsy aza mba hahatonga azy ho lamaody.

4️⃣ Tombony: malefaka sy mahazo aina, ny col roulé dia miaro tsara amin'ny fiatrehana andro mangatsiaka nefa afaka anaovana koa mandritra ny andro.

🛍️ Fantaro ireo col roulé voafantinay misy amin'ny loko sy fitaovana isan-karazany. Mitadiava izay mifanandrify amin'ny bikanao.

✅Col rouler pour homme
taille : M XL XXL 3XL
Couleur dispo: noir ,gris,grenat,beige,bleu marine,blanc❤
Contact:0347404576 ou mp.

🟢Facebook🟢 "🤔 Inona no mahasarika anao indrindra amin'ny Facebook? ✅Moa ve ny mijanona amin'ny fifandraisana amin'ny nam...
06/04/2024

🟢Facebook🟢

"🤔 Inona no mahasarika anao indrindra amin'ny Facebook?

✅Moa ve ny mijanona amin'ny fifandraisana amin'ny namana sy ny fianakaviana, ny fanarahana ny vaovao, ny fitadiavana votoaty vaovao, na angamba zavatra hafa tanteraka?

☺️Zarao hoe ny antony manosika anao hampiasa ity sehatra ity isan'andro.☺️

Laura & Teddy store

⛔Ahoana marina ny Hamantarana hoe vola sandoka⛔⛔Efa sendra vola sandoka ve ianao??⛔👉Ny vola hosoka na sandoka dia azo fa...
03/04/2024

⛔Ahoana marina ny Hamantarana hoe vola sandoka⛔
⛔Efa sendra vola sandoka ve ianao??⛔

👉Ny vola hosoka na sandoka dia azo fantarina matetika amin'ny alalan'ny fanamarinana ireo endri-piarovana sasany toy ny:

1. **Mari-drano**: sary omby hita rehefa mihazona ilay vola eo amin'ny hazavana.

2. **Ny ranomainty miovaova loko**: Indraindray dia miova ny lokon'ny ampahany sasany amin'ny vola rehefa atongilana.

3. **Microtext**: Teny na isa tena kely sarotra amboarina.

4. **Hazavana Ultraviolet**: Misy endri-javatra tsy hita afa-tsy eo ambanin'ny hazavana UV.

✅ Zava-dehibe ihany koa ny fampitahana ny vola ahiahiana amin'ny tena vola mitovy anarana mba hahitana ny fahasamihafana miharihary eo amin'ny tontolon'ny taratasy, ny kalitaon'ny fanontana ary ny fahamarinan'ny antsipiriany. Raha manana fisalasalana ianao, dia tsara kokoa ny mifandray amin'ny manampahefana mifandraika amin'ny fanamarinana.✅

Laura & Teddy store

03/04/2024

Ny fahaizana mamory harena dia "mécanisme".

Tsy voatery manana fond foana oa vao mahatsangan-javatra.

Ny fahantrana sy ny fananan-karena dia tsy miankina amin'ny habetsakin'ny vola miditra aminao, fa miankina amin'ny hanaovanao an'ilay vola eo am-pelatananao.

Aza miandry vola bé Ary vao hanomboka fa Tonga Dia atomboy amin'izay efa ao loa.

Source : Mianatra Mahomby 🙏
💥Laura & Teddy store 💥

31/03/2024

🫵🫵Manao inona ny tena tianareo rehefa Alatsinain'ny p***a?

Perso:🍛🍛🍷🍷

Address

Antananarivo
101

Telephone

+261347404576

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Laura & Teddy store posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share