Cabinet vétérinaire d'Antehiroka

Cabinet vétérinaire d'Antehiroka Vente des produits vétérinaires

Bonne weekend daholo o!🥰😍😘😁Cabinet vétérinaire d'Antehiroka 038 21 320 02
06/06/2026

Bonne weekend daholo o!🥰😍😘😁
Cabinet vétérinaire d'Antehiroka 038 21 320 02


Mitohana ve ny sakanao? Mampalaelo kely mihitsy ny mijery ny saka rehefa tsy mi c**a satria, dia mikorontana  hatramin'n...
06/06/2026

Mitohana ve ny sakanao?
Mampalaelo kely mihitsy ny mijery ny saka rehefa tsy mi c**a satria, dia mikorontana hatramin'ny toe- batany mihitsy rehefa constipé izy.

Inona no mety fiantraikany eo amin'ilay saka:

-Miova amin'ny mahazatra ny fihetsiny( malaelo sns....)
-Malain-komana izy
-Lasa marary ny kibony rehefa trotroina izy

Inona no tokony ho atao hisorohana izany?

-Omeo rano matetika izy
-Omeo sakafo tsara sy miovaova izy

Tandremo! Raha miha ratsy ny fahasalamany dia tsara raha manantona ny vétérinaire akaiky anao

Cabinet vétérinaire d'Antehiroka 038 21 320 02




TANDREMO! NY PARACETAMOL DIA METY HITERAKA ZAVA DOZA  AMIN'NY SAKA !Fadio ny mitsabo saka amin'ny  alalan'ny paracetamol...
06/06/2026

TANDREMO! NY PARACETAMOL DIA METY HITERAKA ZAVA DOZA AMIN'NY SAKA !

Fadio ny mitsabo saka amin'ny alalan'ny paracetamol raha tsy avy maka consultation amin'ny dokotera!

Raha amin-tsika olombelona dia tena malaza mihitsy ny hoe vao marary dia efa paracetamol ny hoanina na manao dokotera tena.
Raha ny saka manokana dia tandremo fa mety hitera- doza ho azy raha tsy nandalo avy tamin'ny vétérinaire ny fihinanany an'ilay fanafody.

Ireto avy ary ny tranga mety hiseo raha nihinana paracetamol ilay saka:

- sempotra izy sady sahirana miaina
-Malain-komana
-Marary kibo be,mivalana
-Mandoha (mety hisy rà)

Ho fisorohana

-Tsy miandry ela fa tonga dia ho entina avy hatrany eny amin'ny dokotera vétérinaire akaiky
-Ataovy mipirina tsara ny fanafody
-Raha tsy fantatrao ilay aretina mahazo ilay saka dia aza omena fanafody fahatany izy

CCabinet vétérinaire d'Antehiroka038 21 320 02




Ianao efa tezitra iny  de mbola adalain'ilay alika 🐕ihany🤣🤣🤣!Cabinet vétérinaire d'Antehiroka 038 21 320 02
05/06/2026

Ianao efa tezitra iny de mbola adalain'ilay alika 🐕ihany🤣🤣🤣!

Cabinet vétérinaire d'Antehiroka 038 21 320 02



bonne sièste o!🥰Cabinet vétérinaire d'Antehiroka 038 21 320 02
05/06/2026

bonne sièste o!🥰
Cabinet vétérinaire d'Antehiroka 038 21 320 02

Tsy mety mihinana fanafody ve ny alikanao? Ito misy fikafika kely afaka ataonao azy. Rehefa ilay  avy nanao consultation...
05/06/2026

Tsy mety mihinana fanafody ve ny alikanao? Ito misy fikafika kely afaka ataonao azy.

Rehefa ilay avy nanao consultation tamin'ny dokotera ka nahazo fanafody, ka sahirana ianao afaka andramanao ireto:

-Totona ilay fanafody dia atao miaraka amin'ny saucisse
-Atao ao anaty fromage ilay fanafody ( ohatra: la vache qui rit sns....) dia omena azy

-Totona dia atao anaty seringue dia alefa moramora any am- bavany

Rehefa vita ny fanomezana fanafody azy dia aza adino ny manome rano madio ho sotroiny 😁

Zarao ary sao mahasoa ny hafa

Cabinet vétérinaire d'Antehiroka 038 21 320 02



05/06/2026

Ny fananarandrenintsaka🥰

fans

Mihinana ny malotony 💩 ve ny alikanao, inona no tokony ho atao?Andao ary fa ho atoroko fikafika kely ianao hisorohana an...
05/06/2026

Mihinana ny malotony 💩 ve ny alikanao, inona no tokony ho atao?

Andao ary fa ho atoroko fikafika kely ianao hisorohana an'izany

-Ampio fanafody ilay maloto fa vao maheno ny fofon'ilay fanafody izy dia lasa
-Ampio zavatra masiaka ( sakay,poivre ) fa tsy ihinana anio mihitsy izy

Aza adino ny mizara ny fikafika kely sao mahasoa ny hafa😁

Cabinet vétérinaire d'Antehiroka 038 21 320 02




Le ianao mbola ao anaty torimaso iny, de ry mimi isany miady ao ambony tafo ao😁😆Manakorontana mihitsy😄,ary any aminareo ...
04/06/2026

Le ianao mbola ao anaty torimaso iny, de ry mimi isany miady ao ambony tafo ao😁😆

Manakorontana mihitsy😄,ary any aminareo ko ve mba misy hoatr'izany?

Cabinet vétérinaire d'Antehiroka

Misy ity fanafody ity ato aminay izay antsoina hoe CARNITOL , raha malaina misakafo ny biby fiompinao . Mety amin'ny bib...
04/06/2026

Misy ity fanafody ity ato aminay izay antsoina hoe CARNITOL , raha malaina misakafo ny biby fiompinao .

Mety amin'ny biby rehetra (kisoa, omby, akoho amam -borona) . Stock limité amin'ny vidiny 12000ar

Tsara kokoa raha manontany na manantona dokotera vétérinaire raha mapiasa azy
Cabinet vétérinaire d'Antehiroka 038 21 320 02



Address

Antananarivo

Telephone

+261344706816

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Cabinet vétérinaire d'Antehiroka posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Cabinet vétérinaire d'Antehiroka:

Share