Glow up corp.mdg

Glow up corp.mdg Du kefir de lait pour une santé naturelle 🌿
Digestion • Énergie • Glow

Misy vaovao isan'andro ny kéfir de lait. Fait maison, sans conservateur.🌿Manadio ny ati- tsinay🌿Manala rivotra🌿Manatsara...
23/05/2026

Misy vaovao isan'andro ny kéfir de lait.
Fait maison, sans conservateur.

🌿Manadio ny ati- tsinay
🌿Manala rivotra
🌿Manatsara métabolisme
🌿Manosika ny hery fiarovana

Raha tsy hiteny hafa tsy ireo dia tena mahasalama tokoa ny fisotroana azy.

Manasa anao hanjifa amin'ny vidiny 10.000 Ariary ny litre.

Mana livraison izahay na afaka alaina Ambohibao Mamamba na Analakely

Raha vehivavy ianao dia manampy anao amin'ny fandaminana ny hormones ny fisotroana kéfir de lait.Izahay dia mamokatra ké...
17/05/2026

Raha vehivavy ianao dia manampy anao amin'ny fandaminana ny hormones ny fisotroana kéfir de lait.
Izahay dia mamokatra kéfir de lait vaoavao isan'andro, tsy misy conservateur ary azo antoka tanteraka amin'ny vidiny:
10.000 Ariary ny litre

Afaka manao livraison na alainao Ambohibao Mamamba na Analakely

034 13 002 82

Rehefa manomboka mangatsiaka tahaka izao ny andro dia mirongatra ihany ny grippes isan-karazany, kohoka, allergies.🌿Ny f...
17/05/2026

Rehefa manomboka mangatsiaka tahaka izao ny andro dia mirongatra ihany ny grippes isan-karazany, kohoka, allergies.
🌿Ny fisotroana kéfir de lait dia anisany anampiatsika ny vatatsika hiatrika izany noho izy manamafy sy manohana ny hery fiarovana amin'ny fomba natoraly.
Ankoatran'izay dia mitondra otrik'aina maro, vitamines classe B, calcium, izay tena mahasalama sy manamafy ny taolana, manatsara métabolisme sy mahasalama ny taova-pandevonan-kanina.
🌿Nisy fanadihadiana ara-pahasalamana namohitra ihany koa fa fisorohana karazana cancer maro sy amin'ny maladie d'Alzheimer ny kéfir de lait.

Kefir de laitFantatrao ve fa rehefa salama ny tsinay dia salama ny vatana? Salama ny atidoha, milamina ny hormones, miha...
01/05/2026

Kefir de lait

Fantatrao ve fa rehefa salama ny tsinay dia salama ny vatana? Salama ny atidoha, milamina ny hormones, mihatsara ny métabolisme?

🌿Ny kefir de lait dia manana singa manokana manadio tsinay sy manatsara ny atitsinay, manatsara ny microbiote.

🌿Manao vaovao isan'andro izahay, natoraly 100%, sans conservateur.

🌿 10.000 Ariary ny litre

Afaka livrer-na na à récuperer Analakely na Ambohibao Mamamba

034 13 002 82

21/04/2026

Address

Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Glow up corp.mdg posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share