08/05/2025
Miarahaba antsika rehetra tompoko,izahay dia afaka manao soins à dmicile no sady afaka manao garde any amin'ny hôpital raha misy tsy salama.
Aza misalasala manantona sy manontany anay raha misy ilàna tompoko.
Mirary ny soa ho antsika rehetra 🙏
Send a message to learn more