Pharmacie Mahafaly Antananarivo

Pharmacie Mahafaly Antananarivo Pharmacie

14/04/2026

📌Lisitr’ireo farmasia misokatra manao fiandrasandraharaha eto Antananarivo Renivohitra ny Sabotsy 11 Aprily ka hatramin’ny Sabotsy 18 Aprily 2026.

Arakin'ny lamina vaovao dia misy isakin'ny boriboritany enina ny farmasia mpiandry raharaha 💊

ℹ️ Misy ihany koa ireo farmasia ivelan’ny tanànan’Antananarivo Renivohitra misokatra 7j/7 sy 24h/24 na isan’andro manodidina antsika.

Aza adino ny mitandrina rehefa mivoaka, ary mirary fahasalamana ho an'ny rehetra ✨

------------------

📌 Liste des pharmacies de garde à Antananarivo Renivohitra du samedi 11 Avril au samedi 18 Avril 2026.

Chaque arrondissement bénéficie d'une ou plusieurs pharmacies de garde selon la nouvelle répartition 💊

ℹ️ Des pharmacies en zones périphériques (rurales) sont également ouvertes 7j/7 et 24h/24.

Restez prudents 😷 et prenez soin de vous ✨

💊 🚨 MISOKATRA 24 ORA IZAHAY💊💪NOUS SOMMES OUVERT H24 Pharmacie Mahafaly Mahatony/Soavimasoandro 📞 +261341093711/ +2613211...
12/04/2026

💊 🚨 MISOKATRA 24 ORA IZAHAY

💊💪NOUS SOMMES OUVERT H24

Pharmacie Mahafaly Mahatony/Soavimasoandro
📞 +261341093711/ +261321199710

🌿🐣 Joyeuses Pâques ! 🐣🌿En cette période de renouveau, toute l’équipe de la Pharmacie Mahafaly vous souhaite de très bell...
05/04/2026

🌿🐣 Joyeuses Pâques ! 🐣🌿
En cette période de renouveau, toute l’équipe de la Pharmacie Mahafaly vous souhaite de très belles fêtes de Pâques, remplies de joie, de paix et de santé.
Que cette journée soit douce, entourée de vos proches… et pourquoi pas de quelques douceurs 🍫😉
💚 Prenez soin de vous et de ceux que vous aimez.
Nous restons à votre écoute pour vous accompagner au quotidien.
Pharmacie Mahafaly
📍 Antananarivo

04/04/2026
📌Lisitr’ireo farmasia misokatra manao fiandrasandraharaha eto Antananarivo Renivohitra ny Sabotsy 04 Aprily  ka hatramin...
04/04/2026

📌Lisitr’ireo farmasia misokatra manao fiandrasandraharaha eto Antananarivo Renivohitra ny Sabotsy 04 Aprily ka hatramin’ny Sabotsy 11 Aprily 2026.

Arakin'ny lamina vaovao dia misy isakin'ny boriboritany enina ny farmasia mpiandry raharaha 💊

ℹ️ Misy ihany koa ireo farmasia ivelan’ny tanànan’Antananarivo Renivohitra misokatra 7j/7 sy 24h/24 na isan’andro manodidina antsika.

Aza adino ny mitandrina rehefa mivoaka, ary mirary fahasalamana ho an'ny rehetra ✨

------------------

📌 Liste des pharmacies de garde à Antananarivo Renivohitra du samedi 04 Avril au samedi 11 Avril 2026.

Chaque arrondissement bénéficie d'une ou plusieurs pharmacies de garde selon la nouvelle répartition 💊

ℹ️ Des pharmacies en zones périphériques (rurales) sont également ouvertes 7j/7 et 24h/24.

Restez prudents 😷 et prenez soin de vous ✨

💊 🚨 MISOKATRA 24 ORA/24  IZAHAY manomboka androany hatramin'ny 4 avril 2026💊💪NOUS SOMMES OUVERT H24 à partir d'aujourd'h...
28/03/2026

💊 🚨 MISOKATRA 24 ORA/24 IZAHAY manomboka androany hatramin'ny 4 avril 2026

💊💪NOUS SOMMES OUVERT H24 à partir d'aujourd'hui jusqu'au samedi 4 avril

Pharmacie Mahafaly Mahatony/Soavimasoandro
📞 +261341093711/ +261321199710

🌿✨ Vos cheveux méritent le meilleur soin ! ✨🌿 A petit prix 9800ArDécouvrez les shampoings Vatika Naturals disponibles dè...
26/03/2026

🌿✨ Vos cheveux méritent le meilleur soin ! ✨🌿 A petit prix 9800Ar
Découvrez les shampoings Vatika Naturals disponibles dès maintenant à la Pharmacie Mahafaly 🏥💚
💛 Repair & Restore (Miel & Œuf)
Idéal pour les cheveux abîmés ou cassants
✔️ Répare
✔️ Fortifie
✔️ Redonne brillance et vitalité
🌵 Hair Fall Control (Cactus & Gergir)
Parfait pour lutter contre la chute des cheveux
✔️ Renforce la fibre capillaire
✔️ Nourrit en profondeur
✔️ Aide à réduire la chute
🌱 Formules aux extraits naturels pour des cheveux plus forts, plus sains, jour après jour.
📍 Passez nous voir à la Pharmacie Mahafaly pour choisir celui qui convient le mieux à vos cheveux !
💬 Notre équipe est là pour vous conseiller

Disponible à la pharmacie MahafalyNous sommes de garde et ouverts💂0341093711
20/03/2026

Disponible à la pharmacie Mahafaly
Nous sommes de garde et ouverts💂
0341093711

La période de l’allaitement est une étape particulière, au cours de laquelle les besoins nutritionnels de la mère évoluent.
lactonatal+DHA Denk associe des nutriments sélectionnés pour accompagner les apports nutritionnels pendant l’allaitement. Sa formule contient notamment de l’acide folique, des acides gras oméga-3 (DHA) et de la vitamine D, dans un équilibre pensé pour la mère et l’enfant.

En complément d’une alimentation équilibrée, lactonatal+DHA Denk accompagne les besoins nutritionnels spécifiques de l’allaitement, à une période clé pour la maman et son bébé.

20/03/2026

Nous sommes ouvert aujourd'hui h/24

Misokatra izahay androany h24

💊 🚨 MISOKATRA 24 ORA IZAHAY manomboka  hatramin'ny 21 febroary 2026💊💪NOUS SOMMES OUVERT H24  jusqu'au samedi 21 février ...
15/03/2026

💊 🚨 MISOKATRA 24 ORA IZAHAY manomboka hatramin'ny 21 febroary 2026

💊💪NOUS SOMMES OUVERT H24 jusqu'au samedi 21 février

Pharmacie Mahafaly Mahatony/Soavimasoandro
📞 +261341093711/ +261321199710

🌙 Aujourd'hui  Pharmacie Mahafaly est de garde ! Ouverte H24Besoin d’un conseil, d’un produit de santé ou d’un accompagn...
15/03/2026

🌙 Aujourd'hui Pharmacie Mahafaly est de garde ! Ouverte H24

Besoin d’un conseil, d’un produit de santé ou d’un accompagnement rapide ? Nous sommes là pour vous. 💙
À découvrir en pharmacie :
✅ Delical Crème Dessert Vanille
✅ Cystine B6 Bailleul pour cheveux et ongles fragiles
✅ Urgo Filmogel Aphtes pour soulager les aphtes et petites plaies buccales
Passez à la Pharmacie Mahafaly, votre pharmacie de proximité, même de garde. 🤍

Inona no atao hoe bronchite ?Merci Docteur pour les explications 🙏
14/02/2026

Inona no atao hoe bronchite ?
Merci Docteur pour les explications 🙏

Miarahaba tompoko, 👋

Tena anaty épidémie de bronchiolite tanteraka isika amin'izao, ⚠️
Ka ireto ny tsara ho fantatra...

➡️Inona ny atao hoe Bronchiolite ?
👉Ny bronchiolite dia infection (mikraoba tafiditra) amin'ny taovam-pisefoan'ny Zaza, vokatry ny virus.
Amin'ny ankapobeny dia ny virus antsoina hoe VRS ( Virus respiratoire syncitial) no mahatonga azy.

➡️Iza no tratran'ny bronchiolite ?
👉Ny Zaza latsaky ny roa taona no tratrany

➡️Ahoana no fomba ahazoana azy
👉Mifindra amin'ny alalan'ny piti-drora na piti-delo ny bronchiolite (olona mitondra ny virus mikohaka na mievona na manoroka Zaza)
Mety ihany koa avy amin'ny tanana misy piti-drora na piti-delo izay mikasika ny Zaza na ny fitaovana ampiasainy ( akanjo, mouchoir , sotro...)

➡️Ahoana ny fitrangany?
👉Manomboka misy lelo sy mikohaka ny Zaza , mety hisy hafanana
👉Mety ho moramora ny endrika hisehoany (légère) mety ho mafy be (sévère)
👉Raha mafy ny fisehony dia lasa mikohaka be ny Zaza , Ary lasa sempotra
👉Mety hafana hoditra, tsy mahavita misakafo, reraka

➡️Inona ny tokony atao?
Raha vao manomboka ny trangan'aretina (sery sy kohaka ) dia mila manasa orona @ SSI imbetsaka ny Zaza, arahana maso ny hafanana
Manatona mpitsabo Zaza

➡️Ny hahafantarana fa mila mamonjy urgences pédiatriques (hôpitaly) faran'izay haingana :
⚠️Miefonefona ny Zaza rehefa miaina
⚠️Mangana ny molony na ny rantsany
⚠️Reraka
⚠️Tsy misakafo, mandoa
⚠️Mahamay be
⚠️Zaza latsaky ny 3 volana
⚠️Zaza teraka tsy tonga volana ( ancien prématuré)

➡️ Possible miverina ve ny bronchiolite raha efa voa ny Zaza?
Eny , possible miverina ny bronchiolite

➡️Inona ny fisorohana azo atao ?
✅Tsy manakaiky olona voan'ny sery ( raha ny reny mampinono no vola dia mila manao arovava tsara sy manasa tanana hatrany @ gel hydroalcoolique vao mandray Zaza)
✅Tsy orohana ny Zaza
✅Atao mahazo rivotra tsara ny efitra misy ny Zaza
✅Tsy ampanakaikezina setro-tsigara na fofon-tsigara (ohatra @ fitafiana) ny Zaza

Izay indray ary tompoko ny rubrique anio.
Aza adino ny réaction 👍
Mentionnéo ny namana 😉
Zarao ny publication.

Dr Vatosoa
Mpitsabo Zaza

Address

Près Terminus 165 Mahatony Lot II H 107 Lane Soavimasoandro
Antananarivo
101

Telephone

+261341093711

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Pharmacie Mahafaly Antananarivo posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share