Parapharmacies - Mes Potions MDG

Parapharmacies - Mes Potions MDG Ampasanimalo en face restaurant Tendm

🍀Produits PARAPHARMACEUTIQUE 🍀DERMO-COSMETIQUE 🍀 LABORATOIRE EUROPÉEN 🍀 BIO 💯
Recommandé par 100% des médecins dermatologues de France et Madagascar❤️

👉🏻authentique agréé par le ministèrede santé publique.

🌈✨ SPECIAL KID MULTI VITAMINES – ÉRIC FAVRE ✨🌈 🍀Fahasalamana sy hery ho an’ny zanakao isan’andro! 🍀Ny Special Kid Multi ...
10/09/2026

🌈✨ SPECIAL KID MULTI VITAMINES – ÉRIC FAVRE ✨🌈

🍀Fahasalamana sy hery ho an’ny zanakao isan’andro! 🍀

Ny Special Kid Multi Vitamines dia complément alimentaire misy vitamines 11 + minéraux 3 + gelée royale, natao hanampiana amin’ny filàn’ny vatana mandritra ny fitomboana. 💪

🍊 Tsiro Orange – mora raisina ary mahafinaritra ho an’ny ankizy.
🛡️ Manampy amin’ny fanohanana ny hery fiarovan’ny vatana.
⚡ Manampy amin’ny fitazonana vitalité sy énergie.
🧠 Manohana ny fitomboana sy ny fivoaran’ny zaza.
🦴 Manampy amin’ny fahasalamana sy ny fitomboan’ny taolana sy nify.

🍀 Satria ny fahasalaman’ny zanakao no laharam-pahamehana!🤱🏼

📍 Mes Potions MDG - Parapharmacie
📞 +261 38 26 634 23

⚠️ Complément alimentaire : tsy manolo ny sakafo voalanjalanja sy ny fomba fiaina ara-pahasalamana.

🍀TE HANDOKO VOLO FA MATAHOTRA? 🍀 COLORATION VÉGÉTALE, tsy moina,ilay ela be ireny vao mandray, efficace be ny résultat 👌...
10/09/2026

🍀TE HANDOKO VOLO FA MATAHOTRA? 🍀 COLORATION VÉGÉTALE, tsy moina,ilay ela be ireny vao mandray, efficace be ny résultat 👌nefa ny volo tsy simba vao maika soigné ❤️

COLOR & SOINS ( Laboratoire Les 3 Chênes) France 🇫🇷.
Mety amin’ny bevohoka.
Mety amin’ny mampinono.
Sans Ammoniaque - sans Paraben - sans Resorcine.

👉🏻Coloration mandray tsara sady permanent fa tsy vao sasaina dia miala, afaka atao ao antrano ihany, respectena tsara fotsiny ny temps de pause atao ela dia Asiana daholo ny volo rehetra 👌

Contactez :
+261 38 26 634 23

👉🏻Couleur disponible aux photos.
Marron - noire - Blonde - Rouge .

Afaka manantona n’y parapharmacie mes Potions na manao livraison à domicile.

🍀FENO TACHES TSY METY AFAKA ?🍀  - RIDULES - TACHES 🫟 👉🏻Efa nampiasaina daholo izao karazana produits rehetra izao? Lany ...
10/09/2026

🍀FENO TACHES TSY METY AFAKA ?🍀 - RIDULES - TACHES 🫟

👉🏻Efa nampiasaina daholo izao karazana produits rehetra izao? Lany vola sady lany fotoana sady vao Maika simba ny tarehy.
👉🏻Manombok’izao produit dermo-cosmetique ampiasaina, izany hoe ny médecins dermatologues mihitsy no mi recommander hampiasa an ireto produits ireto.
👉🏻Mila sûre fotsiny hoe authentique ilay ampiasaina fa efa misy copie koa dia vao Maika loza, aza matin’ny mora, aleo pharmacie na parapharmacie toa anay no hividianana❤️

🌿NOREVA TRIO WHITE XP anti-taches (France)
✔ Manala taches mainty sy pentina amin’ny tarehy
✔ Mampamirapiratra sy mampitovy loko ny hoditra
✔ Manampy amin’ny fanadiovana sy fanatsarana tarehy
✔ Hoditra madio sy mamiratra kokoa

🇫🇷 Produits fabriqués en France
👩‍⚕️ Recommandé par les dermatologues

Garantie et authentification vérifiable par code QR.

🚚 Livraison partout à Madagascar

📞 Commande & Infos : 038 26 634 23

Récupérable chez Parapharmacie Mes potions
Tsiadana akaikin'ny espace Dera

🍀80% NY LEHILAHY DIA TRATRAN’NY PROSTATE REHEFA MIHA LEHIBE (45 Taona)- Manao hypertrophie ( mivonto ny prostate)-Hypera...
10/09/2026

🍀80% NY LEHILAHY DIA TRATRAN’NY PROSTATE REHEFA MIHA LEHIBE (45 Taona)

- Manao hypertrophie ( mivonto ny prostate)
-Hyperactivité vésicale ( mi p**i lava)
- Tsy mahatafavoaka pipy ( canaux bouchés)

PROSTADRYNE - Fabriqué par le laboratoire 3CPHARMA 🇫🇷 agréé par le ministère de la Santé publique.

Efficace et garantie 🍀

Afaka manantona ny parapharmacie mes potions na livraison à domicile

Adresse : Tsiadana à côté de l'espace Dera

Contactez : +261 38 26 634 23

🍀 CRÈME MAHOMBY HANARENANA  NY  HODITRAO VE IANAO ? 🍀Cicaplast Baume B5+ no vahaolana!✅ Manampy amin'ny fanarenana ny ho...
10/09/2026

🍀 CRÈME MAHOMBY HANARENANA NY HODITRAO VE IANAO ? 🍀
Cicaplast Baume B5+ no vahaolana!
✅ Manampy amin'ny fanarenana ny hoditra simba sy maina
✅ Manampy amin'ny fanalana ny tache
✅ Manamafy ny fiarovan'ny hoditra
✅ Natao ho an'ny tarehy simba ny produit ✅ Natao ho an'ny tarehy simba ny mony ihany koa ✨

🍀 Produits PARAPHARMACEUTIQUE
🍀 DERMO-COSMÉTIQUE
🍀 LABORATOIRE EUROPÉEN
🍀 BIO 💯

❤️ Natokisan'ny dermatologues maro eran-tany noho ny kalitaony sy ny fahombiazany.

📍 Mes Potions MDG - Parapharmacie
📞 +261 38 26 634 23
📍 Tsiadana à côté de l'espace Dera 📍

✨ Avereno ho salama sy malefaka indray ny hoditrao miaraka amin'ny La Roche-Posay Cicaplast Baume B5+! 💙

🍀MISY VERGETURES NA TSATSAKOATRA ?Kibo, Vody, Fe, Ranjo (avy niteraka, nihena na nitombo be ny poids dia lasa feno cellu...
09/09/2026

🍀MISY VERGETURES NA TSATSAKOATRA ?
Kibo, Vody, Fe, Ranjo (avy niteraka, nihena na nitombo be ny poids dia lasa feno cellulite?
🍀Mbola misy fanantenana ny vatana feno vergetures raha produits fiable sy authentique sady haut de gamme (Laboratoire NOREVA de France 🇫🇷) no ampiasaina.
👉🏻témoignage d’efficacité be dia be visible sur Google hoan’izay nampiasa Strivadiane.
Résultat visite des 2 semaines d’utilisations
Garantie et efficacité maximale 🍀

🍀produits haut de gamme et recommandé par les membres dermatologues.
Afaka manantona ny parapharmacie na livraison à domicile.
Contactez : 034 63 699 15
Adresse : 📍Tsiadana akaikin'ny espace Dera 📍

🍀MISY RANO SY GRAISSE TSY METY MIALA MIHITSY? TENA NGEZA BE LOATRA VE IANAO?Programme MinciNov RÉTENTION D’EAU extra for...
09/09/2026

🍀MISY RANO SY GRAISSE TSY METY MIALA MIHITSY? TENA NGEZA BE LOATRA VE IANAO?

Programme MinciNov RÉTENTION D’EAU extra fort du laboratoire 3 Chênes 🇫🇷 France.

-Mandoro ny graisse sarotra afaka amin’ny vatana.
- Manatsara ny métabolisme
- Manala ny rétention d’eau (rano miangona vokatry ny fihinana mamy na matavy be)
Sans effet secondaire saingy mila ALIMENTATION SAINE (sakafo ara- pahasalamana)

Efficacité maximale et garantie, authentification garantie et vérifiable.

Afaka manantona ny parapharmacie mes potions na livraison à domicile 🏡

Adresse : Tsiadana akaikin'ny Espace Dera 📍

Contactez: 038 26 634 23

🍀HANALA PANDA SA HANAFOTSY HODITRA TAREHY?🍀HANALA TACHE TSY METY AFAKA?Produits haut de gamme fabriqué par le laboratoir...
09/09/2026

🍀HANALA PANDA SA HANAFOTSY HODITRA TAREHY?🍀HANALA TACHE TSY METY AFAKA?

Produits haut de gamme fabriqué par le laboratoire NOREVA 🇫🇷 FRANCE.

Résultat visible dès deux semaines d’utilisation.

- Manala ny tache pigmentaire ( panda - melasma)
- Manafotsy ny hoditava
- Manadio ny faritra mainty amin’ny tarehy.

Misy karazany roa:
WHITE TRIO A (intense) : matanjaka be fa vetivety be ny résultat : 91 000 ariary

WHITE TRIO D (anti- depigmentant et unifiant):
85 000 ariary

Efficace et garantie, recommandé par les médecins dermatologues.

Afaka manantona ny parapharmacie mes potions na livraison à domicile 🏡

Contactez : 034 63 699 15

🍀Raha tsentina foana ny oron’ny zaza kely, misy ranon-delo foana, farina ny tenda, mikohaka foana vao mangatsika ny andr...
09/09/2026

🍀Raha tsentina foana ny oron’ny zaza kely, misy ranon-delo foana, farina ny tenda, mikohaka foana vao mangatsika ny andro☝️

🍓Sirop Special Kid d’ERIC FAVRE Nez et Gorge.

Sady prévention no traitement.

Afaka ampiasaina manomboka amin’ny zaza 4 volana.

Sirop 💯 Bio et Naturel sans produit chimique, sans colorant, sans édulcorant.

Afaka manantona ny parapharmacie mes potions na livraison à domicile.

Contactez : +261 38 26 634 23

Adresse : Parapharmacie Mes potions Tsiadana à côté de l'espace Dera 📍

🍀MANANA OLANA AMIN'NY RESAKA FO VE IANAO ?🍀☝️Kanefa fantatro fa ny fo salama no fototry ny fahasalamana.🍀 Aubépine & Pas...
08/09/2026

🍀MANANA OLANA AMIN'NY RESAKA FO VE IANAO ?🍀

☝️Kanefa fantatro fa ny fo salama no fototry ny fahasalamana.

🍀 Aubépine & Passiflore – PiLeje dia fitambaran-javamaniry voajanahary natao hanampy amin'ny fampitoniana ny fitempon'ny fo sy hanomezana fahatoniana rehefa misy adin-tsaina.

🍀 Ny asany :
✔️ Manampy hampihena ny palpitations na ny fitempon'ny fo mafy vokatry ny adin-tsaina.
✔️ Manohana ny fahasalaman'ny fo sy ny lalan-drà.
✔️ Manampy hampitony ny saina sy ny vatana.
✔️ Manampy hitazona ny fiasan'ny fo ho ara-dalàna.

❤️ Fo tony, fiainana milamina!

📍 Mes Potions MDG – Parapharmacie
📍Tsiadana akaikin'ny espace Dera 📍
📞 +261 38 26 634 23

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Parapharmacies - Mes Potions MDG posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share