24/06/2026
๐ฒ๐ฌ ๐๐ฌ๐๐ซ๐๐ฆ๐๐ง๐ข๐ญ๐ซ๐ ๐๐๐ง๐จ ๐๐ข๐๐๐ฅ๐ข๐๐ง๐ ๐ฌ๐ฒ ๐๐ข๐ณ๐๐ซ๐๐ง๐ ๐ฒ๐ฌ
Indro ny topimaso an-tsary nentin'ny Pharmacie de la Digue (Groupe Metropole) nizara tsiky sy sakafo mafana ho an'ireo mpiara-belona sahirana eny Andohatapenaka sy ny manodidina amin'izao ankatoky ny Fetim-pirenena izao.
Satria orinasa 100% Malagasy izahay, loha-laharana amin'ny vinan'ny Groupe Metropole ny fanohanana sy ny fanaovana adidy amin'ireo mpiray tanindrazana ary ny fiaraha-monina malagasy.