VY MAMY KELY

VY   MAMY KELY Asa momba ny vy:*porte.,*fenêtres, véranda, escalier, gris de protection,... Etc .. mirary sady tsara kalitao!

Vonona hanome ny tsara ho an'tranonao!!!
09/10/2024

Vonona hanome ny tsara ho an'tranonao!!!

21/09/2024
21/07/2024

Fa inona ki no mampalava ny volondry? Sa efa lava volo hatramin’izay mihitsy?
Tsia, nanomboka confinement aho no nanalava volo nitsiry ny hevitra❤️🥰

Ny nataoko:
❤️HUILE COCO PURE
❤️VAHONA
❤️OIGNONS

ny fomba fanamboarana azy:
- atao fotsiny izay hahazoana ranon’ilay tongolo (totoina,mixena..)
- tetehina madinika carré ilay vahona tsy voasana
- tsy asiana rano tompoko! Ny ranon tongolo na dia eraky capsule fotsiny ary dia efa ok! Ilay vahona ilay ditiny iny no ilaina kanefa tsy voasana hoy aho!
- rehefa vita izay dia maka vilany tsy dia miasa na kapoaka na tsy aiko hamanana ilay HUILE COCO PURE satria somary mahery fofona kely!
- hataingina malefaka ilay huile rehefa mafana dia arotsaka ilay vahona voatetika potserina2 hivoka ilay ditiny iny, dia arotsaka ihany koa ilay ranon’ilay tongolo
Rehefa manomboka mamay dia alana dia ampangatsiahana aloha! Atao anaty tavoangy 🥰🥰

Fomba fampiasana azy?
- tsy vontosana menaka ny volonao iray manontolo fa ny fanondro no asiana menaka kely dia iny no apetaka -doha otranle manao massage 💆‍♀️ loha ireny!
- atao isan’andro raha mavatra! Na 3 isaky ny herinandro!
- Volo maloto no tena mety izany hoe alohan’ny anasa loha ianao no manosotra! 1j avant minimum fa tsy hoe 1h avant kosa!

Mila faharetana raha te hanana zavatra tsara fa tsy misy miracle eto! Tsy misy hoe 2 jours dia maniry! Fa na za koa ary tsy nino hoe ho lasa otran’io izy io!❤️
Fizarana ny ahy afaka atao afaka tsy hatao😘
Zarazarao fa mety mahaliana ny hafa dia mirary soa.
✍️ MITIA 🖤

Address

Analamahitsy
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when VY MAMY KELY posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share