01/09/2026
😳 Vehivavy roa bevoaka tao amin'ny fonja ny vehivavy .
Zavatra tsy nampoizina tao amin’ny fonja vehivavy iray any New Jersey izy ity!
Voafonja transgere iray, Demi Minor, no napetraka tao amin’ny fonja natokana ho an’ny vehivavy, ka niara-nipetraka tamin’ireo voafonja vehivavy an-jatony tao.
Vokany? 😱 Nisy voafonja vehivavy roa bevohoka tao anatin’ilay fonja, voalaza fa taorian’ny fifandraisana ara-pitiavana nataony tamin’ireo voafonja hafa.
Niteraka adihevitra be momba ny fiarovana, ny zon’ny voafonja ary ny fitsipika momba ny toerana fitazonana izany.
Ny tena mampitolagaga? Ny iray amin’ireo vehivavy bevohoka dia voalaza fa tsy tokony hivoaka ny fonja raha tsy amin’ny taona 2104! 😳
👉 Raha fintinina: nisy fitsipika natao hiarovana ny zon’ny olona, saingy rehefa nitranga ilay tranga dia vao hita fa tsy mora ny mampifandanja ny zo sy ny fiarovana.
Savoir Plus
Santé Naturelle AINA SOA