22/02/2026
Gambo
Fantatrao ve ny atao oe gombo?
Légumes mitondra soa be dia be ho antsika
✨ Ireto avy ny tombontsoa lehibe amin’ny Gombo :
👉 Diabète
• Raha misy diabète ianao, ny gombo dia manampy amin’ny fanenana ny tahan’ny siramamy ao anaty rà.
👉 Mandoro tavy
• Ny gombo dia mitroka menaka amin'ny vantana, manampy amin’ny fandoroana tavy.
• Ao anatin’ny fotoana fohy dia hita ny fiovana (mihena kibo, mihena tavy).
👉 Manadio tanteraka ny ao anaty
🍵 Thé Gombo 100% Naturel
Mba hanamorana ny fihinanana azy dia atao ho thé ny gombo, tsy misy additifs, mora ampiasaina isan’andro.
📦 Contenu : 15 infusettes
💰 Vidiny : 15 000 Ar