31/05/2026
L'équipe de la Pharmacie de la Pergola souhaite une très bonne fête à toutes les mamans. 🌷
Que le Seigneur vous bénisse abondamment et vous accorde une santé parfaite, ainsi que bonheur, paix et joie.
Bonne fête à toutes les mamans ! 💐
Ny ekipan’ny Pharmacie de la Pergola dia faly miarahaba sy mirary soa ho an’ny reny rehetra amin’izao fetin’ny reny izao. 🌷
Homba anareo mandrakariva anie ny fitahian’Andriamanitra, ary homeny fahasalamana feno, fiadanana, fifaliana ary fahombiazana.
Mirary fety sambatra hoan'ny reny rehetra! 💐