ESIA Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from ESIA, Medical and health, 65 Rue Pasteur RABARY ANTSAHABE, Antananarivo.

Espace Sanitaire Inter-entreprises d'Antananarivo > E.S.I.A est une organisme sanitaire InterEntreprises (OSIE) agréé par le Ministère du travail depuis 2006 , régit sous le décret 2003 1162 organisation des services médicaux interentreprises

📢 FITILIANA MAIMAIM-POANA🩺 Diabeta sy Tosi-drà Ambony (HTA)ESIA dia manasa anao hanao :🩸 Fandrefesana ny tahan’ny sirama...
13/07/2026

📢 FITILIANA MAIMAIM-POANA

🩺 Diabeta sy Tosi-drà Ambony (HTA)

ESIA dia manasa anao hanao :

🩸 Fandrefesana ny tahan’ny siramamy ao anaty ra

❤️ Fandrefesana ny tosidrà

👨‍⚕️ Torohevitra sy fanoroana ara-pahasalamana

📍 Eny@ESIA Andranomena

📅 Ny zoma 17 jolay ho avya izao maraina hatramin'ny 12ora
🎯 Misokatra ho an’ny rehetra ary maimaim-poana tanteraka.

Aza miandry hiseho ny aretina vao manao fitiliana. Tongava hijery ny fahasalamanao!

Tontosa anio zoma 8mai 2026 ny hetsika sosialy fitialiana diabeta sy tosidrà avo maimaim-poana izay natao ho an'ny dahol...
08/05/2026

Tontosa anio zoma 8mai 2026 ny hetsika sosialy fitialiana diabeta sy tosidrà avo maimaim-poana izay natao ho an'ny daholobe [email protected] Antsahabe, izay marihina fa tafiditra anatin'ny fankalazana ny faha 20 taona ny E.S.I.A hatrany

Ankasitrahana feno ireo mpanohana sy mpiara-miasa@izao hetsika isan-karazany izao

Cofarma - Coopération Pharmaceutique Malgache
Hospiteq
Maexi Trading
EOLE

International
@

09/04/2026

Ao anatin'ny fankalazana ny faha 20 taona dia mikarakara hetsika sosialy maromaro izahay, izay natao ho an'ny daholobe eny na ireo tsy mpikambana ao amin'ny ESIA aza

✅ isan'izany ny fitiliana tosidrà avo sy diabeta maimaim-poana
📆ny zoma 08 mai 2026 ho avy izao manomboka maraina
📍ao amin'ny ESIA Antsahabe

Satria tsapanay fa zava-dehibe ny fahalalana ny toe-pahasalamana, koa manentana ny rehetra fa afaka misitraka ity hetsika ity avokoa ny daholobe (grand public)

Isaorana manokana ireo mipara-miasa sy mpanohana ny hestika
Mpanohana ofisialy : Cofarma - Coopération Pharmaceutique Malgache
Mpanohana : Hospiteq
Mpiara-miasa : EOLE International
Mpandray anjara : -generic

20/03/2026
✨ 20 ans d’engagement, et aujourd’hui… des vies sauvées ! ❤️🩸Collaborateurs, partenaires et volontaires ont répondu prés...
20/03/2026

✨ 20 ans d’engagement, et aujourd’hui… des vies sauvées ! ❤️🩸
Collaborateurs, partenaires et volontaires ont répondu présents pour un geste simple… mais qui sauve des vies.
Chaque don compte. Chaque goutte peut faire la différence.

🎊Mirary faran'ny herinandro mafinaritra ho antsika rehetra indray ary 📌Tsara ny manamafy fa ny ESIA Antsahabe dia misoka...
14/03/2026

🎊Mirary faran'ny herinandro mafinaritra ho antsika rehetra indray ary

📌Tsara ny manamafy fa ny ESIA Antsahabe dia misokatra tsy an-kiato 24ora/24ora ny alatsinainy hatramin'ny alahady

📞Filàn-kevitra 034 05 910 21

📌Ny fanatanjahan-tena🏃 Minitra 30 isan'andro dia manova ny zavatra rehetra! Araka ny OMS, ny fanatanjahan-tena dia afaka...
12/03/2026

📌Ny fanatanjahan-tena

🏃 Minitra 30 isan'andro dia manova ny zavatra rehetra! Araka ny OMS, ny fanatanjahan-tena dia afaka mampihena hatramin'ny 35% ny loza momba ny aretin'ny fo.

Tsy voatery mankany amin'ny kianja fanatanjahan-tena :

🚶 Mandeha an-tongotra
🚴 Mitaingina bisikileta
💃 Mandihy ao an-trano
ireny ohatra dia efa mety 😊

📌  Ny Torimaso😴 Ampy ve ny torimasonareo? Ny olon-dehibe dia mila 7 ka hatramin'ny 9 ora torimaso isan'alina. Ny torimas...
11/03/2026

📌 Ny Torimaso

😴 Ampy ve ny torimasonareo? Ny olon-dehibe dia mila 7 ka hatramin'ny 9 ora torimaso isan'alina. Ny torimaso ratsy dia mitarika ny fanahiana momba ny diabeta, ny tosidrà avo ary ny fikorontanan'ny saina

🌙 Torohevitra 3 ho an'ny torimaso tsara kokoa :

✅Halaviro ny fampiasana "écran" 1 ora alohan'ny torimaso
✅Matoria amin'ny ora mitovy isan'alina
✅Diovy sy ezahoho mangatsitsiaka ny efitra fatoriana

📌  Ny fisotroana rano ampy💧 Fantatrareo ve izany? Ny vatantsika dia ahitana rano 60%. Kanefa ankamaroan'ny olona dia tsy...
10/03/2026

📌 Ny fisotroana rano ampy

💧 Fantatrareo ve izany? Ny vatantsika dia ahitana rano 60%. Kanefa ankamaroan'ny olona dia tsy misotro rano ampy isan'andro.

✅ Tanjona : 1,5 ka hatramin'ny 2 litatra isan'andro
✅ Torohevitra : ataovy akakinao foana ny tavoahangy misy ny rano ampy anao mba tsy ho adino

Address

65 Rue Pasteur RABARY ANTSAHABE
Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when ESIA posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share