Mpampivelona Noromalala

Mpampivelona Noromalala πŸ€°πŸ€±πŸ§‘β€πŸΌ

πŸ€—πŸŒžπŸ₯°πŸ˜™Tongasoa o!
26/05/2023

πŸ€—πŸŒžπŸ₯°πŸ˜™Tongasoa o!

Rasazy o! Tena marary ne zah e! hoy le olo ato. 🀩Dia navaliko tsotra oe : oui tena marary fa vitanao io! Eo fa adinonao ...
25/05/2023

Rasazy o! Tena marary ne zah e! hoy le olo ato. 🀩

Dia navaliko tsotra oe : oui tena marary fa vitanao io! Eo fa adinonao io avieo πŸ€—

28/04/2023

πŸ€—πŸ€—πŸ€— MARARY BE VE ILAY MITERAKA???

Eny, marary fa vitanao, vitatsika πŸ’ͺπŸ€—

Tsika ngeh manana heri_po be eπŸ’ͺπŸ€—

28/04/2023

Bonjour πŸ™πŸ€—
Mpampivelona Noromalala,
Faly mandray Anao oπŸ€—

Noforoniko inty pejy inty hahafatsika mifandray Sy mifampizara ny mahasoa bebe Kokoa.πŸ€—

Raha misy fanotaniana dia mandray izany an_tanandroa🀲

Ny fizarana koa dia hatombok'isika avy hatrany πŸ€—

Ry vehivavy mitondra VOHOKA!!!🀰🀰🀰 Vao miseho ireto fambara loza ireto de mandehana malaky any @ tobi_pahasalamana akaiky...
11/04/2023

Ry vehivavy mitondra VOHOKA!!!🀰🀰🀰

Vao miseho ireto fambara loza ireto de mandehana malaky any @ tobi_pahasalamana akaiky Anao fa sarobidy ny ainao! πŸƒπŸƒπŸƒ

Address

Antsirabe Afovoany

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Mpampivelona Noromalala posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share