Huile de Coco Pressé à Froid Antsirabe

Huile de Coco Pressé à Froid Antsirabe Hello 🤗👋
Naturel bio ity anh ,aza misalasala manao commande fa afaka manao livraison izahay 🤗

Ity ndray zao no malaza ô!!😉😉❌❌❌Kit Solaire Sanook❌❌❌❌ 75.000Ar
20/11/2024

Ity ndray zao no malaza ô!!😉😉

❌❌❌Kit Solaire Sanook❌❌❌❌ 75.000Ar

Mbola misy fona Ato amnay ilay Huile coco pressée a froid 250ml ( fefany) prix 35000arEto am sary Dia tena hita fa pure ...
20/08/2024

Mbola misy fona Ato amnay ilay Huile coco pressée a froid 250ml ( fefany) prix 35000ar
Eto am sary Dia tena hita fa pure mihintsy izy ito transparent otrany rano Revo mitsonika ary fotsy tanteraka Revo mandry.
Ny fofony kosa Dia fofona coco tena malefaka bé indrindra.
Tsy ho diso fanantenana mihintsy am qualité anito huile coco anay ito
Disponible sur Tana et sur Antsirabe
Mandefa am faritra hafa koa
Mp pour commander fa tena tsy hanenena
Mety am Zaza/volo/peau/visage/démaquillant/sakafo...

Ô ry zareo , ry Maman isany a Tena ilaina be izao ity Huile de Coco pressée à froid ity anh 🤩 , nisy olona nanao niresak...
25/03/2024

Ô ry zareo , ry Maman isany a

Tena ilaina be izao ity Huile de Coco pressée à froid ity anh 🤩 , nisy olona nanao niresaka tamiko izay fa nanao infection be ny hoditry ny zanany nampiasa an'ilay à chaud fa sitrana vao nampiasa an'ilay Pressée à froid.

Dia izahay mbola manana betsaka, aza sahirana mitady fa zahay efa eto hanampy anareo hikarakara:
- ny volonareo raha hanao bain d'huile
- tarehy 'na hoditra: ialana @ maina na hiarovana amin'ny masoandro ( changement climatique) , mba hampalandina azy
- zazakely : izy no tena mila an'io indrindra avy mandro na soloina mba hafana foana ny vatany tsy mora hidiran'ny rivotra
-sakafo koa anh .

Aza misalasala manao commande ary eh.
Prix : - 200 Ml : 30 000Ar
- 300 Ml : 40 000 Ar

Hellloo 🌸 Mbola betsaka ny stocks-tsika anh 🤩 , ndao arovana ny hoditra sy ny volo sady ny andro miovaova be 🥵🥶. Sady ma...
14/03/2024

Hellloo 🌸

Mbola betsaka ny stocks-tsika anh 🤩 , ndao arovana ny hoditra sy ny volo sady ny andro miovaova be 🥵🥶.
Sady manana vaovao ho anareo koa izaho fa izay mipetraka Tanà dia manana opportunités mividy any amin'ny boutique Styl'ing Class 67 Ha Nord en face de Jesosy Mamonjy. Tongava fa tsy misy point de récupération intsony Tanà anh 🤩 efa point de vente mihitsy 🥰

Sady manja kely no matsiro kely no .... 😝😝  inona koa nga kkkkk ho an'izay efa nanjifa 👌🥃Toujours disponible nos Rhum et...
08/08/2023

Sady manja kely no matsiro kely no .... 😝😝 inona koa nga kkkkk ho an'izay efa nanjifa 👌🥃

Toujours disponible nos Rhum et Punch Mah'Zaka Madagascar
25000ar Rhum
30000ar Punch

Tanteraka iany sady masaka bé 😋🥃🥃 RHUM ARRANGÉ " MAH'ZAKA" 🥰Gingembre 25000 arTamarin      25000 arCat cola gingembre  2...
09/06/2023

Tanteraka iany sady masaka bé 😋🥃🥃

RHUM ARRANGÉ " MAH'ZAKA" 🥰

Gingembre 25000 ar
Tamarin 25000 ar
Cat cola gingembre 25000 ar
Cannelle 25000 ar
Café 25000ar
Punch coco 30000 ar
Punch chocolat 30000 ar

Bouteille en verre 1l daholo

" Boire avec modération et feeling" anh 😉

Mp pour commander ou appeler 0349207500

Mangatsikaaaaa 🥶🥶🥶"MAH'ART" HUILE COCO 🥰🥰Pour votre hydratation du corps et des cheveux 🤗🤗Bientôt disponible en magasins...
02/06/2023

Mangatsikaaaaa 🥶🥶🥶

"MAH'ART" HUILE COCO 🥰🥰

Pour votre hydratation du corps et des cheveux 🤗🤗

Bientôt disponible en magasins usagers 👌👌loading kely anh 😉

En attendant livraison possible commande en mp ou 0349207500 🙆

300ML 35.000Ar
200ML 25.000Ar
100ML 15.000Ar

13/02/2023

Ho anareo izay mbola mieritreritra cadeaux dia mbola manana Format isan-karazany amin'ny huile Coco pressé à froid isika anh 😏❤️~ aza misalasala miditra mp pour commander ary eh ✨

Amin'izao andro iraisam-pirenena ho an'ny  faritra izao dia faly izahay mizara aminareo ny produits naturels bio ''huile...
24/11/2022

Amin'izao andro iraisam-pirenena ho an'ny faritra izao dia faly izahay mizara aminareo ny produits naturels bio ''huile de coco extra vierge pressé à froid '' , manasa anareo ary ho tonga ety amin'ny Gare , stand n°77 no misy antsika miaraka amin'ny Vaniala
Hahita ny format :
- 300 ml : 35 000 Ar
-200 ml : 25 000Ar
-100 ml : 15 000Ar

23/11/2022

Rapitso mandrapahatongan'ny Asabotsy ny rendez-vous antsika eny amin'ny Gare ,fa hanao exposition-ana produit huile de coco pressé à froid extra vierge isika ho an'izay te haka na te hahazo fanazavana bebe kokoa 😊🤗 ~ rapitso maraina alefanay eto ihany ny misy ny stand n°44🙃
À très bientôt 😊

Address

Antsirabe
110

Telephone

+261348017117

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Huile de Coco Pressé à Froid Antsirabe posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share