Centre de Rééducation Motrice de Madagascar - CRMM

Centre de Rééducation Motrice de Madagascar - CRMM unité d'Orthopedie et de Rééducation fonctionnelle

Ndao ary ry tanora namako ô!@ 29jolay ny fotoana a!💪❤️❤️
17/07/2026

Ndao ary ry tanora namako ô!@ 29jolay ny fotoana a!💪❤️❤️

"Manimba ny ho avin’ny tanora, ny fanambadiana aloha loatra"
Ry Tanora namana eto Antsirabe
Na anaty fikambanana na tsia
Andao hiaraka aminay
Hanatanteraka filaharana isika
Ho an’ny zontsika ho amin’ny fahasalamana ara-pananahana
Miaraka amin’ny SANTE Vakinankaratra
Ny 29 jolay 2026 maraina
Miainga eo @ biraon’ny faritra Vakinankaratra
Lazao ny namana rehetra
Zarazarao ny publication
Sary fanehoana: OMS
SDSP Antsirabe 2
SDSP Antanifotsy
SDSP Mandoto SDSP Betafo SDSP Faratsiho SDSP Antsirabe I SDSP Ambatolampy Université de Vakinankaratra - Infos et Evénements
YMCA Madagascar
YMCA Antsirabe
BIRA RADIO Télévision

Nanantanteraka varavarana misokatra ny teto anivon'ny CRMM ny 17-18-19 jiona izay nentina nizahana maimaim-poana ny toe-...
19/06/2026

Nanantanteraka varavarana misokatra ny teto anivon'ny CRMM ny 17-18-19 jiona izay nentina nizahana maimaim-poana ny toe-pahasalaman'ireo olona manana tsy fahatomombanana ara-batana sy ireo olona manana olana amin'ny taolana sy vanin-taolana.Mankasitraka ny mpiara-miasa rehetra nanantotosa izany hetsika izany ary mankasitraka ireo nisitraka ny tolotra ihany koa.

09/02/2026

Ireo tolotra afaka sitrahana ao amin’ny Centre de Rééducation Motrice de Madagascar - CRMM indray no hozaraina amintsika amin’ny fandaharana ny Talata 10 febroary ho avy izao. Ny fanontaniana dia afaka atao MP na eo @ commentaire na someso @ laharana 0347610500 na 0330310500, ao amin'ny 𝐅𝐌 𝟏𝟎𝟓.𝟎 hatrany ny fotoana amin’ny 14h30. Lazao hatrany ny namana, partagéo ny publication tsika.

Address

CRMM
Antsirabe
110

Telephone

+261383958066

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Centre de Rééducation Motrice de Madagascar - CRMM posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share