DRSP DIANA

DRSP DIANA Direction Régionale de la Santé Publique DIANA

👉 Journée Mondiale Sans Tabac ❇️ Tapany Faharoa sady farany!!! ✅ Series de discours: izay nanararaotan'ny Madame Le Mini...
31/05/2026

👉 Journée Mondiale Sans Tabac

❇️ Tapany Faharoa sady farany!!!

✅ Series de discours: izay nanararaotan'ny Madame Le Ministre niarabàna ireo reny rehetra tratri'ny fetin'ny Reny Androany

✅ Remise de trophées : fifaninànana Basket-ball

✅ Visite des stands

✅ Nifarana tamin'ny Radio crochet niarahana tamin'ny ekipan'ny OFNALAT

31/05/2026

❌ 31 MAI 2026, fankalazàna ny Journée Mondiale Sans Tabac eto Antsiranana miaraka amin'ny ekipan'ny OFNALAT (Office National de Lutte Antitabac) avy any Antananarivo !!!

👉 Tapany voalohany :

✅ Natomboka tamin'ny carnaval namakivaky ny antampon-tanànan'ny Antsiranana, izay nitarihin'ny Madame le ministre de la santé publique, niaraka tamin'ireo manam-pahefana eto an-toerana sy ireo PTF, nitohy tamin'ny zumba niaraka tamin'ny Monsieur Séraphin 👍👍

🎤🎤 Animation ekipan'ny Advantista Antsiranana

✅ mankasitraka isika jiaby nandray anjara 🙏🙏

JOURNÉE MONDIALE SANS TABAC!!! ( Fankalazàna ny andro maneran-tany tsy ihinànana oaraky sy tsy ifohana sigara) Eto Antsi...
30/05/2026

JOURNÉE MONDIALE SANS TABAC!!! ( Fankalazàna ny andro maneran-tany tsy ihinànana oaraky sy tsy ifohana sigara)
Eto Antsiranana no hanaovana ny fankalazàna nasionaly ny 31 Mai 2026, ka tonga androany maraina 30 Mai 2026 hanome voninahitra izany fankalazàna izany Madame le Ministre de la Santé Publique
➡ tonga nitsena azy ireo manam-pahefana eto an-toerana sy ireo mpiara-miasa, ka nitohy tamin'ny fifanankalozan-kevitra tamin'ireo mpiasan'ny fahasalamàna rehetra teto Antsiranana

➡ Santé District Antsiranana ITontosa ny maraina 15 Mai ny famindram-pahefàna teo amin'ny Médecin Inspecteur teo aloha D...
15/05/2026

➡ Santé District Antsiranana I

Tontosa ny maraina 15 Mai ny famindram-pahefàna teo amin'ny Médecin Inspecteur teo aloha Dr SAULA Francisco Luca sy ny Médecin Inspecteur vaovao Dr SOUKKAINATTE, nanome voninahitra ny lanonana, Madame le SG de la préfecture d'Antsiranana, , Mr le SG de la RÉGION Diana, ireo PTF, ny ekipan'ny Direction Régionale de la Santé Publique, sy ny mpiara-miasa ao amin'ny SDSP Antsiranana I

➡ Mirary soa sy fahombiazana ho anao amizao andraikitra vaovao izao madame le Médecin Inspecteur 🙏🙏🙏🙏

26/02/2026 , nisehoan'ny tranga fahapoizinana ara-tsakafoz ny teto antampon-tanànan'ny Antsiranana➡ Fahapoizinana izay a...
28/02/2026

26/02/2026 , nisehoan'ny tranga fahapoizinana ara-tsakafoz ny teto antampon-tanànan'ny Antsiranana
➡ Fahapoizinana izay ahiana fa avy tamin'ny fihinànana SANDWICH (mayonnaise, maïs doux, sardine), no nahatonga izany tamin'ny arivan'ny 25/02/2026
➡ Nidina nitsidika nijery ireo entana ireo ny avy ao amin'ny AVSQDA, na ny mpanara-maso ny sakafo ato amin'ny Direction Régionale de la santé publique izay niarahana tamin'ireo mpanara-maso ny varotra (DRCC)
➡ Nandalo nitsidika ireo marary tao amin'ny CHU Place Kabary ny talem-paritry ny fahasalamam-nahoaka, ka amizao dia tsy misy atahorana ny toe+pahasalaman'ireo izay mbola manaraka fitsaboana
➡ ny avy aty amin'ny Direction Régionale de la santé publique dia manohy hatrany ny fanentanana ny rehetra' amin'ny fanajàna ny fikarakaràna ny sakafo

🌲🌲 ➡  06/02/2026: Fanokafana ofisialy ny Taom-pambolen-kazo 2025-2026 Faritra DIANA, tao Bangalo, Commune Rurale Andrafi...
06/02/2026

🌲🌲 ➡ 06/02/2026: Fanokafana ofisialy ny Taom-pambolen-kazo 2025-2026 Faritra DIANA, tao Bangalo, Commune Rurale Andrafiabe District Antsiranana II
➡ Lohahevitra " Izay mitsabo kakazo, magnamia aigny "
➡ Agnisany nandray anjara tamin'izany ny ekipan'ny Direction Régionale de la santé publique, sy ireo Partenaires, notarihan'ny Monsieur le Directeur Regional de la Santé publique Diana
Mankasitraka atsika jiaby nandray anjara 🙏🙏🙏

Mankasitraka 🙏🙏🙏🙏
06/01/2026

Mankasitraka 🙏🙏🙏🙏

06/01/2026

Address

Antsiranana
201

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when DRSP DIANA posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to DRSP DIANA:

Share