Cabinet d'Accouchement & Echographie Hasimpitahina

Cabinet d'Accouchement & Echographie Hasimpitahina "Mba hambinina sy ho salama @ zvtra rehetr anie ianao tahaka ny anambinana ny fanahinao ihany"IIIJao2

Prise en charge obsterical: de ce qui concerne la santé de reproduction, La Planification familiale, La consultation Prénatale (+Vaccination) et post natale, soin gynecologique, obstericale et Accouchement,

☘️🍀Mandritra ny Volana Jona ity, eto @  Araraoty Ary fa "demi-tarif" sy "promotion" daholo ny tolotra (service) rehetra ...
07/06/2026

☘️🍀Mandritra ny Volana Jona ity, eto @
Araraoty Ary fa "demi-tarif" sy "promotion" daholo ny tolotra (service) rehetra omena antsika, indrindra ny ho an'ny vehivavy bevohoka 🥰🥰
(tolotra manokana isaky ny Alakamisy aloha sy ny Alarobia 24 Jona)
(Glycémie)
(farasisa)
/SIDA
(Bandelette urinaire)


: Implanon, DIU, Tsindrona 3 Volana, Pilina
-pahasalamana tsotra...


Eto no ahitàna anay Ary misokatra isanandro ankoatran'ny Alahady ihany.

Contact/RV: 034 82 671 18/ 034 17 979 52

Mirary fahasalamana sy Fahombiazana ho an'ny isan-tokatrano tompoko 🙏!! ☘️🍀

 Faly izahay mampahafantatra antsika rehetra fa efa misokatra ara-dalàna sy mandray olona izahay eto ampitan'ny croiseme...
01/06/2026


Faly izahay mampahafantatra antsika rehetra fa efa misokatra ara-dalàna sy mandray olona izahay eto ampitan'ny croisement EKAR Antsenavolo.
Isaorana ny Tompo 🙏, Ny ambaratongam-pahefana 🥰🙏 misahana ny Fahasalamana tompoko 🙏🙏.
Vonona ny hanome tolotra sy hiasa ho an'ny vahoaka hatrany izahay 🥰 Ary misokatra @ fiaraha-miasa @ namana ihany koa !
💙💙Ho an'Andriamanitra irery ihany anie n'y Voninahitra 🙏🙏💙💙

Tsara loatra!! Mamiko 💖💖
30/05/2026

Tsara loatra!! Mamiko 💖💖

13/05/2026

Tian hena ve ianao ?? 👍👍

Miala tsiny aminareo mandefa Mp ao tompoko fa tsy mety misokatra n'y Mp n'y Pejy aloha amizao. mbola mitady hevitra 🙏
12/05/2026

Miala tsiny aminareo mandefa Mp ao tompoko fa tsy mety misokatra n'y Mp n'y Pejy aloha amizao. mbola mitady hevitra 🙏

Faly miarahaba ny Sage-femme 💖 jiaby nahatratra an'ity androtsika androany   ity💖Andriamanitra manan-karem-pahasoavana a...
05/05/2026

Faly miarahaba ny Sage-femme 💖 jiaby nahatratra an'ity androtsika androany ity💖
Andriamanitra manan-karem-pahasoavana anie homba antsika rehetra sy ny ankohonatsika 🥰
indrindra eo am-panatanterahana n'y Asa masina napetrany amitsika 🙏
💞💞Mirary fahombiazana ho anao 💞💞

Te ho tsara Rein (voa) vé? MBA vakio anie n'y torohetr'i Dokotera ity azfd 🙏
22/03/2026

Te ho tsara Rein (voa) vé? MBA vakio anie n'y torohetr'i Dokotera ity azfd 🙏

▶️ anisany sakafo misy foana nefa tena mahasalama, manadio rein sy fantson'amany ny concombre , betsaka rano manokana manadio rein na voa, manatsara ny fivalanan-drano ka mamoaka ny loto ka miaro anao tsy ho tratran'ny insuffisance rénale....

Tsotra:
👉🏻atao lasary apina ranona citron 🍋

❤️anisany mahatsara ny voa ihany koa ny fisotroana rano miaraka amin'ny citron ... manampy amin'ny fanadiovana ny rein sy ny fantson'amany. ny calcul rénale ngeza sy manaintaina ireny dia niainga tamin'ny bitika nitambatambatra... za miandry aretina Vao hitsabo...

‼️concombre izany dia tena mahasalama rein fa tsy ampiasaina am zavatra hafa azafady 😬

in-3 isan-kerinandro tena ampy tsara

‼️tsy tsara hoanao ny citron Raha marary vavony ‼️

❤️aza adino ny rano 1,5-2litatra isanandro
❤️aza adino ny mizara
❤️aza adino ny mivavaka, samia tahian'i Jesoa daholo

Dokotera Zafiniavo Médecin urgentiste

D izao mihitsy no tsy anekeko an'ity, izay nanatona ahy dia mahalala tsara fa tsy Mbola nanaiky nanao an'io aho tato @ C...
01/02/2026

D izao mihitsy no tsy anekeko an'ity, izay nanatona ahy dia mahalala tsara fa tsy Mbola nanaiky nanao an'io aho tato @ Cabinet. Sahiko miteny an'izany ho anareo Mbola mandeha2 aty mitantara Problème aby io MBA hanekenay anle izy angamba 😱. Tsia tsia d tsia ihany nohon'ny Jesosy izay tompoinay...
Mirary soa 🙏

MOMBA NY FANALAN-JAZA : Tantara fijoroana vavolombelona nataon'ny dokotera iray tao Ankaramalaza.
Niasa tao Betela (Marofarihy) ity dokotera anankiray. Ary dia tonga namangy azy tao i Nenilava indray andro.

Tsy tao an-trano anefa izy tamin'io fotoana io.
Fa rehefa avy eo, dia nisy tovovavy vitsivitsy, tonga nitady azy tao, ka i Mama Nenilava no nandray azy ireo tao an-trano.

- Dia hoy Nenilava taminy : "iza no tadiavinareo?"
- "Dokotera" hoy ireo tovovavy ireo;

- "Inona no itadiavanareo azy?" hoy i Mama?
- "An an an, misy dian'ity namanay ity aminy".

- "Inona ny dianareo aminy" hoy Nenilava nanadihady fatratra.
- "Tsy izany fa bevohoka ity namanay ity, ka mba hampangalaina azy".

- "Mety ho hariva izy izay, ka ampitso ianareo miverena" hoy Nenilava.

Rehefa tonga tao an-trano ilay dokotera, dia nanontanian'i Mama hoe :
- "Efa fataonao ve izany manala zaza zany?"
- "Tsia" hoy ilay dokotera,

- "Tsara izany" hoy Nenilava, "kanefa lazaiko anao ihany fa : amin'ny fotoana hanaovanao izany dia AZA MIVAVAKA KOA, FA MIHIDY HO ANAO NY LANITRA.

AZA MIVAVAKA KOA, FA TSY MISY TOERANA HO AN'NY MPAMONO OLONA AO AN-DANITRA.

NA DIA IRAY SENGODRA AZA NO NIFORON'IO ZAZA IO TAO, DIA EFA OLONA IZY IZAY ...".

Izay ilay tantara, izay ahitana fa :
Tsy ny vehivavy manala zaza ihany no mpamono olona, fa izay olona nanampy azy hanatanteraka an'ilay "avortement" ihany koa.

Koa dia misaora an'Andriamanitra raha mbola afaka mahita an'ity "publication" ity dieny mbola velona ety an-tany, dieny mbola afaka mibebaka.

Koa mibebaha sao tara loatra.

... (mbola hitohy) ...
Aza hadino ny manao "partage", mba hahasoa ny hafa koa.

24/01/2026

❌TANDREMO NY FOMBA FANASANA NY PARTIE INTIME, INDRINDRA MIALOHAN'NY FIRAISANA

Ry renim-pianakaviana, tandremo tsara rehefa Manasa ny partie intime ianao
✅Atokàno ny sceau fisasanao
✔️Atokàno ny zinga fisasanao
✅Atokàno ny savony fisasanao
✔️Sasao tsara ireo fitaovana ireo na dia Efa voatokana ho anareo mivady irery aza vao ampiasaina
✅Rano Efa avy nampangotrahana, avela hangatsiaka no hanasao ny partie intime isan'andro
✔️Tanana avy nosasana no Manasa ny partie intime
✅Sasao MBA ho afaka ranon-tsavony tsara ny atin'akanjonao (Si..p.)+ atapazo amin'ny hain'andro+ pasoy amin'ny fera mamay tsara+ avela hangatsiaka vao hanaovana.
✔️Tandremo ny sodomita fa sady fahotana eo anatrehan'Andriamanitra no miteraka areti-mandoza
✅Mbola aleo lavitra miborosy nify amin'ny rano tsy dia stérilisé noho ny misasa amin'ny rano tsy milamina

Ry Renim-pianakaviana, very maina fotsiny ny fitandremana raha tsy mitandrina tahaka anao ny vadinao, SATRIA ianareo MANAO firaisana 🙏

✨Tsy tokony ho tanana avy mikitika téléphone, ordinateur, avy nanidy trano, avy nibango volo,... ny tanana mikitika ny partie intime-nao, sy mikitika ny partie intime-ny.
❌Tandremo tsara fa mety ho tsy fitandremana Kely miverimberina no mahatonga tsy fahasalamana lehibe.

Ry Kristianina, fantatro ny zavatra rehetra dia hazomy mafy izay tsara
Fa ny fahendrena avy any ambony, madio aloha.

Tahian'Andriamanitra mitafotafo
Maximum de partage svp
Ao amin'ny commentaire ny tohiny.....





22/08/2025

Ohatra ny nijery Mondiale ireny aho nijery anle baolina teo. Tena hoe Top💪

MERCI BAREA CHAN

Address

RN 25
Ifanadiana
312

Telephone

+261337598308

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Cabinet d'Accouchement & Echographie Hasimpitahina posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Cabinet d'Accouchement & Echographie Hasimpitahina:

Share