Fitaleavam-paritry ny Fahasalamam-bahoaka BOENY

Fitaleavam-paritry ny Fahasalamam-bahoaka BOENY Fahasalamanakay, fahasalamanao, fahasalamanantsika jiaby eto Boeny

🌟Fitokanana IFIRP Mahajanga sy fampitaovana ara-pahasalamana vahoaka faritra Boeny 🌟
26/05/2026

🌟Fitokanana IFIRP Mahajanga sy fampitaovana ara-pahasalamana vahoaka faritra Boeny 🌟

20/05/2026

Mitsangana amin'ny fomba ofialy ny Antenne d'observatoire I.C.A.M aty aminy faritra boeny napetraka izany mba handrindrana miaraka ny fitantantanana sy fisorohana ny mety fahapoizinana ateraky ny fihinanana hazandranomasina izay fiaraha-miasa ao aminy Jono sy toekarena manga , oniversité, fahasalamana sy haino aman-jery eto aminy faritra Boeny.

13/05/2026
🌟DRSP BOENY / OMS 🌟➡️ RESULTAT DU RECRUTEMENT pour la mise en œuvre d'activités de cliniques mobiles et renforcement des...
05/05/2026

🌟DRSP BOENY / OMS 🌟

➡️ RESULTAT DU RECRUTEMENT pour la mise en œuvre d'activités de cliniques mobiles et renforcement des services de santé dans les districts de Marovoay et Soalala pour une durée de 3 mois.

👍Recrutement :
- 5 médecins
- 15 paramédicaux : infirmier(ère) ou sage-femme

💐 FIZARANA MARI-PANKASITRAHANA IREO MPANENTANA ARA-PAHASALAMANA, MAHAJANGA 1🎉Ny Fitaleavam-paritrin'ny Fahasalamam-bahoa...
03/05/2026

💐 FIZARANA MARI-PANKASITRAHANA IREO MPANENTANA ARA-PAHASALAMANA, MAHAJANGA 1🎉

Ny Fitaleavam-paritrin'ny Fahasalamam-bahoaka eto Boeny sy ny SDSP Mahajanga 1 ary ny Commune Urbaine Mahajanga dia naneho fankasitrahana ireo mpanentana ara-pahasalamana tamin'ny fiaraha-miasa sy mientana ho fampandrosohana ny Fahasalamam-bahoaka Mahajanga.

Noho izany dia notolorana mari-pakasitrahana ireo 112 mpanentana ara-pahasalamana niasa nanomboka 1998 ka hatramin'ny 2016.

💯 MIASA MIARAKA HO AN’NY FANOVANA, MANASITRANA NY FIRENENA.

30/04/2026
24/04/2026
❤️ FIFAMPIHARABANA TRATRA NY TAONA SOCIALY BE DRSP BOENY 2026 ❤️🏖️ Fitsangatsanganana hoan'ireo mpiasan'ny fahasalamana ...
24/04/2026

❤️ FIFAMPIHARABANA TRATRA NY TAONA SOCIALY BE DRSP BOENY 2026 ❤️

🏖️ Fitsangatsanganana hoan'ireo mpiasan'ny fahasalamana mikambana ao amin'ny socialy be DRSP.

🙏🏼 Mankasitrakan'andriamatoa Mpanolon-tsaina Teknika ny Minisitra ny Fahasalamam-bahoaka tonga nanotrona anay.

21/04/2026

Address

Mahajanga

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Fitaleavam-paritry ny Fahasalamam-bahoaka BOENY posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share